I Chronicles 1

Adama, Seta, Enosy,
Ko Arama, ko Heta, ko Enoha;
Kenana, Mahalalila, Jareda,
Ko Kainana, ko Maharareere, ko Iarere;
Enoka, Metosela, Lameka,
Ko Enoka, ko Matuhara, ko Rameka;
Noa, Sema, Hama ary Jafeta.
Ko Noa, ko Hema, ko Hama, ko Iapeta.
Ny zanakalahin'i Jafeta dia Gomera sy Magoga sy Maday sy Javana sy Tobala sy Maseta ary Tirasa.
Ko nga tama a Iapeta; ko Komere, ko Makoko, ko Marai, ko Iawana, ko Tupara, ko Meheke, ko Tiraha.
Ary ny zanakalahin'i Gomera dia Askenaza sy Rifata ary Togarma.
Ko nga tama a Komere; ko Ahekenata, ko Ripata, ko Tokarama.
Ary ny zanakalahin'i Javana dia Elisaha sy Tarsisy sy ny Kitima ary ny Dodanita.
Na ko nga tama a Iawana; ko Erihaha, ko Tarahihi, ko Kitimi, ko Totanimi.
Ny zanakalahin'i Hama dia Kosy sy Mizraima sy Pota ary Kanana.
Na ko nga tama a Hama; ko Kuhu, ko Mitiraima, ko Putu, ko Kanaana.
Ary ny zanakalahin'i Kosy dia Seba sy Havila sy Sabta sy Ragarna ary Sabteka. Ary ny zanakalahin'i Ragama dia Seba sy Dedana.
A, ko nga tama a Kuhu; ko Tepa, ko Hawira, ko Hapata, ko Raama, ko Hapateka, Na ko nga tama a Raama; ko Hepa, ko Rerana.
Ary Kosy niteraka an'i Nimroda; izy no voalohany izay tonga olona mahery teo ambonin'ny tany.
Na Kuhu ko Nimirota: nana i timata te whakatangata nui ki te whenua.
Ary Mizraima niteraka ny Lodita sy ny Anamita sy ny Lehabita sy ny Naftohita
Na Mitiraima ko Rurimi, ko Anamime, ko Rehapimi, ko Napatuhimi,
sy ny Patrosita sy ny Kaslohita (izay nihavian'ny Filistina) ary ny Kaftorita.
Ko Pataruhimi, ko Kaharuhimi, nana nei nga Pirihitini, ko Kapatorimi.
Ary Kanana niteraka an'i Sidona, lahimatoany, sy Heta
A na Kanaana ko tana matamua, ko Hairona, ko Hete;
ary ny Jebosita sy ny Amorita sy ny Girgasita
Me te Iepuhi, me te Amori, me te Kirikahi;
sy ny Hivita sy ny Arkita sy ny Sinita
Me te Hiwi, me te Araki, me te Hini;
sy ny Arvadita sy ny Zemarita ary ny Harnatita.
Me te Arawari, me te Temari, me te Hamati.
Ny zanakalahin'i Sema dia Elama sy Asyra sy Arpahada sy Loda sy Arama sy Oza sy Hola sy Gatera ary Maseka.
Ko nga tama a Hema; ko Erama, ko Ahura, ko Arapahata, ko Ruru, ko Arame, ko Uhu, ko Huru, ko Ketere, ko Meheke.
Ary Arpaksada niteraka an'i Sela; ary Sela niteraka an'i Ebera.
Na Arapahata ko Haraha; na Haraha ko Epere.
Ary Ebera niteraka roa lahy: ny anaran'ny iray natao hoe Palega, satria tamin'ny androny no nizarana ny tany; ary Joktana no anaran'ny rahalahiny.
Whanau ake a Epere, e rua nga tama: ko te ingoa o tetahi ko Pereke; no te mea hoki no ona ra i wehea ai te whenua; a ko te ingoa o tona teina ko Ioketana.
Ary Joktana niteraka an'i Almodada sy Salefa sy Hazarmaveta sy Jera
Na Ioketana ko Aramotata, ko Herepe, ko Hataramaweta, ko Ieraha;
sy Hadorama sy Ozala sy Dikla
Ko Hatorama, ko Utara, ko Tikera;
sy Ebala sy Abimaela sy Sheba
Ko Epara, ko Apimaera, ko Hepa;
sy Ofira sy Havila ary Jobaba; ireo rehetra ireo no zanakalahin'i Joktana.
Ko Opira, ko Hawira, ko Iopapa. He tama enei katoa na Ioketana.
Sema, Arpaksada, Sela,
Ko Hema, ko Arapahata, ko Haraha;
Ebera, Palega, Reo,
Ko Epere, ko Pereke, ko Reu;
Seroga, Nahora, Tera,
Ko Heruku, ko Nahora, ko Teraha;
Abrama (dia Abrahama izany).
Ko Aperama, ara ko Aperahama.
Ny zanakalahin'i Abrahama dia Isaka sy Isimaela.
Ko nga tama a Aperahama; ko Ihaka, ko Ihimaera.
Izao no taranany: Nebaiota, lahimatoan'Isimaela, dia Kedara sy Abdela sy Mibsama
Ko o ratou whakatupuranga enei: ko ta Ihimaera matamua, ko Nepaioto; muri iho ko Kerara, ko Atapeere, ko Mipihama,
sy Misma sy Doma sy Masa sy Hadada sy Tema
Ko Mihima, ko Ruma, ko Maha, ko Hatara, ko Tema,
sy Jetora sy Nafisy ary Kedma. Ireo no zanakalahin'Isimaela.
Ko Ieturu, ko Napihi, ko Kerema. Ko nga tama enei a Ihimaera.
Ary ny zanakalahin'i Ketora, vaditsindranon'i Abrahama. Izy no niteraka an'i Zimrama sy Joksana sy Medana sy Midiana sy Jisbaka ary Soaha. Ary ny zanakalahin'i Joksana dia Sheba sy Dedana.
Na, ko nga tama a Ketura wahine iti a Aperahama; whanau ake ana, ko Timirana, ko Iokohana, ko Merana, ko Miriana, ko Ihipaka, ko Huaha. Na, ko nga tama a Iokohana; ko Hepa, ko Rerana.
Ary ny zanakalahin'i Midiana dia Efaha sy Efera sy Hanoka sy Abida ary Eldaha. Ireo rehetra ireo no zanakalahin'i Ketora.
Ko nga tama a Miriana; ko Epa, ko Epere, ko Enoka, ko Apira, ko Ereraaha. He tama enei katoa na Ketura.
Ary Abrahama niteraka an'Isaka. Ny zanakalahin'i Isaka dia Esao sy Isiraely.
A na Aperahama ko Ihaka. Ko nga tama a Ihaka; ko Ehau, ko Iharaira.
Ny zanakalahin'i Esao dia Elifaza sy Regoela sy Jeosy sy Jalama ary Kora.
Ko nga tama a Ehau; ko Eripata, ko Reuere, ko Ieuhu, ko Iaarama, ko Koraha.
Ny zanak'i Elifaza dia Temana sy Omara sy Zefo sy Gatama sy Kenaza sy Timna ary Amaleka.
Ko nga tama a Eripata; ko Temana, ko Omara, ko Tepi, ko Katama, ko Kenaha, ko Timina, ko Amareke.
Ny zanakalahin'i Regoela dia Nahata sy Zera sy Sama ary Miza.
Ko nga tama a Reuere; ko Nahata, ko Tera, ko Hamaha, ko Miha.
Ary ny zanakalahin'i Seira dia Lotana sy Sobala sy Zibona sy Ana sy Disona sy Ezera ary Disana.
Na ko nga tama a Heira; ko Rotana, ko Hopara, ko Tipeona, ko Anaha, ko Rihona, ko Etere, ko Rihana.
Ary ny zanakalahin'i Lotana dia Hory sy Homama; ary Timna no anabavin'i Lotana.
Na ko nga tama a Rotana; ko Hori, ko Homama: a ko Timina te tuahine o Rotana.
Ary ny zanakalahin'i Sobala dia Aliana sy Manahata sy Ebala sy Sefy ary Onama. Ary ny zanakalahin'i Zibona dia Aia sy Ana.
Na ko nga tama a Hopara: ko Ariana, ko Manahata, ko Epara, ko Hepi, ko Onama. A ko nga tama a Tipeona; ko Aia, ko Anaha.
Ary ny zanakalahin'i Ana dia Disona. Ary ny zanakalahin'i Disona dia Hamrana sy Esbana sa Jitrana ary Kerana.
Ko nga tama a Anaha; ko Rihona. Ko nga tama a Rihona; ko Amarama, ko Ehepana, ko Itirana, ko Kerana.
Ary ny zanakalahin i Ezera dia Bilana sy Zavana ary Jakana. Ny zanakalahin'i Disana dia Oza sy Arana.
Ko nga tama a Etere; ko Pirihana, ko Taawana, ko Takana. Ko nga tama a Rihana; ko Uhu, ko Arana.
Ary izao no mpanjaka izay nanjaka tany amin'ny tany Edoma, fony tsy mbola nisy mpanjaka nanjaka tamin'ny Zanak'Isiraely: Bela, zanak'i Beora; ary Dinaba no anaran'ny tanànany.
Na ko nga kingi enei i kingi nei ki te whenua o Eroma i te mea kahore noa he kingi i kingi ki nga tama a Iharaira; ko Pera tama a Peoro: ko te ingoa o tona pa ko Rinihapa.
Ary maty Bela, dia nanjaka nandimby azy Jobaba, zanak'i Zera, avy any Bozra.
A ka mate a Pera, ko Iopapa tama a Tera o Potora te kingi i muri i a ia.
Ary maty Jobaba, dia nanjaka nandimby azy Hosama, avy any amin'ny tanin'ny Temanita.
Ka mate a Iopapa, ko Huhama o te whenua o nga Temani te kingi i muri i a ia.
Ary maty Hosama, dia nanjaka nandimby azy Hadada, zanak'i Bedada, izay namely ny Midianita tany amin'ny tany Moaba; ary Avita no anaran'ny tanànany.
A ka mate a Huhama, ko Harara tama a Perara, nana nei i patu a Miriana i te parae o Moapa, te kingi i muri i a ia, a ko Awiti te ingoa o tona pa.
Ary maty Hadada, dia nanjaka nandimby azy Samla avy any Masreka.
A ka mate a Harara, ko Hamara o Mahareka te kingi i muri i a ia.
Ary maty Samla, dia nanjaka nandimby azy Saoly avy any Rehobota eo amoron'ny Ony.
A ka mate a Hamara, ko Haora o Rehopoto i te taha o te awa te kingi i muri i a ia.
Ary maty Saoly, dia nanjaka nandimby azy Bala-hanana, zanak'i Akbora.
A ka mate a Haora, ko Paarahanana tama a Akaporo te kingi i muri i a ia.
Ary maty Bala-hanana, dia nanjaka nandimby azy Hadada; ary Pao no anaran'ny tanànany; ary ny anaran'ny vadiny dia Mehetabela, zanakavavin'i Matreda, zanakavavin'i Me-zahaba.
A ka mate a Paarahanana, ko Harara te kingi i muri i a ia: a ko Pai te ingoa o tona pa: ko Mehetapeere te ingoa o tana wahine: he tamahine na Matarere tamahine a Metahapa.
Dia maty koa Hadada. Ary ny loham-pirenen'i Edoma dia Timna loham-pireneny, Alva loham-pireneny, Jetata loham-pireneny,
A ka mate a Harara. Na ko nga ariki o Eroma; ko Ariki Timina, ko Ariki Aria, ko Ariki Ietete;
Oholibama loham-pireneny, Elaha loham-pireneny, Pinona loham-pireneny,
Ko Ariki Ahoripama, ko Ariki Eraha, ko Ariki Pinona;
Kenaza loham-pireneny, Temana loham-pireneny, Mibzara loham-pireneny,
Ko Ariki Kenaha, ko Ariki Temana, ko Ariki Mipitara;
Magdiela loham-pireneny, Irama loham-pireneny. Ireo no loham-pirenen'i Edoma.
Ko Ariki Makatiere, ko Ariki Irama. Ko nga ariki enei o Eroma.