Galatians 1

Naku, na Paora, na te apotoro, kihai nei i tonoa e te tangata, kihai ano hoki ma roto i te tangata, engari i ma roto i a Ihu Karaiti, i te Atua Matua ano hoki, nana nei ia i whakaara i te hunga mate;
Paoly Apostoly - tsy avy tamin'olona, na tamin'ny alalan'olona, fa tamin'ny alalan'i Jesosy Kristy sy Andriamanitra Ray, Izay nanangana Azy tamin'ny maty -
Na nga teina katoa hoki i ahau nei, ki nga hahi o Karatia.
mbamin'ny rahalahy rehetra izay ato amiko, mamangy ny fiangonana atỳ Galatia:
Kia tau ki a koutou te aroha noa me te rangimarie, he mea na te Atua Matua, na to tatou Ariki hoki, na Ihu Karaiti,
ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin'Andriamanitra Ray sy Jesosy Kristy Tompontsika,
I tuku nei i a ia ano mo o tatou hara, kia whakaorangia ai tatou e ia i tenei ao kino, i runga i ta te Atua, i ta to tatou Matua i pai ai.
Izay nanolotra ny tenany noho ny fahotantsika, hanafahany antsika amin'izao miara-belona ratsy fanahy izao, araka ny sitrapon'Andriamanitra Raintsika;
Waiho atu i a ia te kororia ake ake. Amine.
ho Azy anie ny voninahitra mandrakizay mandrakizay. Amena.
Miharo tonu ahau ki te hohoro o to koutou nekehanga atu i te kaikaranga o koutou i runga i te aroha noa o te Karaiti ki tetahi rongopai ke:
Gaga aho, raha mifindra faingana toy izao ianareo hiala amin'izay efa niantso anareo tamin'ny fahasoavan'i Kristy ho amin'ny filazantsara hafa,
Ehara nei ia i te mea ke atu; engari tena tetahi hunga e whakararuraru ana i a koutou, e mea ana kia whakaputaia ketia te rongopai o te Karaiti.
izay tsy filazantsara akory, fa saingy misy ny sasany mampitabataba anareo ka ta-hamadika ny filazantsaran'i Kristy.
Otira, ahakoa ko matou, ko tetahi anahera ranei o te rangi, ki te kauwhau i te rongopai ki a koutou, i te mea rere ke i ta matou i kauwhau ai ki a koutou, kia kanga ia.
Fa na izahay, na anjely avy any an-danitra aza, no mitory filazantsara hafa aminareo afa-tsy izay efa notorinay taminareo, aoka ho voaozona izy.
Kia rite ki ta matou i ki ai i mua, ka ki ano ahau inaianei, ki te puta ke te kauwhau a tetahi ki a koutou i tera kua riro i a koutou, kia kanga ia.
Araka ny voalazanay fahiny no lazaiko indray ankehitriny: Raha misy olona mitory filazantsara hafa aminareo, afa-tsy izay efa noraisinareo, aoka ho voaozona izy,
He tangata ranei, ko te Atua ranei, taku e kukume nei? he tangata ranei aku e whai nei kia whakamanawarekatia? mehemea kei runga tonu ahau i te whakamanawareka tangata, ehara ahau i te pononga na te Karaiti.
Ary ankehitriny, olona va no ilako fitia, sa Andriamanitra? Sa mila sitraka amin'olona aho? Raha mbola mila sitraka amin'olona aho, dia tsy mpanompon'i Kristy.
Na, kia mohio mai koutou, e oku teina, ko te rongopai i kauwhautia e ahau, ehara i te tangata.
Fa ampahafantariko anareo, ry rahalahy, ny amin'ny filazantsara izay notoriko, fa tsy araka ny fanaon'ny olona izany.
Ehara hoki na te tangata i riro mai ai i ahau, nana ranei i whakaako ki ahau, engari i haere mai ki ahau ra te whakakitenga mai a Ihu Karaiti.
Fa izaho tsy nandray azy tamin'olona, ary tsy mba nampianarina aho, fa tamin'ny fanambaran'i Jesosy Kristy ihany.
Kua rongo na hoki koutou ki taku whakahaere i mua i runga i ta nga Hurai tikanga, nui atu hoki taku tukino i te hahi a te Atua, mongamonga ana i ahau:
Fa efa renareo ny toetro fahiny tamin'ny fivavahan'ny Jiosy, fa nanenjika ny fiangonan'Andriamanitra efa izay tsy izy aho ka nandrava azy;
I hipa noa atu ahau ki mua i etahi tokomaha tonu o matou, rite nga tau ki oku, i waenganui i toku iwi ki te tikanga a nga Hurai, hira noa atu hoki toku ngakau ki nga whakarerenga iho a oku matua.
ary nandroso tamin'ny fivavahan'ny Jiosy mihoatra noho ny maro izay indray mihira amiko eo amin'ny fireneko aho ka fatra-pitana ny fampianarana voatolotry ny razako indrindra.
Otira i te mea ka pai te Atua, nana nei ahau i momotu mai i roto tonu i te kopu o toku whaea, i karanga hoki, he meatanga na tona aroha noa,
Fa raha sitrak'Andriamanitra, Izay nanokana ahy hatrany an-kibon'ineny ny niantso ahy tamin'ny fahasoavany,
Ki te whakakite i tana Tama i roto i ahau, kia kauwhautia ai ia e ahau ki nga tauiwi; i reira tonu iho kihai ahau i korerorero ki te kikokiko, ki te toto:
ny nampiseho ny Zanany tato anatiko, mba hitoriako Azy any amin'ny jentilisa, niaraka tamin'izay dia tsy naka saina tamin'ny nofo aman-drà aho,
Kihai ano ahau i haere atu ki Hiruharama, ki te hunga i apotoro i mua i ahau; heoi haere ana ahau ki Arapia, a hoki ana mai ki Ramahiku.
ary tsy niakatra tany Jerosalema ho any amin'izay Apostoly talohako aho, fa lasa nankany Arabia, dia niverina ho any Damaskosy indray.
A muri iho i te takanga o nga tau e toru ka haere ake ahau ki Hiruharama kia kite i a Pita, a tekau ma rima nga ra i noho ai ahau ki a ia.
Ary rehefa afaka telo taona, dia niakatra tany Jerosalema hamangy an'i Kefasy aho ka nitoetra tao aminy dimy ambin'ny folo andro.
Engari kihai ahau i kite i tetahi atu o nga apotoro, ko Hemi anake, ko te teina o te Ariki.
Nefa ny Apostoly sasany dia tsy nisy hitako afa-tsy Jakoba, rahalahin'ny Tompo.
Na, ko nga mea e tuhituhia atu nei e ahau ki a koutou, nana, kei te aroaro tenei o te Atua, kahore aku teka.
Ary izay zavatra soratako aminareo, indro, eo anatrehan'Andriamanitra fa tsy mandainga aho.
Muri iho ka haere ahau ki nga wahi o Hiria, o Kirikia;
Rehefa afaka izany, dia tonga tany amin'ny tany Syria sy Kilikia aho;
Kihai ano toku mata i mohiotia e nga hahi o Huria i roto i a te Karaiti:
ary tsy mbola fantatry ny fiangonana any Jodia, izay ao amin'i Kristy, ny tarehiko.
I rongo kau ratou, Ko te tangata tukino i a matou i mua, e kauwhautia ana e ia inaianei te whakapono i whakangaromia ra e ia.
Fa nandre ihany izy hoe: Ilay mpanenjika antsika fahiny, indro izy ankehitriny mitory ny finoana izay noravany fahiny .
A whakakororia ana ratou i te Atua mo tana ki ahau.
Ary dia nankalazany an'Andriamanitra aho.