I Chronicles 6

利未的儿子是革顺、哥辖、米拉利。
Ny zanakalahin'i Levy dia Gersona sy Kehata ary Merary.
哥辖的儿子是暗兰、以斯哈、希伯伦、乌薛。
Ary izao no anaran'ny zanakalahin'i Gersona: Libny sy Semey.
暗兰的儿子是亚伦、摩西,还有女儿米利暗。亚伦的儿子是拿答、亚比户、以利亚撒、以他玛。
Ary ny zanakalahin'i Kehata dia Amrama sy Jizara sy Hebrona ary Oziela.
以利亚撒生非尼哈;非尼哈生亚比书;
Ny zanakalahin'i Merary dia Maly sy Mosy. Ary izao no fokon'ny Levita araka ny rainy:
亚比书生布基;布基生乌西;
Avy amin'i Gersona: Libny no zanak'i Gersona, Jahata no zanak'i Libny, Zima no zanak'i Jahata,
乌西生西拉希雅;西拉希雅生米拉约;
Joa no zanak'i Zima, Ido no zanak'i Joa, Zera no zanak'Ido, Jeateray zanak'i Zera.
米拉约生亚玛利雅;亚玛利雅生亚希突;
Ny zanakalahin'i Kehata dia Aminadaba, Kora no zanakalahin'i Aminadaba, Asira no zakalahin'i Kora,
亚希突生撒督;撒督生亚希玛斯;
Elkana no zanakalahin'i Asira, Ebiasafa no zanakalahin'i Elkana, Asira no zanakalahin'i Ebiasafa,
亚希玛斯生亚撒利雅;亚撒利雅生约哈难;
Tahata no zanakalahin'i Asira, Oriela no zanakalahin'i Tahata, Ozia no zanakalahin'i Oriela, ary Saoly no zanakalahin'i Ozia.
约哈难生亚撒利雅(这亚撒利雅在所罗门于耶路撒冷所建造的殿中,供祭司的职分);
Ary ny zakalahin'i Elkana dia Amasay sy Ahimota.
亚撒利雅生亚玛利雅;亚玛利雅生亚希突;
Ny amin'i Elkana, ny zananilahy dia Zofay, ary Nahata no zanakalahin'i Zofay,
亚希突生撒督;撒督生沙龙;
Eliaba no zanakalahin'i Nahata, Jerohama no zanakalahin'i Eliaba, Elkana no zanakalahin'i Jerohama.
沙龙生希勒家;希勒家生亚撒利雅;
Ary ny zanakalahin'i Samoela dia Vasny lahimatoa sy Abia.
亚撒利雅生西莱雅;西莱雅生约萨答。
Ny zanakalahin'i Merary dia Maly, Libny no zanakalahin'i Maly, Semey no zanakalahin'i Libny, Oza no zanakalahin'i Semey,
当耶和华借尼布甲尼撒的手掳掠犹大和耶路撒冷人的时候,这约萨答也被掳去。
Simea no zanakalahin'i Oza, Hagia no zanakalahin'i Simea, Asaba no zanakalahin'i Hagia.
利未的儿子是革顺、哥辖、米拉利。
Ary izao no notendren'i Davida ho mpiventy hira tao amin'ny tranon'i Jehovah, rehefa voapetraka tao ny fiara,
革顺的儿子名叫立尼、示每。
ka nanao hira fanompoam-pivavahana izy tao amin'ny tabernakely, dia ny trano-lay fihaonana, ambara-panaon'i Solomona ny tranon'i Jehovah tany Jerosalema; koa raha nanao ny raharahany izy, dia nitsangana araka ny filaharany avy,
哥辖的儿子是暗兰、以斯哈、希伯伦、乌薛。
dia izao no nanompo mbamin'ny zanany: Tamin'ny zanakalahin'ny Kehatita dia Hemana mpihira, zanakalahin'i Joela, zanakalahin'i Samoela,
米拉利的儿子是抹利、母示。这是按著利未人宗族分的各家。
zanakalahin'i Elkana, zanakalahin'i Jerohama, zanakalahin'i Eliala, zanakalahin'i Toa.
革顺的儿子是立尼;立尼的儿子是雅哈;雅哈的儿子是薪玛;
zanakalahin'i Zofa, zanakalahin'i Elkana, zanakalahin'i Mahata, zanakalahin'i Amasay,
薪玛的儿子是约亚;约亚的儿子是易多;易多的儿子是谢拉;谢拉的儿子是耶特赖。
zanakalahin'i Elkana, zanakalahin'i Joela, zanakalahin'i Azaria, zanakalahin'i Zefania,
哥辖的儿子是亚米拿达;亚米拿达的儿子是可拉;可拉的儿子是亚惜;
zanakalahin'i Tahata, zanakalahin'i Asira, zanakalahin'i Ebiasafa, zanakalahin'i Kora,
亚惜的儿子是以利加拿;以利加拿的儿子是以比雅撒;以比雅撒的儿子是亚惜;
zanakalahin'i Jizara, zanakalahin'i Kehata, zanakalahin'i Levy, zanak'Isiraely.
亚惜的儿子是他哈;他哈的儿子是乌列;乌列的儿子是乌西雅;乌西雅的儿子是少罗。
Ary Asafa rahalahiny, izay nitsangana teo amin'ny ankavanany, dia Asafa, zanakalahin'i Berekia, zanakalahin'i Simea,
以利加拿的儿子是亚玛赛和亚希摩。
zanakalahin'i Mikaela, zanakalahin'i Beseia, zanakalahin'i Malkia,
亚希摩的儿子是以利加拿;以利加拿的儿子是琐菲;琐菲的儿子是拿哈;
zanakalahin'i Etny, zanakalahin'i Zera, zanakalahin'i Adaia,
拿哈的儿子是以利押;以利押的儿子是耶罗罕;耶罗罕的儿子是以利加拿;以利加拿的儿子是撒母耳。
zanakalahin'i Etana, zanakalahin'i Zima, zanakalahin'i Simey,
撒母耳的长子是约珥,次子是亚比亚。
zanakalahin'i Jahata, zanakalahin'i Gersona, zanakalahin'i Levy.
米拉利的儿子是抹利;抹利的儿子是立尼;立尼的儿子是示每;示每的儿子是乌撒;
Ary ny rahalahin'ireo kosa, dia ny zanakalahin'i Merary, nitsangana teo amin'ny ankaviany: Etana, zanakalahin'i Kisy, zanakalahin'i Abdia, zanakalahin'i Maloka,
乌撒的儿子是示米亚;示米亚的儿子是哈基雅;哈基雅的儿子是亚帅雅。
zanakalahin'i Hasabia, zanakalahin'i Amazia, zanakalahin'i Hilkia,
约柜安设之后,大卫派人在耶和华殿中管理歌唱的事。
zanakalahin'i Amzy, zanakalahin'i Bany, zanakalahin'i Samera,
他们就在会幕前当歌唱的差,及至所罗门在耶路撒冷建造了耶和华的殿,他们便按著班次供职。
zanakalahin'i Maly, zanakalahin'i Mosy, zanakalahin'i Merary, zanakalahin'i Levy.
供职的人和他们的子孙记在下面:哥辖的子孙中有歌唱的希幔。希幔是约珥的儿子;约珥是撒母耳的儿子;
Ary ny Levita rahalahin'ireo koa dia efa nomena hanao ny fanompoana rehetra ao amin'ny tabernakelin'ny tranon'Andriamanitra.
撒母耳是以利加拿的儿子;以利加拿是耶罗罕的儿子;耶罗罕是以列的儿子;以列是陀亚的儿子;
Fa Arona sy ny zananilahy no nanatitra teo ambonin'ny alitara fandoroana ny fanatitra dorana sy teo ambonin'ny alitara fandoroana ditin-kazo manitra, mba hanao ny raharaha rehetra ao amin'ny fitoerana masina indrindra sy hanao fanavotana ho an'ny Isiraely, araka izay rehetra nandidian'i Mosesy, mpanompon'Andriamanitra.
陀亚是苏弗的儿子;苏弗是以利加拿的儿子;以利加拿是玛哈的儿子;玛哈是亚玛赛的儿子;
Ary ny zanakalahin'i Arona dia Eleazara, ary Finehasa no zanakalahin'i Eleazara, Abisoa no zanakalahin'i Finehasa,
亚玛赛是以利加拿的儿子;以利加拿是约珥的儿子;约珥是亚撒利雅的儿子;亚撒利雅是西番雅的儿子;
Boky no zanakalahin'i Abisoa, Ozy no zanakalahin'i Boky, Zerahia no zanakalahin'i Ozy,
西番雅是他哈的儿子;他哈是亚惜的儿子;亚惜是以比雅撒的儿子;以比雅撒是可拉的儿子;
Meraiota no zanakalahin'i Zerahia, Amaria no zanakalahin'i Meraiota, Ahitoba no zanakalahin'i Amaria,
可拉是以斯哈的儿子;以斯哈是哥辖的儿子;哥辖是利未的儿子;利未是以色列的儿子。
Zadoka no zanakalahin'i Ahitoba, Ahimaza no zanakalahin'i Zadoka.
希幔的族兄亚萨是比利家的儿子,亚萨在希幔右边供职。比利家是示米亚的儿子;
Ary izao no fonenany araka ny vohiny tao amin'ny zara-taniny avy, dia ny an'ny taranak'i Arona, avy amin'ny fokon'ny Kehatita; fa azy ny loka:
示米亚是米迦勒的儿子;米迦勒是巴西雅的儿子;巴西雅是玛基雅的儿子;
Nomeny azy Hebrona tao amin'ny tanin'ny Joda sy ny tany manodidina azy.
玛基雅是伊特尼的儿子;伊特尼是谢拉的儿子;谢拉是亚大雅的儿子;
Fa ny saha momba ny tanàna sy ny vohiny kosa nomeny an'i Kaleba, zanak'i Jefone.
亚大雅是以探的儿子;以探是薪玛的儿子;薪玛是示每的儿子;
Ary ny taranak'i Arona nomeny an'i Hebrona, tanàna fiarovana, ary Libna sy ny tany manodidina azy ary Jatira sy Estemoa sy ny tany manodidina azy
示每是雅哈的儿子;雅哈是革顺的儿子。革顺是利未的儿子。
ary Hilena sy ny tany manodidina azy ary Debira sy ny tany manodidina azy
他们的族弟兄米拉利的子孙,在他们左边供职的有以探。以探是基示的儿子;基示是亚伯底的儿子;亚伯底是玛鹿的儿子;
ary Asana sy ny tany manodidina azy ary Beti-semesy sy ny tany manodidina azy;
玛鹿是哈沙比雅的儿子;哈沙比雅是亚玛谢的儿子;亚玛谢是希勒家的儿子;
ary avy tamin'ny firenen'i Benjamina dia Geba sy ny tany manodidina azy ary Alemeta sy ny tany manodidina azy ary Anotata sy ny tany manodidina azy. Dia telo ambin'ny folo no isan'ny tanànan'izy mianakavy rehetra.
希勒家是暗西的儿子;暗西是巴尼的儿子;巴尼是沙麦的儿子;
Ary ny an'ny taranak'i Kehata sisa tamin'ny fokon'izany firenena izany dia tanàna folo araka ny filokana tamin'ny antsasaky ny firenen'i Manase.
沙麦是末力的儿子;末力是母示的儿子;母示是米拉利的儿子;米拉利是利未的儿子。
Ary ny an'ny taranak'i Gersona araka ny fokony dia tanàna telo ambin'ny folo tamin'ny firenen'Isakara sy ny firenen'i Asera sy ny firenen'i Naftaly ary ny firenen'i Manase any Basana.
他们的族弟兄利未人也被派办 神殿中的一切事。
Ary ny loka azon'ny taranak'i Merary araka ny fokony dia tanàna roa ambini ny folo avy tamin'ny firenen'i Robena sy ny firenen'i Gada ary ny firenen'i Zebolona.
亚伦和他的子孙在燔祭坛和香坛上献祭烧香,又在至圣所办理一切的事,为以色列人赎罪,是照 神仆人摩西所吩咐的。
Dia nomen'ny Zanak'i Isiraely ho an'ny Levita ireo tanàna ireo sy ny tany manodidina azy.
亚伦的儿子是以利亚撒;以利亚撒的儿子是非尼哈;非尼哈的儿子是亚比书;
Ary nomeny tamin'ny filokana ireto tanàna tononina ireto avy tamin'ny firenena taranak'i Joda sy ny firenena taranak'i Simeona ary ny firenena taranak'i Benjamina.
亚比书的儿子是布基;布基的儿子是乌西;乌西的儿子是西拉希雅;
Fa ny sasany amin'ny fokon'ny taranak'i Kehata dia nahazo tanàna avy tamin'ny firenen'i Efraima.
西拉希雅的儿子是米拉约;米拉约的儿子是亚玛利雅;亚玛利雅的儿子是亚希突;
Ary nomeny azy Sekema, tanàna fiarovana, tao amin'ny tany havoan'i Efraima sy ny tany manodidina azy ary Gazera sy ny tany manodidina azy
亚希突的儿子是撒督;撒督的儿子是亚希玛斯。
ary Jokmeama sy ny tany manodidina azy ary Beti-horona sy ny tany manodidina azy
他们的住处按著境内的营寨,记在下面:哥辖族亚伦的子孙先拈阄得地,
ary Aialona sy ny tany manodidina azy ary Gata-rimona sy ny tany manodidina azy;
在犹大地中得了希伯崙和四围的郊野;
ary ny avy tamin'ny antsasaky ny firenen'i Manase dia Amera sy ny tany manodidina azy ary Bileama sy ny tany manodidina azy, dia ho an'ny fokon'ny taranak'i Kehata sisa.
只是属城的田地和村庄都为耶孚尼的儿子迦勒所得。
Ary ny an'ny taranak'i Gersona dia Golana any Basana sy ny tany manodidina azy ary Astarta, sy ny tany manodidina azy avy tamin'ny antsasaky ny firenen'i Manase;
亚伦的子孙得了逃城希伯崙,又得了立拿与其郊野,雅提珥、以实提莫与其郊野;
ary ny avy tamin'ny firenen'Isakara dia Kadesy sy ny tany manodidina azy ary Daberata sy ny tany manodidina azy
希崙与其郊野,底璧与其郊野,
ary Ramota sy ny tany manodidina azy ary Anema sy ny tany manodidina azy;
亚珊与其郊野,伯‧示麦与其郊野。
ary ny avy tamin'ny firenen'i Asera dia Masala sy ny tany manodidina azy ary Abdona sy ny tany manodidina azy
在便雅悯支派的地中,得了迦巴与其郊野,阿勒篾与其郊野,亚拿突与其郊野。他们诸家所得的城共十三座。
ary Hokoka sy ny tany manodidina azy ary Rehoba sy ny tany manodidina azy;
哥辖族其余的人又拈阄,在玛拿西半支派的地中得了十座城。
ary ny avy tamin'ny firenen'i Naftaly dia Kadesy any Galilia sy ny tany manodidina azy ary Hamona sy ny tany manodidina azy ary Kiriataima sy ny tany manodidina azy.
革顺族按著宗族,在以萨迦支派的地中,亚设支派的地中,拿弗他利支派的地中,巴珊内玛拿西支派的地中,得了十三座城。
Ary ny an'ny sisa, taranak'i Merary, dia avy tamin'ny firenen'i Zebolona, dia Rimono sy ny tany manodidina azy ary Tabara sy ny tany manodidina azy;
米拉利族按著宗族拈阄,在流便支派的地中,迦得支派的地中,西布伦支派的地中,得了十二座城。
ary any an-dafin'i Jordana, tandrifin'i Jeriko, atsinanan'i Jordana, koa dia avy tamin'ny firenen'i Robena, dia Bazera any an-efitra sy ny tany manodidina azy ary Jaza sy ny tany manodidina azy
以色列人将这些城与其郊野给了利未人。
ary Kedemota sy ny tany manodidina azy ary Mefata sy ny tany manodidina azy;
这以上录名的城,在犹大、西缅、便雅悯三支派的地中,以色列人拈阄给了他们。
ary avy tamin'ny firenen'i Gada dia Ramota-gileada sy ny tany manodidina azy ary Mahanaima sy ny tany manodidina azy
哥辖族中有几家在以法莲支派的地中也得了城邑,
ary Hesbona sy ny tany manodidina azy ary Jazera sy ny tany manodidina azy.
在以法莲山地得了逃城示剑与其郊野,又得了基色与其郊野,
约缅与其郊野,伯‧和崙与其郊野,
亚雅崙与其郊野,迦特‧临门与其郊野。
哥辖族其余的人在玛拿西半支派的地中得了亚乃与其郊野,比连与其郊野。
革顺族在玛拿西半支派的地中得了巴珊的哥兰与其郊野,亚斯他录与其郊野;
又在以萨迦支派的地中得了基低斯与其郊野,大比拉与其郊野,
拉末与其郊野,亚年与其郊野;
在亚设支派的地中得了玛沙与其郊野,押顿与其郊野,
户割与其郊野,利合与其郊野;
在拿弗他利支派的地中得了加利利的基低斯与其郊野,哈们与其郊野,基列亭与其郊野。
还有米拉利族的人在西布伦支派的地中得了临摩挪与其郊野,他泊与其郊野;
又在耶利哥的约旦河东,在流便支派的地中得了旷野的比悉与其郊野,雅哈撒与其郊野,
基底莫与其郊野,米法押与其郊野;
又在迦得支派的地中得了基列的拉末与其郊野,玛哈念与其郊野,
希实本与其郊野,雅谢与其郊野。