Lamentations 5

Kia mahara, e Ihowa, ki te mea kua pa nei ki a matou: tirohia mai, kia kite ai koe i to matou ingoa kino.
Jehovah ô, tsarovy izay nanjo anay; Hevero sy diniho ny latsa mahazo anay.
Kua riro to matou wahi tupu i nga tangata ke, o matou whare i nga tautangata.
Ny lovanay dia afindra ho an'ny vahiny ary ny tranonay ho an'ny hafa firenena.
He pani matou, kahore he matua, ko o matou whaea ano he pouaru.
Efa kamboty izahay ka tsy manan-dray, ny reninay dia toy ny mpitondra-tena.
Na te moni i inu wai ai matou; ko a matou wahie he mea hoko.
Na dia ny loharanonay aza dia andoavanay vola vao azonay isotroana, ary ny kitay hazonay dia vidinay vao azo.
Kei runga kei o matou kaki o matou kaiwhai: e mauiui ana matou, kahore he tanga manawa mo matou.
Rambondrambonan'ny mpanenjika amin'ny hatokay izahay; Reraka izahay fa tsy manam-pitsaharana.
Kua hoatu e matou te ringa ki nga Ihipiana, ki nga Ahiriana, kia makona ai matou i te taro.
Nanolo-tanana tamin'ny Egyptiana sy ny Asyriana izahay mba ho voky hanina.
I hara o matou matua, a kua kore; a kua whakawaha e matou o ratou he.
Nanota ny razanay tsy etỳ intsony izy; Ary izahay no mivesatra ny helony.
Ko nga pononga o matou rangatira: kahore he kaiwhakaora mo matou i o ratou ringa.
Andevo no manapaka anay; Tsy misy manafaka anay amin'ny tànany.
E tata mate matou ka whiwhi ai i te taro, i te hoari hoki o te koraha.
Noho ny sabatra mamely any an-efitra dia manao vy very ny ainay izahay vao mahazo hanina.
Mangu ana o matou kiri ano he oumu, i te wera ngau kino o te hemokai.
Mahamay toy ny fatana ny hodi-tray noho ny fahamaimaizana avy amin'ny mosary.
Taea ana e ratou nga wahine o Hiona, nga wahine i nga pa o Hura.
Nosavihina ny vehivavy tao Ziona ary ny virijina tao amin'ny tanànan'ny Joda.
Ko nga rangatira, taronatia ake e to ratou ringa; kihai nga kanohi o nga kaumatua i whakahonoretia.
Nahantona tamin'ny tànany ny lehibe; Ary ny antitra tsy mba nohajaina.
Ko nga taitama kei te waha i te huri, hinga ana nga tamariki i te pikaunga wahie.
Ny zatovo nitondra ny fikosoham-bary; Ary ny ankizy madinika nivembena nitondra ny hazo.
Ko nga kaumatua i nga kuwaha kua kore, me te waiata hoki a nga taitama.
Ny loholona tsy misy eo am-bavahady, ary ny zatovo tsy mitendry zava-maneno intsony.
Kua mutu te koa o o matou ngakau, kua puta ke ta matou kanikani hei uhunga.
Ny hafalian'ny fonay dia nitsahatra, ary ny dihinay niova ho fitomaniana.
Kua taka te karauna o to matou mahunga; aue, te mate mo matou! kua hara hoki matou.
Efa afaka ny satro-boninahitra tamin'ny lohanay; Idiran-doza izahay, fa efa nanota!
Na reira whakaruhi noa iho o matou ngakau; na enei mea pouriuri ana o matou kanohi.
Ary noho izany dia reraka ny fonay, eny, noho izany dia maizina ny masonay,
Na te maunga hoki o Hiona kua ururuatia nei, e haereerea nei e nga pokiha.
Noho ny amin'ny tendrombohitra Ziona, izay efa lao sady ikarenjen'ny amboahaolo.
Pumau tonu koe, ake ake, e Ihowa; ko tou torona kei tera whakatupuranga, kei tera whakatupuranga.
Jehovah ô, ianao no mipetraka mandrakizay, eny, ny seza fiandriananao no maharitra hatramin'ny taranaka fara mandimby.
He aha koe i wareware tonu ai ki a matou? he aha koe i whakarere ai i a matou, a roa noa iho nga ra?
Ahoana no dia anadinoanao anay mandrakizay sy ahafoizanao anay andro lava ?
Whakatahuritia atu matou ki a koe, e Ihowa, a ka tahuri matou: whakahoutia o matou ra, kia rite ki o mua.
Jehovah ô, ampivereno aminao izahay, mba hiverenanay; Havaozy ho toy ny fahiny ny andronay.
Otiia kua tino whakakahore rawa koe ki a matou, e tino nui ana tou riri ki a matou.
Moa dia nandà anay tokoa va Hianao sy tezitra aminay indrindra?