Numbers 2

I korero ano a Ihowa ki a Mohi raua ko Arona, i mea,
Ary Jehovah niteny tamin'i Mosesy sy Arona ka nanao hoe:
Me whakatu tona teneti e nga tama a Iharaira, ki te taha o tona kara, o tona kara, ki nga tohu o nga whare o o ratou matua: he te takiwa atu ki te tapenakara o te whakaminenga te turanga o o ratou teneti a tawhio noa.
Samy eo amin'ny fanevany sy eo amin'ny faneva kelin'ny fianakaviany avy no hitobian'ny Zanak'Isiraely; manodidina ny trano-lay fihaonana sady manandrify azy no hitobiany.
Ki te taha ki te rawhiti, ara ki te putanga mai o te ra, whakatu ai nga tangata o te kara o te puni o Hura, me o ratou ope: ko Nahahona tama a Aminarapa hei rangatira mo nga tama a Hura.
Ary ny hitoby eo amin'ny lafiny atsinanana, tandrifin'ny fiposahan'ny masoandro, dia izay momba ny fanevan'ny tobin'i Joda, araka ny antokony; ary ny lohan'ny taranak'i Joda dia Nasona, zanak'i Aminadaba;
A, ko tona ope, ko nga mea o ratou i taua, e whitu tekau ma wha mano e ono rau.
ary ny miaramilany izay nalamina dia enin-jato amby efatra arivo sy fito alina.
Na ko nga mea e whakatu teneti ki tua atu i a ia ko te iwi o Ihakara: a ko Netaneere tama a Tuara hei rangatira mo nga tama a Ihakara:
Ary ny hitoby eo anilany dia ny firenen'Isakara; ary ny lohan'ny taranak'Isakara dia Netanela, zanak'i Zoara;
Ko tona ope, ko nga mea o ratou i taua, e rima tekau ma wha mano e wha rau:
ary ny miaramilany izay nalamina dia efa-jato amby efatra arivo sy dimy alina.
A ko te iwi o Hepurona: a ko Eriapa tama a Herona, hei rangatira mo nga tama a Hepurona:
Dia vao ny firenen'i Zebolona; ary ny lohan'ny taranak'i Zebolona dia Eliaba, zanak'i Helona;
A, ko tona ope, ko nga mea o ratou i taua, e rima tekau ma whitu mano e wha rau.
ary ny miaramilany izay nalamina dia efa-jato amby fito arivo sy dimy alina.
Ko nga tangata katoa i taua o te puni o Hura kotahi rau e waru tekau ma ono mano e wha rau, i o ratou ope. Ko enei e haere wawe.
Ny tontalin'izay nalamina teo amin'ny tobin'i Joda dia efa-jato amby enina arivo sy valo alina sy iray hetsy, araka ny antokony. Ireo no loha-lalana.
Hei te taha ki te tonga te kara o te puni o Reupena, me o ratou ope: a ko Erituru tama a Hereuru, hei rangatira mo nga tama a Reupena.
Ary ny fanevan'ny tobin'i Robena no ho eo amin'ny lafiny atsimo, araka ny antokony; ary ny lohan'ny taranak'i Robena dia Elizora, zanak'Sedeora;
A, ko tona ope, ko nga mea o ratou i taua, e wha tekau ma ono mano e rima rau.
ary ny miaramilany izay nalamina dia diman-jato amby enina arivo sy efatra alina.
A, me whakatu ki tona taha ko te iwi o Himiona: a ko Herumiere tama a Turiharai, hei rangatira mo nga tama a Himiona.
Ary ny hitoby eo anilany dia ny firenen'i Simeona; ary ny lohan'ny taranak'i Simeona dia Selomiela, zanak'i Zorisaday;
Ko tona ope, ko nga mea o ratou i taua, e rima tekau ma iwa mano e toru rau.
ary ny miaramilany izay nalamina dia telon-jato amby sivy arivo sy dimy alina.
Ko reira te iwi o Kara: a ko Eriahapa tama a Reuere, hei rangatira mo nga tama a Kara.
Dia vao ny firenen'i Gada; ary ny lohan'ny taranak'i Gada dia Eliasafa, zanak'i Roela;
A, ko tona ope, ko nga mea o ratou i taua, e wha tekau ma rima mano e ono rau e rima tekau.
ary ny miaramilany izay nalamina dia dimam-polo amby enin-jato sy dimy arivo sy efatra alina.
Ko nga tangata katoa i taua o te puni o Reupena kotahi rau e rima tekau ma tahi mano e wha rau e rima tekau, i o ratou ope. Me haere ratou hei tuarua mo nga matua.
Ny tontalin'izay nalamina teo amin'ny tobin'i Robena dia dimam-polo amby efa-jato sy arivo sy dimy alina sy iray hetsy, araka ny antokony. Ireo no mandeha faharoany.
Ko reira manunu atu ai te tapenakara o te whakaminenga, ko te puni o nga Riwaiti ki waenganui o nga puni: kia rite to ratou haerenga ki to ratou nohoanga iho, ia tangata ki tona wahi, i te taha ano o o ratou kara.
Dia handroso ny trano-lay fihaonana sy ny tobin'ny Levita, eo afovoan'ny toby rehetra; ka araka ny itobiany ihany no handrosoany, samy eo amin'ny filaharany avy, araka ny fanevany.
Hei te taha ki te hauauru te kara o te puni o Eparaima, me o ratou ope: a ko te rangatira mo nga tama a Eparaima, ko Erihama tama a Amihuru.
Ary ny fanevan'ny tobin'i Efraima, araka ny antokony, dia ho eo amin'ny lafiny andrefana; ary ny lohan'ny taranak'i Efraima dia Elisama, zanak'i Amihoda;
A, ko tona ope, ko nga mea o ratou i taua, e wha tekau mano e rima rau.
ary ny miaramilany izay nalamina dia diman-jato amby efatra alina.
A ki tona taha ko te iwi o Manahi: a, ko te rangatira mo nga tama a Manahi ko Kamariere, tama a Peraturu.
Ary ny firenen'i Manase ho eo anilany; ary ny lohan'ny taranak'i Manase dia Gamaliela, zanak'i Pedazora;
A, ko tona ope, ko nga mea o ratu i taua, e toru tekau ma rua mano e rua rau.
ary ny miaramilany izay nalamina dia roan-jato amby roa arivo amby telo alina.
Ko reira te iwi o Pineamine: a ko te rangatira mo nga tama a Pineamine ko Apirana tama a Kirioni.
Dia vao ny firenen'i Benjamina; ary ny lohan'ny taranak'i Benjamina dia Abidana, zanak'i Gideony;
A, ko tona ope, ko nga mea o ratou i taua, e toru tekau ma rima mano e wha rau.
ary ny miaramilany izay nalamina dia efa-jato amby dimy arivo amby telo alina.
Ko nga tangata katoa i taua o te puni o Eparaima kotahi rau e waru mano, kotahi rau, i o ratou ope. A ka hapainga ratou hei tuatoru mo nga matua.
Ny tontalin'izay nalamina teo amin'ny tobin'i Efraima dia zato amby valo arivo sy iray hetsy, araka ny antokony. Ireo no mandeha fahatelony.
Hei te taha ki te raki te kara o te puni o Rana, me o ratou ope: a ko te rangatira mo nga tama a Rana ko Ahietere tama a Amiharai.
Ary ny fanevan'ny tobin'i Dana, araka ny antokony, dia ho eo amin'ny lafiny avaratra; ary ny lohan'ny taranak'i Dana dia Ahiezera, zanak'i Amisaday;
A, ko tona ope, ko nga mea o ratou i taua, e ono tekau ma rua mano e whitu rau.
ary ny miaramilany izay nalamina dia fiton-jato amby roa arivo sy enina alina.
Na me whakatu ki tona taha ko te iwi o Ahera: a, ko te rangatira mo nga tama a Ahera ko Pakiere tama a Okorana.
Ary ny hitoby eo anilany dia ny firenen'i Asera; ary ny lohan'ny taranak'i Asera dia Pagiela, zanak'i Okrana;
A, ko tona ope, ko nga mea o ratou i taua, e wha tekau ma tahi mano e rima rau.
ary ny miaramilany izay nalamina dia dimam-jato amby arivo sy efatra alina.
Ko reira te iwi o Napatari: a, ko te rangatira mo nga tama a Napatari ko Ahira tama a Enana.
Dia vao ny firenen'i Naftaly; ary ny lohan'ny taranak'i Naftaly dia Ahira, zanak'i Enana;
A, ko tona ope, ko nga mea o ratou i taua, e rima tekau ma toru mano e wha rau.
ary ny miaramilany izay nalamina dia efa-jato amby telo arivo sy dimy alina.
Ko nga mea katoa i taua o te puni o Rana kotahi rau e rima tekau ma whitu mano e ono rau. Hei muri rawa ratou haere ai, me o ratou kara.
Ny tontalin'izay nalamina teo amin'ny tobin'i Dana dia enin-jato amby fito arivo sy dimy alina sy iray hetsy. Dia ireo kosa no vodi-lalana.
Ko enei o nga tama a Iharaira i taua, i nga whare o o ratou matua: taua ake o nga puni, i o ratou ope, e ono rau e toru mano e rima rau e rima tekau.
Ireo no nalamina avy tamin'ny Zanak'Isiraely, araka ny fianakaviany; ny tontalin'izay nalamina tamin'ny toby rehetra, araka ny antokony, dia dimam-polo amby dimanjato amby telo arivo sy enina hetsy.
Ko nga Riwaiti ia, kihai i taua i roto i nga tama a Iharaira; ko ta Ihowa hoki tena i whakahau ai ki a Mohi.
Fa ny Levita dia tsy mba niaraka nalamina tamin'ny Zanak'Isiraely, araka izay efa nandidian'i Jehovah an'i Mosesy.
Na ka peratia e nga tama a Iharaira; ka peratia katoatia i ta Ihowa i whakahau ai ki a Mohi, ta ratou whakanoho ki te taha o a ratou kara, to ratou hapainga atu, tenei, tenei, i roto i tona hapu ano, rite tonu ki nga whare o o ratou matua.
Ary ny Zanak'Isiraely dia nanao araka izay rehetra efa nandidian'i Jehovah an'i Mosesy ka nitoby araka ny fanevany avy, ary samy nandroso araka ny fokony avy sy ny fianakaviany avy izy.