Job 20

Katahi ka whakautua e Topara Naamati; i mea ia,
Dia namaly Zofara Namatita ka nanao hoe:
Na kona oku whakaaro i whakahoki kupu ake ai i roto i ahau; na reira ano ahau i hohoro ai.
Noho izany dia mamaly ahy ny eritreritro, eny, noho ny fihetsiketsiky ny saiko.
Kua rongo ahau i te whakahe moku, e pa ai te whakama ki ahau, a na te wairua o toku ngakau mahara te kupu whakahoki ki ahau.
Reko lalandava ny anatra mampahamenatra ahy; Ary ny fanahiko mamaly ahy avy amin'ny fahalalako.
Kahore ranei koe i mohio ki tenei i mua noa atu, i te wa ra ano i whakanohoia ai te tangata ki runga ki te whenua;
Tsy fantatrao va fa hatramin'ny ela, eny, hatrizay nampitoerana ny olona tetỳ ambonin'ny tany,
He poto te wa e whakamanamana ai te tangata kino, a ko te hari o te tangata atuakore he wheriko kau?
Dia vetivety foana ny firavoravoan'ny ratsy fanahy, ary indray mipi-maso monja ny fifalian'ny mpihatsaravelatsihy?44
Ahakoa eke noa tona nui ki nga rangi, a pa atu tona mahunga ki nga kapua;
Fa na dia mipaka amin'ny lanitra aza ny hahavony, ka mitehika amin'ny rahona ny lohany,
Ka memeha atu ano ia a ake ake, ka pera ano me tona paru: ko te hunga kua kite i a ia, ka mea, Kei hea ia?
Dia ho very mandrakizay toy ny dikiny ihany izy; Izay nahita azy dia hanao hoe: Aiza izy?
Ka rere atu ia ano he moemoea, e kore ano hoki e kitea: ae ka aia atu ia, ano he rekanga kanohi no te po.
Manidina tahaka ny nofy izy ka tsy ho hita; Eny, ampandosirina tahaka ny tsindrimandry amin'ny alina izy.
Ko te kanohi i kite i a ia e kore e kite ano; a heoi ano tirohanga a tona wahi ki a ia.
Ny maso izay mijery, dia indray mitopy ihany no ahitany azy; Ary dia tsy hahita azy intsony ny fitoerany.
E whakamanawareka ana tamariki i nga rawakore, ma ona ringa ano e whakahoki ona rawa.
Ny zanany hitambitamby amin'ny malahelo, ary ny tànany ihany no hampody ny hareny.
E ki ana ona wheua i te tamarikitanga; engari ka takoto tahi me ia i roto i te puehu.
Ny taolany dia feno ny herin'ny fahatanorana, Nefa hiara-mandry aminy eo amin'ny vovoka izany.
Ahakoa reka te kino i roto i tona mangai, ahakoa huna e ia i raro i tona arero;
Na dia mamy ao am-bavany aza ny ratsy, ka afeniny ao ambanin'ny lelany,
Ahakoa manawapatia noatia e ia, a kahore e mahue i a ia, heoi pupuri tonu i roto i tona mangai;
Ary tsitsiny ka tsy foiny, fa tehiriziny ao amin'ny lanilaniny ihany,
Otira ka puta ke tana kai i roto i ona whekau, ko te au o nga ahipi i roto i a ia.
Dia miova ny haniny ao an-kibony, ka aferon'ny vipera no ao anatiny.
I horomia e ia te taonga, ka ruakina mai ano e ia; ma te Atua e akiri mai i roto i tona kopu.
Harena no nateliny, nefa aloany indray; Loaran'Andriamanitra hiala ao an-kibony izany.
Ka ngotea e ia te huware whakamate o nga ahipi; ka mate ano ia i te arero o te waipera.
Ny poizin'ny vipera no hotsentsefiny; Hahafaty azy ny lelan'ny menarana.
E kore ia e kite i nga awa, i nga wai rere o te honi, o te pata.
Tsy ho faly mahita renirano izy, dia ony sy riaky ny tantely sy ronono.
Ko tana i uaua ai ka whakahokia e ia, e kore ano e horomia; ko tana utu ka rite ki ona taonga; e kore ano e koa ki reira.
Tsy azony atelina izay nikelezany aina, fa tsy maintsy hampodiny; Na dia be aza ny hareny, dia tsy ho araka izany ny hafaliany.
Nana hoki i tukino nga rawakore, whakarerea iho; murua ana e ia he whare, a e kore e hanga ano e ia.
Fa nampahory sy nahafoy ny reraka izy ka naka trano an-keriny, fa tsy hahatontosa azy.
I te mea kahore ia i kite i te tatutanga i roto i a ia, e kore ano etahi o nga mea e matea nuitia ana e ia e mau ki a ia.
Satria tsy mahalala mionona ny kibony, dia tsy hahavonjy ny tenany mbamin'ny tiany indrindra izy.
Kahore tetahi mea i toe i kore te horomia e ia; no reira e kore tetahi mea pai ona e mau tonu.
Tsy misy tsy tratry ny fieremany; Ka dia tsy haharitra ny fiadanany.
I a ia e whiwhi nui nei i te rawa, e rawakore ano ia; ka tae mai ki a ia nga ringa katoa o te hunga kei roto i te mata.
Ho poriporitra izy, na dia mihoa-pampana aza ny fananany; Ny tanan'ny ory no hamely azy.
I a ia ka mea ki te whakaki i tona kopu, ka maka mai e te Atua te kaha o tona riri ki runga ki a ia, a ka ringihia iho ki a ia, i a ia ano e kai ana.
Halefan'Andriamanitra ny fahatezerany mirehitra hameno ny kibony; Eny, halatsany aminy toy ny ranonorana izany ho hanina ho azy.
Ka rere atu ia i te patu rino, ka tu ia i te kopere parahi, puta pu.
Raha mandositra ny vy fiadiana izy, dia hahavoa azy miboroaka ny tsipìka varahina;
E unuhia ana, kua puta mai i roto i te tinana, ina, puta mai ana te mata wheriko i roto i tona au: kua tau nga wehi ki a ia.
Tsoahany izany, ka mivoaka avy amin'ny tenany; Eny, ny manelatselatra dia mivoaka avy amin'ny aferony; Lasa izy azon'ny fahatahorana mafy.
Ko te pouri katoa kei te takoto mai mo ana taonga: ka kainga ia e te ahi, kihai i puhia e te tangata; ma reira e pau ai te toenga i roto i tona teneti.
Ny aizim-pito no voarakitra ho amin'ny raki-malalany; Afo tsy tsofina no handoro azy sady handevona izay sisa ao amin'ny lainy.
Ka whakakitea mai tona he e nga rangi ka whakatika mai ano te whenua ki a ia.
Hambaran'ny lanitra ny helony, Ary ny tany hitsangana hiampanga azy,
Ko nga hua o tona whare ka riro: ka rere, ano he wai, ona mea i te ra e riri ai ia.
Ho lasa ny harena tafiditra ao an-tranony; Eny, ho levona izany amin'ny andro fahatezerany.
Ko ta te Atua wahi tenei ma te tangata kino, ko te taonga tupu i kiia e te Atua mona.
Izany no anjaran'ny ratsy fanahy avy amin'Andriamanitra, sy lova voatendrin'Andriamanitra ho azy.