Ki te tino kaiwhakatangi. Hohanimi Erutu. He himene na Ahapa. Tahuri mai tou taringa, e te Hepara o Iharaira, e arahi nei i a Hohepa ano he kahui hipi; whiti mai koe e noho mai na i waenganui i nga kerupima;
Ho an'ny mpiventy hira. Al-shoshanim-edoth. Salamo nataon'i Asafa. Ry Mpiandry ny Isiraely ô, mihainoa, Hianao Izay mitondra an'i Josefa toy ny ondry; Hianao, Izay mipetraka amin'ny kerobima, mamirapiratra.