Hosea 2

Kanefa, na dia izany aza, ny isan'ny Zanak'Isiraely dia ho betsaka toy ny fasika amin'ny ranomasina, izay tsy azo afatra sady tsy tambo isaina; ary any amin'ny tany izay nilazana taminy hoe: Tsy oloko ianareo, dia any no hanaovana aminy hoe: Zanak'Andriamanitra velona ianareo.
Mea atu koutou ki o koutou tuakana, Ami; ki o koutou tuahine, Ruhama.
Dia hiara-mivory ny taranak'i Joda sy ny taranak'Isiraely ka hifidy anankiray ho lohany izy, dia hiakatra hiala amin'ny tany, fa ho lehibe ny andron'i Jezirda.
Whakawakia to koutou whaea, whakawakia: ehara hoki ia i te wahine naku, ehara ano ahau i te tahu nana: na kia whakarerea e ia ona moepuku i tona aroaro, ona puremu i waenga i ona u.
Manaova amin'ny rahalahinareo hoe: Amy, ary amin'ny anabavinareo hoe: Rohama.
Kei tangohia ona e ahau, a ka noho tahanga ia, kei meinga ano ia kia rite ki te ra i whanau ai ia; kei meinga ia e ahau kia rite ki te koraha, kei waiho ia hei whenua waikore, a ka mate i te matewai.
Mifandahara amin-dreninareo, eny, mifandahara fa izy tsy vadiko, ary Izaho tsy vadiny, ary aoka hesoriny ny fijejojejoany hiala eo amin'ny tavany sy ny fijangajangany tsy ho eo an-tratrany;
Ae ra, e kore ana tamariki e tohungia e ahau; no te mea he tamariki ratou na te moepuku.
Fandrao hampihanjahanjaiko izy ka hataoko toy ny tamin'ny andro nahaterahany, ary hataoko toy ny efitra sy ny tany karankaina izy, eny, hataoko matin-ketaheta izy.
Kua kairau nei hoki to ratou whaea: he mahi whakama ta te wahine i whanau ai ratou; i mea hoki ia, Ka whaia e ahau te hunga i aroha ki ahau, i homai nei i te taro maku, i te wai moku, i te huruhuru hipi maku, i te muka maku, i te hinu maku, i te mea hei inu maku.
Ary tsy hamindrako fo ny zanany, Satria zanaky ny fijangajangana ireny.
Mo reira tenei ahau te tutaki nei i tou ara ki te tataramoa, te hanga nei i te taiepa e kore ai ia e kite i ona ara.
Fa efa nijangajanga ny reniny, eny, ilay torontoronina azy efa nanao izay mahamenatra; Fa hoy izy: Hanaraka ireo lehilahiko ihany aho, Izay manome ahy ny hanin-kohaniko sy ny rano hosotroiko, sy ny volon'ondriko sy ny rongoniko sy ny diloiloko ary ny fisotroko.
Ka whaia ano e ia ana i aroha ai, heoi e kore e mau i a ia; ka rapua ratou e ia, otiia e kore e kitea: katahi ia ka mea ake, Ka haere ahau ka hoki ki taku tahu tuatahi; nui ake hoki to reira pai ki ahau i to naianei.
Koa, indro, hotampenako tsilo ny lalanao sady hasiako fefy, ary tsy hahita izay lalan-kalehany izy.
Kihai ra hoki ia i mohio naku i hoatu te witi ki a ia, te waina, me te hinu, naku ano i whakanui te hiriwa mana, me te koura, ta ratou i mahi nei hei mea ma Paara.
Ary hiezaka hanenjika ireo lehilahiny izy, nefa tsy hahatratra azy; Eny, hitady ireo izy, nefa tsy hahita; Dia hanao hoe izy: Handeha hody amin'ny vadiko taloha aho; Fa niadana aho tamin'izay noho ny ankehitriny.
Mo reira ka hoki ahau, ka tango i taku witi i tona wa ano, i taku waina i tona wa ano, ka riro ano i ahau taku huruhuru hipi me taku muka i hipokina ai ia i a ia e noho tahanga ana.
Ary tsy fantany fa Izaho no nanome azy ny vary sy ny ranom-boaloboka sy ny diloilo, sady nataoko be ny volafotsiny sy ny volamenany, izay nolaniny ho an'i Bala,
Na akuanei ka whakakitea e ahau tana mahi wairangi ki nga kanohi o ana i aroha ai, e kore ano tetahi tangata e whakaora i a ia i roto i toku ringa.
Koa dia halaiko indray ny variko amin'ny androny sy ny ranom-boaloboko amin'ny taonany, ary haoriko ny volon'ondriko sy ny rongoniko, izay nomena hasarony ny fitanjahany.
Ka mutu katoa ano i ahau tona koa, ona ra hakari, ona kowhititanga marama, ona hapati, me ana huihui nunui katoa.
Ary ankehitriny hasehoko eo imason'ireo lehilahiny ny fahamenarany, ka tsy hisy hahafaka azy amin'ny tanako.
Ka ururua ano i ahau ana waina, me ana piki, nga mea i ki ai ia, Ko oku utu enei, he mea homai na aku i aroha ai; a ka meinga e ahau hei ngahere, a ka kainga e nga kirehe o te parae.
Ary hatsahatro ny fifaliany rehetra, dia ny andro firavoravoany sy ny voaloham-bolany ary ny Sabatany, eny, ny fotoam-pivavahany rehetra.
Ka whiua ano ia e ahau mo nga ra o nga Paarimi, mo era i tahu whakakakara ai ia ki a ratou; a whakapaipai ana i a ia ki ona whakakai, ki ana whakapaipai, haere ana ki te whai i ana i aroha ai, a wareware ake ki ahau, e ai ta Ihowa.
Ary hofongorako ny voalobony sy ny aviaviny, izay nataony hoe: Tangiko avy tamin'ireo lehilahiko ireto, ary hataoko ho tonga ala ireny ka hohanin'ny bibidia.
Mo reira, nana, ka whakawai ahau i a ia, ka kawe i a ia ki te koraha, ka korero whakamarie ano ki a ia.
Ary hovaliako izy noho ny andron'ireo Bala, izay efa nandoroany ditin-kazo manitra sady niravahany ny kaviny sy ny firavany, ka nanaraka ireo lehilahiny izy; Fa Izaho kosa nohadinoiny, hoy Jehovah.
Ka hoatu ano e ahau etahi mara waina ki a ia i reira, me te raorao o Akoro hei kuwaha mo te tumanako: a ka whakahoki kupu ia ki reira, ka pera me to nga ra o tona tamarikitanga, me to te ra hoki i haere mai ai ia i te whenua o Ihipa.
Koa, indro, Izaho dia hitaona azy ka hitondra azy ho any an-efitra ary hanao teny malefaka hahafinaritra azy.
Na i taua ra, e ai ta Ihowa, ka karangatia ahau e koe, E Ihi; e kore hoki ahau e karangatia e koe, E Paari a muri ake nei.
Ary hatrany dia homeko azy ny tanim-boalobony sy ny lohasaha Akora ho varavaram-panantenana; Ary any no hamaliany toy ny tamin'ny andro fahatanorany, dia toy ny tamin'ny andro niakarany avy tany amin'ny tany Egypta.
No te mea ka tangohia e ahau nga ingoa o nga Paarimi i roto i tona mangai, e kore ano ratou, o ratou ingoa, e maharatia a muri ake nei.
Ary raha mby amin'izany andro izany, hoy Jehovah, dia hataonao hoe Aho Vadiko, fa tsy hataonao intsony hoe Balako.
Ka whakaritea ano e ahau i taua ra he kawenata, he pai mo ratou, ki nga kirehe o te parae, ki nga manu o te rangi, ki nga mea ngokingoki o te oneone; ka whati ano i ahau te kopere, te hoari, te whawhai i runga i te whenua, a ka meinga ratou e ah au kia au te takoto.
Fa hesoriko amin'ny vavany ny anaran'ireo Bala, ka tsy hotsarovana amin'ny anarany intsony ireo.
Ka taumautia ano koe e ahau a ake ake; ina, ka taumautia koe e ahau maku i runga i te tika, i te whakarite whakawa, i te aroha, i te atawhai.
Ary raha mby amin'izany andro izany, Izaho dia hanao fanekena ho azy amin'ny bibidia sy amin'ny voro-manidina ary amin'ny biby mandady sy mikisaka amin'ny tany; Ary hotapatapahiko tsy hisy amin'ny tany intsony ny tsipìka sy ny sabatra ary ny fiadiana, dia hataoko mandry fahizay izy;
Ka taumautia ano koe maku i runga i te pono, a ka mohio koe ki a Ihowa.
Ary hofofoiko ho vadiko mandrakizay ianao, eny, hofofoiko ho vadiko amin'ny rariny sy ny hitsiny ary amin'ny fitiavana sy ny indrafo ianao;
I taua ra ka whakarongo ahau, e ai ta Ihowa, ka whakarongo ahau ki nga rangi, ka whakarongo ratou ki te whenua;
Eny, hofofoiko ho vadiko amin'ny fahamarinana ianao. Ka dia hahalala an'i Jehovah.
Ka whakarongo ano te whenua ki te witi, ki te waina, ki te hinu: a ka whakarongo era ki a Ietereere.
Ary amin'izany andro izany dia hihaino Aho, hoy Jehovah, eny, hihainoa ny lanitra Aho, ary izy kosa hihaino ny tany; Ary ny tany kosa hihaino ny vary sy ny ranom-boaloboka ary ny diloilo; Ary ireo kosa dia hihaino an'i Jezirela, Dia hafafiko ho Ahy amin'ny tany izy; Ary hamindra fo amin'i Lò-rohama Aho sady hanao amin'i Lò-amy hoe: Oloko ianao; Ary izy kosa hanao hoe: Andriamanitro Hianao.
Ka whakato ano ahau i a ia maku ki te whenua; ka tohu i tenei kihai nei i tohungia; ka ki atu ano ki te hunga ehara nei i te iwi naku, ko koe taku iwi, a ka mea era, Ko koe toku Atua.