Romans 3

Koa inona ary no tombony ananan'ny Jiosy, ary inona koa no soa avy amin'ny famorana?
Ha, he aha ra te painga i hua ki te Hurai? he aha te rawa o te kotinga?
Be ihany amin'ny zavatra rehetra: voalohany, izy no notolorana ny tenin'Andriamanitra ho adidiny.
He nui ra i nga mea katoa: Ko te tuatahi, kua akona ratou ki nga kupu a te Atua.
Fa ahoana kosa ary? Raha tsy nino ny sasany, moa ny tsi-finoanay va hahafoana ny fahamarinan'Andriamanitra?
Ka pehea, mehemea kahore he whakapono o etahi? e taka ranei to te Atua pono i to ratou whakaponokore?
Sanatria izany! Aoka Andriamanitra no ho marina, fa ny olona rehetra kosa ho mpandainga; araka ny voasoratra hoe: Mba hohamarinina amin'ny teninao Hianao, Ary hahery, rehefa manana ady (Sal. 51. 4).
Kahore rapea: engari ko te Atua kia kitea he pono, ko nga tangata katoa he teka kau; ko te mea hoki ia i tuhituhia, Kia tika ai tau i tau korerotanga, kia puta ai tau ina whakawakia koe.
Fa raha ny tsi-fahamarinantsika no mampiseho ny fahamarinan'Andriamanitra, ahoana ary no holazaintsika? Tsy marina angaha Andriamanitra Izay mandatsaka ny fahatezerany! - miteny araka ny fanaon'ny olona aho -
Ha, ki te mea na to tatou he i kitea nuitia ai to te Atua tika, me pehea he kupu ma tatou? E he ana ranei te Atua i a ia e whakapa ana i te riri? he kupu tangata tenei naku:
Sanatria izany! Fa raha izany, hataon'Andriamanitra ahoana no fitsara izao tontolo izao?
Kahore rapea: penei me pehea te Atua e whakawa ai i te ao?
Fa raha ny fahamarinan'Andriamanitra kosa no nitombo tamin'ny laingako ho voninahiny, nahoana aho no mbola tsaraina ho mpanota indray?
Na ki te mea na toku teka i hira rawa ai to te Atua pono hei kororia mona; he aha ahau i whakahengia tonutia ai ano hei tangata hara?
Ary nahoana no tsy hanao ratsy hihavian'ny soa isika,- araka ny anendrikendrehana anay sy ny filazan'ny sasany anay. Marina ny fanamelohana ireny.
He aha hoki te penei ai, a ko te kupu whakapae teka tenei mo matou, a ki ta etahi ko ta matou kupu tenei, Tatou ka mahi i te kino, kia puta ai he pai? tika tonu te tau o te he ki a ratou.
Ahoana ary? Manan-kavaly va isika? Tsia tsy akory; fa efa voalazantsika rahateo ho mpanota avokoa na ny Jiosy na ny jentilisa;
He aha koia? he pai ake ranei to matou wahi i to ratou? Kahore ra hoki: kua oti hoki te whakapa e matou i mua he he ki nga Hurai, ki nga Kariki, kei raro katoa ratou i te hara;
araka ny voasoratra hoe: Tsy misy marina na dia iray akory aza;
Ko te mea hoki ia i tuhituhia, Kahore he tangata tika, kahore kia kotahi:
Tsy misy izay mahafantatra, Tsy misy izay mitady an'Andriamanitra.
Kahore he tangata e matau ana, kahore he tangata e rapu ana i te Atua;
Samy nania avokoa izy rehetra, Samy tsy mahasoa avokoa izy rehetra; Tsy misy izay manao ny tsara na dia iray akory aza (Sal. 14. 1-3).
Kua peka ke ratou katoa, kua kino ngatahi: kahore he tangata e mahi ana i te pai, kahore rawa kia kotahi.
Fasana misokatra ny tendany; Ny lelany no anaovany fitaka (Sal. 5. 9); Ny poizin'ny menarana no ao ambanin'ny molony (Sal. 140. 3);
He urupa puare noa to ratou korokoro; e patipati ana o ratou arero; kei roto i o ratou ngutu te wai whakamate o nga nakahi:
Feno ozona sy fangidiana ny vavany (Sal. 10. 7);
Ki tonu o ratou mangai i te kanga, i te nanakia:
Ny tongony mimaona handatsa-drà;
Ko o ratou waewae, hohoro tonu ki te whakaheke toto:
Fandravana sy fandringanana no eo amin'ny alehany;
He whakangaro, he ngakau pouri, kei o ratou ara:
Ary ny lalan'ny fiadanana dia tsy fantany (Isa. 59. 7, 8);
Kahore hoki ratou i mohio ki te ara o te rangimarie:
Tsy misy fahatahorana an'Andriamanitra eo anoloan'ny masony (Sal. 36. 1).
Kahore he wehi o te Atua i mua i o ratou kanohi.
Ary fantatsika fa izay zavatra lazain'ny lalàna dia lazainy amin'izay manana ny lalàna, mba ho voatampina avokoa ny vava rehetra, ka hiharan'ny fitsaran'Andriamanitra izao tontolo izao,
Na, e matau ana tatou ki nga kupu o te ture, e korero ana ki te hunga i te ture, kia kopia ai nga mangai katoa, kia whakawakia ai te ao katoa e te Atua.
satria tsy misy nofo hohamarinina amin'ny asan'ny lalàna eo anatrehany; fa ny lalàna no ahazoana ny fahalalana marina ny amin'ny ota.
No te mea kahore he mahi o te ture e tika ai tetahi kikokiko i tona aroaro: ma roto mai i te ture te matauranga ki te hara.
Fa ankehitriny dia efa naharihary ny fahamarinana avy amin'Andriamanitra, tsy amin'ny lalàna anefa, fa ambaran'ny lalàna sy ny mpaminany,
Otiia kua whakakitea inaianei he tika a te Atua, motu ke i te ture, he mea whakaatu na te ture, na nga poropiti;
dia ny fahamarinana avy amin'Andriamanitra amin'ny finoana an'i Jesosy Kristy ho an'izay rehetra mino; fa tsy misy hafa,
Ara ko te tika a te Atua e na runga mai ana i te whakapono ki a Ihu Karaiti ki te hunga katoa e whakapono ana: kahore hoki he pokanga ketanga:
fa samy efa nanota izy rehetra ka tsy manana ny voninahitra avy amin'Andriamanitra,
Kua hara katoa hoki, a kahore e taea e ratou te kororia o te Atua;
nefa hamarinina maimaimpoana amin'ny fahasoavany izy noho ny fanavotana izay ao amin'i Kristy Jesosy,
He mea whakatika utukore na tona aroha noa, i runga i ta Karaiti Ihu hokonga:
Izay nasehon'Andriamanitra tamin'ny ràny ho fanavotana amin'ny finoana, hanehoana ny fahamarinany amin'ny tsy namalian'Andriamanitra ny fahotana lasa tamin'ny nandeferany,
Ko ia hoki ta te Atua i whakaari ai hei whakamarie, i runga i te whakapono, he mea na ona toto; kia whakakitea ai tona tika, i te mea ka whakapahemotia atu nga hara o mua, he mea hoki na te manawanui o te Atua;
mba hanehoana ny fahamarinany ankehitriny, mba ho marina Izy sady hanamarina izay manana finoana an'i Jesosy.
Hei whakakite i tona tika i tenei wa nei ano: he mea kia tika ai ia ano, me te kaiwhakatika i te tangata e whakapono ana ki a Ihu.
Aiza ary ny fireharehana? Efa foana izany. Amin'ny lalàna manao ahoana? amin'ny lalàn'ny asa va? Tsia; fa amin'ny lalàn'ny finoana.
Na, kei hea te whakamanamana? Kua araia atu. E tehea ritenga ture? e to nga mahi? Kahore: engari e te ture o te whakapono.
Koa amin'izany dia ataontsika fa finoana no anamarinana ny olona, fa tsy ny asan'ny lalàna.
Koia matou ka mea ai, kei te whakapono he tika mo te tangata, motu ke i nga mahi o te ture.
Andriamanitry ny Jiosy ihany va Izy? fa tsy mba an'ny jentilisa koa? Eny, an'ny jentilisa koa;
Ko te Atua oti te Atua o nga Hurai anake? ehara ranei ia i te Atua o nga tauiwi hoki? Ae ra, o nga tauiwi ano hoki:
fa iray ihany Andriamanitra, Izay hanamarina ny voafora noho ny finoana, ary ny tsy voafora amin'ny finoana.
Ki te mea ia he kotahi te Atua, a mana e whakatika te kotinga i runga i te whakapono, me te kotingakore ina whakapono.
Koa mahafoana ny lalàna amin'ny finoana va isika? Sanatria izany! fa mampiorina tsara ny lalàna isika.
E taka ranei te ture i ta matou, ara i te whakapono? Kahore rapea: engari na ta matou i u ai te ture.