Zechariah 14

Nana, kei te haere mai te ra o Ihowa, a ka wehewehea ou taonga parakete i roto i a koe.
Indro, hisy andron'i Jehovah ho avy, ka ny babo aminao hozaraina ao am-povoanao.
Na ka huihuia e ahau nga iwi katoa ki te tatau ki Hiruharama, a ka horo te pa, ka pahuatia nga whare, ka moea nga wahine; a ko tetahi hawhe o te pa ka riro hei whakarau, e kore ano ia te toenga o te iwi e hatepea atu i roto i te pa.
Ary hangoniko ny jentilisa rehetra hamely an'i Jerosalema, dia ho afaka ny tanàna, ka horobaina ny trano, ary hosavihina ny vehivavy; ary ny an-tsasaky ny tanàna dia ho lasan-ko babo, fa ny vahoaka sisa tsy dia hofongorana avokoa amin'ny tanàna.
Katahi a Ihowa ka haere atu, ka whawhai ki aua iwi, ka rite ki te ra i whawhai ai ia i te ra o te tatauranga.
Dia hivoaka Jehovah ka hiady amin'ireny jentilisa ireny, tahaka ny fameliny amin'ny andro fiadiana.
Na ka tu ona waewae i taua ra ki runga ki Maunga Oriwa, ki tera i te ritenga atu o Hiruharama ki te rawhiti, a ka pakaru a Maunga Oriwa i waenganui ona ki te rawhiti; ki te hauauru, nui atu te awaawa, a ka neke atu tetahi hawhe o te maunga ki te raki, tetahi hawhe ona ki te tonga.
Ary amin'izany andro izany ny tongony hijoro eo an-Tendrombohitra Oliva. izay eo atsinanana tandrifin'i Jerosalema, ary ny Tendrombohitra Oliva hitresaka eo afovoany hiatsinanana sy hiankandrefana, ka hisy lohasaha lehibe; ary ny antsasaky ny tendrombohitra hifindra hianavaratra, fa ny an-tsasany kosa hianatsimo.
A ka oma atu koutou ki te awaawa i oku maunga; no te mea ka tutuki atu te takiwa o nga maunga ki Atara: na, ko ta koutou oma ka rite ki to koutou omanga atu i te ru i nga ra o Utia kingi o Hura: tera ano a Ihowa, toku Atua, e haere mai, ko te hun ga tapu katoa hei hoa mou.
Dia handositra ho any amin'ny lohasahan'ny tendrombohitro ianareo, fa hipaka hatrany Azela ny lohasahan'ny tendrombohitra; eny, handositra ianareo tahaka ny nandosiranareo ny horohorontany tamin'ny andron'i Ozia, mpanjakan'ny Joda; ary ho avy Jehovah Andriamanitro mbamin'ny masina rehetra momba Azy.
Na i taua ra e kore te marama e purotu, e kore ano e pouri.
Ary amin'izany andro izany dia tsy hisy mazava, ary ireo mamirapiratra tsy hiseho intsony;
Erangi kotahi tonu taua ra, he mea e mohiotia ana e Ihowa, ehara i te ra, ehara i te po; na i nga wa o te ahiahi ka marama.
fa hisy andro iray, izay fantatr'i Jehovah, tsy andro na alina; nefa, raha hariva ny andro, dia hisy mazava.
Na i taua ra ka puta he wai ora i Hiruharama, ko tetahi hawhe ki te moana i te rawhiti, ko tetahi hawhe ki te moana i te uru: i te raumati taua hanga, i te hotoke ano.
Ary amin'izany andro izany dia hisy rano velona hivoaka avy any Jerosalema, ka ny antsasany hankany amin'ny ranomasina atsinanana, ary ny antsasany hankany amin'ny ranomasina andrefana, na amin'ny fahavaratra na amin'ny ririnina dia samy hisian'izany.
A ko Ihowa hei kingi mo te whenua katoa: i taua ra he kotahi a Ihowa, he kotahi ano tona ingoa.
Ary Jehovah ho Mpanjakan'ny tany rehetra; amin'izany andro izany dia iray no Jehovah, sady iray no anarany.
A hei mania katoa te whenua a taka noa, i Kepa tae noa ki Rimona, ki te tonga o Hiruharama; a ka neke ake taua pa, ka noho ki tona wahi ano, ki te kuwaha o Pineamine tae noa ki te wahi i te kuwaha tuatahi, ki te kuwaha i te koki, ki te pourewa o Hananeere tae noa ki nga poka waina a te kingi.
Ho tonga tahaka ny tani-hay ny tany rehetra hatrany Geba ka hatrany Rimona ao atsimon'i Jerosalema; ary hasandratra sy honenana ao amin'ny fitoerany izy hatramin'ny vavahadin'i Benjamina ka hatreo amin'ny vavahady voalohany, hatramin'ny vavahady an-jorony, ary hatramin'ny tilikambo Hananela ka hatramin'ireo famiazam-boaloboky ny mpanjaka.
Ka nohoia ano a reira, a heoi ano whakangaromanga; a ka noho a Hiruharama i runga i te rangimarie.
Dia hisy mponina any, ary tsy hisy ozona intsony, fa Jerosalema handry fahizay.
Ko te whiu ano tenei e whiua ai e Ihowa nga iwi katoa i whawhai nei ki Hiruharama; ka pirau o ratou kikokiko i te mea e tu ana o ratou waewae, ka pirau o ratou kanohi i roto i nga pae, ka pirau ano o ratou arero i roto i o ratou mangai.
Ary izao no areti-mandringana hamelezan'i Jehovah ny firenena rehetra izay efa nanafika an'i Jerosalema: Hataony mihalevona am-pitsanganana ny nofony, ary hihalevona eo amin'ny itoerany ny masony, ary ny lelany koa hihalevona ao am-bavany.
I taua ra he nui ta Ihowa whakaoho i roto i a ratou; a ka hopu ratou i te ringa o tona hoa, o tona hoa, ka ara ake ano o ratou ringa ki te ringa o tona hoa, o tona hoa.
Ary amin'izany andro izany dia hisy fifanaritahana lehibe avy amin'i Jehovah ao aminy, ary hifampihazon-tanana izy, sady samy hanainga tanana hifamely.
Tera ano a Hura ka whawhai ki Hiruharama; a ka huihuia nga rawa o nga iwi katoa a taka noa, te koura, te hiriwa, nga kakahu, nui atu.
Ary ny Joda koa hamely an'i Jerosalema, ary hovorina ny haren'ny firenena manodidina rehetra, dia volamena sy volafotsy ary fitafiana betsaka.
A ka pera ano te mate o te hoiho, o te muera, o te kamera, o te kaihe, o nga kararehe katoa i roto i enei puni me tenei whiu.
Ary ho toy izany koa ny areti-mandringana hamely ny soavaly sy ny ampondra sy ny rameva sy ny boriky mbamin'ny biby fiompy rehetra izay ao amin'ireny toby ireny, eny, ho tahaka izany areti-mandringana izany ihany.
Tenei ake, na, ko nga morehu katoa o nga iwi katoa i haere mai ki te whawhai ki Hiruharama, ka haere mai i ia tau, i ia tau, ki te koropiko ki te Kingi, ki a Ihowa o nga mano, ki te whakarite hoki i te hakari whare wharau.
Ary ny sisa rehetra amin'ny jentilisa rehetra, izay niakatra namely an'i Jerosalema, dia hiakatra isan-taona isan-taona hiankohoka eo anatrehan'ny Mpanjaka, dia Jehovah, Tompon'ny maro, sy hitandrina ny andro firavoravoana fitoerana an-trano rantsan-kazo.
Na, ko te tangata o nga hapu o te whenua ka kore e haere mai ki Hiruharama ki te koropiko ki te Kingi, ki a Ihowa o nga mano, kahore he ua mo ratou.
Ary na iza na iza amin'ny firenena samy hafa amin'ny tany no tsy hiakatra ho any Jerosalema hiankohoka eo anatrehan'ny Mpanjaka, dia Jehovah, Tompon'ny maro, dia tsy mba hisy ranonorana mivatravatra any aminy.
A ki te kahore te hapu o Ihipa e haere mai, e tae mai, te hunga kahore nei he ua mo ratou, ka pa ano te whiu e whiua ai e Ihowa nga iwi kahore nei e haere mai ki te whakarite i te hakari whare wharau.
Ary raha ny firenen'i Egypta tsy mba miakatra ka tsy tonga, dia tsy hisy koa any aminy, sady ho tonga ny areti-mandringana izay hamelezan'i Jehovah ny firenena tsy miakatra hitandrina ny andro firavoravoana fitoerana an-trano rantsan-kazo.
Ko te utu hara tenei mo Ihipa, ko te utu hara ano mo nga iwi katoa e kore e haere mai ki te whakarite i te hakari whare wharau.
Izany no fampijaliana an'i Egypta sy fampijaliana ny firenena rehetra izay tsy miakatra hitandrina ny andro firavoravoana fitoerana an-trano rantsan-kazo.
I taua ra ka piri ki nga pere o nga hoiho, HE TAPU KI A IHOWA; ka rite hoki nga kohua i roto i te whare o Ihowa ki nga peihana i mua i te aata.
Amin'izany andro izany dia hisy ao amin'ny famohamandrin-tsoavaly manao hoe: HAMASININA HO AN'I JEHOVAH; ary ny vilany ao an-tranon'i Jehovah ho tahaka ny lovia famafazana eo- anoloan'ny alitara.
Ina, ko nga kohua katoa i Hiruharama, i a Hura, he tapu ki a Ihowa o nga mano, a ka haere mai te hunga katoa e patu whakahere ana, ka tango i etahi hei kohua ma ratou: kahore hoki he Kanaani a muri ake nei i roto i te whare o Ihowa o nga mano i taua ra.
Eny, ny vilany rehetra any Jerosalema sy Joda dia hohamasinina ho an'i Jehovah, Tompon'ny maro; ary izay rehetra mamono zavatra hatao fanatitra dia ho avy haka amin'ireny ka hahandro aminy. Ary amin'izany andro izany dia tsy hisy Kananita intsony ao an-tranon'i Jehovah, Tompon'ny maro.