I Chronicles 18

Ary nony afaka izany, dia nandresy ny Filistina Davida ka nampietry azy, ary Gata sy ny zana-bohiny dia nesoriny tamin'ny tanan'ny Filistina.
Na, muri iho i tenei, ka patua e Rawiri nga Pirihitini, a pehia ana e ia ki raro, tangohia ana e ia a Kata me ona pa ririki i te ringa o nga Pirihitini.
Ary nandresy ny Moabita koa izy, ka dia tonga mpanompon'i Davida nandoa hetra ireo.
I patua ano e ia a Moapa: na kua waiho nga Moapi hei pononga ma Rawiri, a homai ana he hakari e ratou.
Dia resin'i Davida koa Hadarezera, mpanjakan'i Zoba akaikin'i Hamata, tamin'izy lasa nampiorina ny fanjakany teo amoron'ny ony Eofrata.
I patua ano e Rawiri a Hararetere kingi o Topa a tae noa ki Hamata, i tona haerenga ki te whakau i tona rohe ki te awa, ki Uparati.
Ary Davida nahazo babo kalesy arivo taminy sy mpitaingin-tsoavaly fito arivo ary miaramila an-tongotra roa alina; ary notraingotraingoin'i Davida avokoa ny soavalin-kalesy rehetra, fa ny tokony ho amin'ny kalesy zato ihany no navelany.
Na tangohia ana e Rawiri i a ia kotahi mono nga hariata, e whitu mano nga hoia eke hoiho, e rua tekau mano nga tangata haere i raro: a i whakangongea e Rawiri nga hoiho katoa o nga hariata, engari i whakatoea o ratou nga mea mo nga hariata kotahi rau.
Ary nony tonga ny Syriana avy any Damaskosy hanampy an'i Hadarezera, mpanjakan'i Zoba, dia nahafatesan'i Davida olona roa arivo sy roa alina ny Syriana.
A, no te haerenga mai o nga Hiriani o Ramahiku ki te whakauru i a Hararetere kingi o Topa, patua iho e Rawiri o nga Hiriani e rua tekau ma rua mano tangata.
Ary nisy namponenin'i Davida tany Syria any Damaskosy; dia tonga mpanompon'i Davida ny Syriana ka nandoa hetra. Fa Jehovah nampahery an'i Davida teny amin'izay rehetra nalehany.
Katahi ka whakanohoia e Rawiri he hoia pupuri ki Hiria o Ramahiku; a ka waiho nga Hiriani hei pononga ma Rawiri, a homai ana he hakari e ratou. Na homai ana e Ihowa kia toa a Rawiri i ona haerenga katoa.
Ary nalain'i Davida ny ampinga volamena teny amin'ny mpanompon'i Hadarezera ka nentiny nankany Jerosalema.
A tangohia ana e Rawiri nga whakangungu rakau koura o nga tangata a Hararetere, a kawea ana ki Hiruharama.
Ary tao Tibata sy Kona, tanĂ nan'i Hadarezera, no nahazoan'i Davida babo varahina be dia be, ary izany no nanaovan'i Solomona ilay tavin-drano varahina lehibe sy ny andry ary ny fanaka varahina.
A nui atu te parahi i tangohia e Rawiri i Tipihata, i Kunu, i nga pa o Hararetere; no reira te moana parahi, nga pou, me nga oko parahi i hanga nei e Horomona.
Ary nony ren'i Toy, mpanjakan'i Hamata, fa Davida efa naharesy ny miaramila rehetra an'i Hadarezera, mpanjakan'i Zoba,
A, no te rongonga o Tohu kingi o Hamata kua patua e Rawiri te ope katoa a Hararetere kingi o Topa,
dia naniraka an'i Hadorama zanany hankany amin'i Davida mpanjaka izy hiarahaba sy hisaotra azy noho ny niadiany tamin'i Hadarezera sy ny nahareseny azy (fa Hadarezera dia fahavalon'i Toy), sady nampitondrainy fanaka volamena sy volafotsy ary varahina izay samy maro karazana izy.
Ka tonoa e ia a Hatorama, tana tama, ki a Kingi Rawiri ki te oha ki a ia, ki te manaaki hoki i a ia, mona i whawhai ki a Hararetere, i patu hoki i a ia: he hoariri hoki a Hararetere no Tohu; a he taonga ana, te tini o nga oko koura, hiriwa, para hi.
Dia nohamasinin'i Davida mpanjaka ho an'i Jehovah koa izany mbamin'ny volafotsy sy ny volamena nentiny avy tamin'ny firenena rehetra, dia tany Edoma sy Moaba sy ny taranak'i Amona sy ny Filistina ary ny Amalekita
Whakatapua ake era e Kingi Rawiri ma Ihowa hei tapiri mo te hiriwa, mo te koura, i maua mai e ia i nga iwi katoa; i nga Eromi, i nga Moapi, i nga tama a Amona, i nga Pirihitini, i nga Amareki.
Ary Abisay, zanak'i Zeroia, naharesy ny Edomita teo amin'ny Lohasahan-tsira, dia lehilahy valo arivo sy iray alina.
Na i patua hoki e Apihai tama a Teruia etahi o nga Eromi ki te Raorao Tote, kotahi tekau ma waru mano.
Ary nametraka miaramila tany Edoma izy; dia tonga mpanompon'i Davida ny Edomita rehetra. Fa Jehovah nampahery an'i Davida teny amin'izay rehetra nalehany.
I whakanohoia ano e ia he hoia pupuri ki Eroma: a ka meinga nga Eromi katoa hei pononga ma Rawiri. Na homai ana e Ihowa kia toa a Rawiri i ona haerenga katoa.
Ary Davida nanjaka tamin'ny Isiraely rehetra ka nitsara sy nitondra ny vahoakany rehetra tamin'ny fahamarinana.
Na ko Rawiri te kingi o Iharaira katoa; a i mahi i te whakawa, i te tika mo tona iwi katoa.
Ary Joaba, zanak'i Zeroia, no komandin'ny miaramila; ary Josafata, zanak'i Ahiloda, no mpitadidy ny raharaham-panjakana.
A ko Ioapa tama a Teruia te rangatira ope, ko Iehohapata tama a Ahiruru te kaiwhakamahara.
Ary Zadoka, zanak'i Ahitoba, sy Abimeleka, zanak'i Abiatara, no mpisorona; ary Saosa no mpanoratra.
Ko Haroko tama a Ahitupu raua ko Apimereke tama a Apiatara nga tohunga; ko Hawaha hoki te kaituhituhi;
Ary Benaia, zanak'i Joiada, no mpifehy ny miaramila mpiambina andriana; ary ny zanak'i Davida no lehibe tamin'izay nanolotra ny mpanjaka.
Ko Penaia tama a Iehoiara te rangatira mo nga Kereti, mo nga Pereti; ko nga tama ia a Rawiri nga tino rangatira i te taha o te kingi.