Hivavaka manandrify ny tempolinao masina aho Ka hidera ny anaranao noho ny famindram-ponao sy ny fahamarinanao; Fa efa nomenao voninahitra ny teninao ho ambonin'ny anaranao rehetra.
Ka koropiko atu ahau ki te ritenga o tou temepara tapu, a ka whakamoemiti ki tou ingoa, mo tou aroha me tou pono: kua whakanuia hoki e koe tau kupu ki runga ake i tou ingoa katoa.
Na dia handeha eo amin'ny fahoriana aza aho dia hamelona ahy Hianao; Haninjitra ny tananao hanohitra ny fahatezeran'ny fahavaloko Hianao Ary hamonjy ahy ny tananao ankavanana.
Ahakoa haere ahau i waenganui o te he, mau ahau e whakahauora: ka totoro tou ringa ki te riri o oku hoa whawhai, ma tou ringa matau ano ahau e whakaora.