Kia whakama katoa te hunga e mahi ana ki nga whakapakoko, e whakamanamana ana ki nga atua horihori: koropiko ki a ia, e nga atua katoa.
Aoka ho menatra izay rehetra manompo sarin-javatra voasokitra sy miarahaba tena ny amin'ny andriamani-tsi-izy; Miankohofa eo anoloan'i Jehovah ianareo andriamanitra rehetra.
E te hunga e aroha ana ki a Ihowa, e kino ki te he: e tiakina ana e ia nga wairua o tana hunga tapu; e whakaorangia ana ratou e ia i nga ringa o te hunga kino.
Hianareo izay tia an'i Jehovah, mankahalà ny ratsy; Miaro ny fanahin'ny olony masina Izy Ary mamonjy azy amin'ny tanan'ny ratsy fanahy.