I Chronicles 4

Ko nga tama a Hura: ko Parete, ko Heterono, ko Karami, ko Huru, ko Hopara.
Ny zanakalahin'i Joda dia Fareza sy Hezrona sy Karmy sy Hora ary Sobala.
Na whanau ake ta Reaia, ta te tama a Hopara; ko Iahata. Whanau ake ta Iahata, ko Ahumai, ko Rahara. Ko nga hapu enei o nga Torati.
Ary Reaia, zanakalahin'i Sobala, niteraka an'i Jahata; ary Jahata niteraka an'i Ahomay sy Lahada. Ireo no fokon'ny Zoraita.
Na, ko nga tama enei a te papa o Etama; ko Ietereere, ko Ihima, ko Iripaha; ko te ingoa ano o to ratou tuahine, ko Haterereponi;
Ary izao no avy amin'ny rain'i Etama: Jezirela sy Jisma ary Jidbasy, ary Hazelelpony no anaran'ny anabaviny,
Ko Penuere papa o Keroro, me Etere papa o Huhaha. Ko nga tama enei a Huru a te matamua a Eparata papa o Peterehema.
ary Penoela, rain'i Gedora, sy Ezera, rain'i Hosa. Ireo no zanak'i Hora, lahimatoan'i Efrata, razamben'ny any Betlehema.
Na tokorua nga wahine a Ahuru papa o Tekoa; ko Heraha, ko Naara.
Ary Asora, razamben'ny any Tekoa, namporafy, dia Hela sy Nara.
Na whanau ake a raua ko Naara; ko Ahutama, ko Hewhere, ko Temeni, ko Haahahatari, Ko nga tama enei a Naara.
Ary Nara niteraka an'i Ahozama sy Hafera sy Temeny ary Hahastary. Ireo no zanakalahin'i Nara.
Na ko nga tama a Heraha; ko Terete, ko Ietoara, ko Etenana.
Ary ny zanakalahin'i Hela dia Zareta sy Jizara ary Etnana.
A whanau ake a Koto; ko Anupu, ko Topepa, me nga hapu o Aharahere tama a Harumu.
Ary Hakoza niteraka an'i Anoba sy Zobeba ary ny fokon'i Aharela, zanakalahin'i Haroma.
Na nui atu te ingoa o Tapete i to ona tuakana, teina; i huaina ano hoki tona ingoa e tona whaea ko Tapete; i mea ia, No te mea i mamae toku ngakau i a ia i whanau i roto i ahau.
Ary Jabeza dia nalaza noho ny rahalahiny; ary ny reniny nanao ny anarany hoe Jabeza, fa hoy izy: Ory aho, raha niteraka azy.
A i karanga a Tapete ki te Atua o Iharaira, i mea, Aue! me i pono rawa tau manaaki moku, me i whakanuia e koe te wahi moku, kia tata mai ano hoki tou ringa ki ahau, kia araia atu hoki e koe te kino i ahau, kei mamae toku ngakau! Na ka homai e te Atua tana i inoi ai.
Ary Jabeza niantso an'Andriamanitry ny Isiraely hoe: Enga anie ka hotahinao tokoa aho, ka hohalalahinao ny fari-taniko, ary ho amiko ny tananao, ka harovanao amin'ny ratsy aho, mba tsy hampahory ahy izany. Ary dia nomen'Andriamanitra azy ny nangatahiny.
Na whanau ake ta Kerupu, ta te teina o Hua ko Mehiri; ko te papa ia o Ehetono.
Ary Keloba, rahalahin'i Soha, niteraka an'i Mehira, rain'i Estona;
Whanau ake ta Ehetono; ko Peterapa, ko Pahea, ko Tehina papa o Irinahaha. Ko nga tangata enei o Rekaha.
ary Estona niteraka an'i Betirafa sy Pasea ary Tehina, rain'Ir-nahasa. Ireo dia mponina tao Reka.
Na, ko nga tama a Kenaha; ko Otoniere, ko Heraia: na, ko nga tama a Otoniere; ko Hatata.
Ary ny zanakalahin'i Kenaza dia Otniela sy Seraia; ary ny zanakalahin'i Otniela dia Hatata.
Na, whanau ake ta Meonotai, ko Opora: whanau ake ta Heraia, ko Ioapa matua o Keharahimi; he hunga mohio ratou ki te mahi.
Ary Meonotahy niteraka an'i Ofra; ary Seraia niteraka an'i Joaba, razamben'ny ao an-dohasahan'ny mpiasa; fa mpiasa ireo.
Na, ko nga tama a Karepe tama a Iepune; ko Iru, ko Eraha, ko Naama: me nga tama a Eraha; ara a Kenaha.
Ary ny zanakalahin'i Kaleba, zanakalahin'i Jefone, dia Iro sy Elaha sy Nama; ary ny zanakalahin'i Elaha dia Kenaza.
Me nga tama a Ieharereere; ko Tiwhi, ko Tipaha, ko Tiria, ko Atareere.
Ary ny zanakalahin'i Jehalalila dia Zifa sy Zifaha sy Tiria ary Asarela.
Na, ko nga tama a Etera: ko Ietere, ko Merere, ko Epere, ko Tarono: a whanau ake ana; ko Miriama, ko Hamai, ko Ihipa, papa o Ehetemoa.
Ary ny zanakalahin'i Ezra dia Jatera sy Mareda sy Efera ary Jalona; ary izy niteraka an'i Miriama sy Samay ary Jisba, razamben'ny any Estemoa.
A whanau ake a tana wahine, a Iehuria; ko Iarere papa o Keroro, ko Hepere papa o Hoko, ko Iekutiere papa o Tanoa. Ko nga tama enei a Pitia, tamahine a Parao i riro nei i a Merere.
Ary Jehodia vadiny niteraka an'i Jareda, razamben'ny any Gedora, sy Hebera, razamben'ny any Soko, ary Jakotiela, razamben'ny any Zanoa. Ireo no zanakalahin'i Bitia, zanakavavin'i Farao, izay novadin'i Mareda.
A, ko nga tama a te wahine a Horiia, tuahine o Nahama, ko te papa o Keira Karami, me Ehetemoa Maakati.
Ary ny zanakalahin'i Hodia vadiny, izay anabavin'i Nahama, dia ny razamben'ny an'i Keila Garmita sy Estemoa Makatita.
Na, ko nga tama a Himono, ko Amanono, ko Rina, ko Penehanana, ko Tirono. Na, ko nga tama a Ihi; ko Tohete, ko Penetohete.
Ary ny zanakalahin'i Simona dia Amnona sy Rina sy Ben-hanana ary Tilona. Ary ny zanakalahin'i Jisy dia Zoheta sy Ben-zoheta.
Ko nga tama a Heraha tama a Hura; ko Ere papa o Reka, ko Raara papa o Mareha, me nga hapu o te whare o nga kaimahi rinena, o te whare o Ahapea;
Ary ny zanakalahin'i Sela, zanak'i Joda, dia Era, rain'i Leka, sy Lada, rain'i Maresa, sy ny fokon'ny mpanao rongony fotsy madinika amin'ny ankohonan'i Asbea;
Me Tokimi, me nga tangata o Kotepa, me Ioaha, me Harapa, ko nga rangatira nei enei o Moapa, me Tahupi Reheme. Na he korero nonamata enei.
ary Jokima sy ny mponina tao Kozeba ary Joasy sy Sarafa, izay samy nanapaka tany Moaba, ary Jasobi-lehema. Ary efa ela izany zavatra izany.
Ko enei nga kaihanga rihi, me nga tangata i noho ki Netaimi, ki Keteraha: i noho ratou ki reira ki te kingi ki ana mahi.
Ireo no mpanefy vilany sy mponina tany Netaima sy Gadera; tany no nitoerany tamin'ny mpanjaka hanao ny asany.
Ko nga tama a Himiona; ko Nemuere, ko Iamini, ko Iaripi, ko Tera, ko Haora:
Ny zanakalahin'i Simeona dia Nemoela sy Jamina sy Jariba sy Zera ary Saoly,
Ko tana tama ko Harumu; ko tana tama ko Mipihama; ko tana tama ko Mihima.
dia Saloma no zanakalahin'i Saoly, Mibsama no zanakalahin'i Saloma, Misma no zanakalahin'i Mibsama.
A, ko nga tama a Mihima; ko tana tama ko Hamuere; ko tana tama ko Takuru; ko tana tama ko Himei.
Ary ny zanakalahin'i Misma dia Hamoela, ary Zakora no zanakalahin'i Hamoela, Simey no zanakalahin'i Zakora.
Na kotahi tekau ma ono nga tama a Himei, tokoono nga tamahine; kihai ia i tokomaha nga tamariki a ona tuakana, kihai hoki o ratou hapu katoa i nui haere, kihai i rite ki nga tama a Hura.
Ary Simey nanan-janaka enina ambin'ny folo lahy sy enim-bavy; fa ny rahalahiny tsy nanan-janaka maro, sady tsy nihamaro tahaka ny taranak'i Joda ny fokony rehetra.
Na, ko o ratou nohoanga, i Peerehepa, i Morara, i Hatarahuara;
Ary izy nonina tao Beri-sheba sy Molada sy Hazara-soala
I Piriha, i Ateme, i Torara;
sy Bila sy Ezema sy Tolada
I Petuere, i Horema, i Tikiraka;
sy Betoela sy Horma sy Ziklaga
I Petemarakapoto, i Hatarahuhimi, i Petepirei, i Haaraimi. Ko o ratou pa enei, a tae noa ki te kingitanga o Rawiri.
sy Beti-markabota sy Hazora-sosima sy Beti-biry ary Saraima. Ireo no tanàna nonenany mandra-panjakan'i Davida.
Na, ko o ratou kainga, ko Etama, ko Aina, ko Rimono, ko Tokene, ko Ahana; e rima nga pa:
Ary ny zana-bohiny dia Etama sy Aina sy Rimona sy Tokena ary Asana, tanana dimy ireo,
Me o ratou kainga katoa i nga taha katoa o aua pa ra ano, tae noa ki Paara. Ko o ratou nohoanga enei, a kei a ratou to ratou whakapapa.
ary ny zana-bohiny rehetra koa izay manodina izany tanàna izany hatrany Bala. Ireo no fonenany sady nanana fitantaram-pirazanana manokana izy.
Me Mehopapa ano, ratou ko Tamareke, ko Hoha tama a Amatia;
Ary Mesobaba sy Jamleka sy Josa, zanak'i Amazia,
Ko Hoera, ko Iehu tama a Tohipia, tama a Heraia, tama a Ahiere;
ary Joela sy Jeho, zanak'i Josibia, zanak'i Seraia, zanak'i Asiela,
Ko Erioenai, ko Taakopa, ko Hehohaia, ko Ahaia, ko Ariere, ko Tehimiere, ko Penaia;
ary Elioenay sy Jakoba sy Jesohaia sy Asaia sy Adiela sy Jesimiela sy Benaia
Ko Tita tama a Hipi, tama a Arono, tama a Ieraia, tama a Himiri, tama a Hemaia:
sy Ziza, zanak'i Sify, zanak'i Alona, zanak'i Jedaia, zanak'i Simry, zanak'i Semaia;
Ko enei, kua whakahuatia nei o ratou ingoa, he rangatira no o ratou hapu. I nui haere ano nga whare o o ratou matua.
ireo voalaza anarana ireo dia samy lohany tamin'ny fotony avy; ary efa nihamaro indrindra ny fianakaviany.
I haere hoki ratou ki te tapokoranga atu ki Keroro, ki te rawhiti ra ano o te raorao, ki te rapu haerenga mo a ratou kahui.
Ary nankany amin'ny fidirana ho any Gedora izy, dia hatramin'ny ilany atsinanana amin'ny lohasaha, hitady ahitra ho an'ny ondriny aman'osiny.
A ka kitea e ratou he haerenga momona, he wahi pai, he whenua whanui ano, ata takoto rangimarie; no Hama hoki te hunga i noho ki reira i mua.
Ary nahita ahitra maitso sady tsara izy, ary malalaka ny tany sady nandry fahizay; nefa ny taranak'i Hama no nonina tany taloha.
Na ko te haerenga mai o te hunga kua tuhituhia nei o ratou ingoa i nga ra o Hetekia kingi o Hura, patua iho e ratou o ratou teneti me nga Meunimi, i kitea ki reira, huna rawatia iho hoki ratou taea noatia tenei ra, noho iho ana ki to ratou wahi; no te mea he haerenga i reira mo a ratou hipi.
Ary ireo voasoratra anarana ireo dia tonga tao tamin'ny andron'i Hezekia, mpanjakan'ny Joda, ka namely ny lay sy ny fonenana hitany tao sy nandringana azy rehetra mandraka ankehitriny, dia nonina nisolo azy; fa nisy ahitra ho an'ny ondriny aman'osiny tany.
Na, ko etahi o ratou, ara o nga tama a Himiona, e rima rau tangata, i haere ki Maunga Heira, ko o ratou rangatira ko Peratia, ko Nearia, ko Repaia, ko Utiere, he tama enei na Ihi.
Ary nisy lehilahy dimam-jato tamin'ny taranak'i Simeona nankany amin'ny tendrombohitra Seira ka nanana an'i Peletia sy Nearia sy Refaia ary Oziela, zanakalahin'i Jisy, ho mpifehy azy.
A patua iho e ratou nga oranga o nga Amareki i mawhiti i mua: noho ana i reira a taea noatia tenei ra.
Ary namely ny sisa afaka tamin'ny Amalekita izy, ka dia monina ao mandraka androany.