Psalms 99

Ko Ihowa te Kingi; kia wiri nga iwi: e noho ana ia i waenganui i nga kerupima; kia ngaueue te whenua.
Jehovah no Mpanjaka aoka hangovitra ny firenena; Mipetraka amin'ny kerobima Izy, aoka hihorohoro ny tany.
He nui a Ihowa i Hiona: kei runga ake ia i nga iwi katoa.
Lehibe any Ziona Jehovah; Ary avo ambonin'ny firenena rehetra Izy.
Kia whakamoemiti ratou ki tou ingoa nui, whakamataku; he tapu ia.
Aoka hidera ny anaranao lehibe sy mahatahotra ireo; Fa masina Jehovah.
E matenui ana hoki te kaha o te kingi ki te whakawa tika; ko koe hei whakapumau i te pono: he whakawa tika, he hekore tau mahi i roto i a Hakopa.
Ny herin'ny mpanjaka dia tia rariny; Ampitoerinao ny fahitsiana; Fitsarana sy fahamarinana no ataonao eo amin'i Jakoba.
Whakanuia a Ihowa, to tatou Atua: koropiko ki tona turanga waewae; he tapu ia.
Manandrata an'i Jehovah Andriamanitsika ianareo, Ka miankohofa eo amin'ny fitoeran-tongony; Fa masina Izy.
Ko Mohi raua ko Arona i roto i ana tohunga, me Hamuera i roto i te hunga e karanga ana ki tona ingoa: i karanga ratou ki a Ihowa, a whakahoki kupu ana mai ia ki a ratou.
Mosesy sy Arona tamin'ny mpisorony, Ary Samoela tamin'izay mpiantso ny anarany, Niantso an'i Jehovah ireo, ary namaly: azy Izy.
I korero ia ki a ratou i roto i te pou kapua: i pupuri ratou i ana whakaaturanga, i te tikanga i whakatakotoria e ia ki a ratou.
Niteny taminy tao anatin'ny andri-rahona Izy; Nitandrina ny teni-vavolombelony izy ireo, Dia ny didy izay efa nomeny azy.
E Ihowa, e to matou Atua, i whakahoki kupu koe ki a ratou: he Atua tohu koe i a ratou, otiia i rapu utu ano koe mo a ratou mahi.
Jehovah Andriamanitray รด, Hianao no namaly ny nataony; Andriamanitra, Mpamela ny helony, Hianao, Na dia namaly azy noho ny nataony aza.
Whakanuia a Ihowa, to tatou Atua, koropiko atu i tona maunga tapu: he tapu hoki a Ihowa, to tatou Atua.
Asandrato Jehovah Andriamanitsika, Ary miankohofa eo an-tendrombohiny masina; Fa masina Jehovah Andriamanitsika.