He mea iti ano tenei ki tau titiro, e te Atua; kua korerotia nei hoki e koe te whare o tau pononga a tau tini noa atu, a kua titiro mai hoki koe ki ahau, ano ki te tangata nui rawa, e Ihowa, e te Atua.
Ary mbola nataonao ho zavatra kely ihany aza izany, Andriamanitra ô; fa, indro, efa voalazanao koa ny amin'ny taranaky ny mpanomponao hatramin'ny mbola any aoriana lavitra aza, ary nitsinjo ahy araka ny fanaon'ny olona Hianao, Jehovah Andriamanitra ô, ka nanandratra ahy.