Esther 2

Rehefa afaka izany, nony efa nionona ny fahatezeran'i Ahasoerosy mpanjaka, dia nahatsiaro an'i Vasty sy izay efa nataony izy ary ny efa nitsarana azy.
I muri iho i enei mea, i te mea kua marie te riri o Kingi Ahahueruha, ka mahara ia ki a Wahati, ki tana i mea ai, ki te mea hoki i whakaritea mona.
Ka dia hoy ireo zatovon'ny mpanjaka izay nanompo azy: Aoka ny mpanjaka hitadiavana zazavavy virijina tsara tarehy;
Na ka mea nga tangata a te kingi i mahi nei ki a ia, Kia rapua mai etahi kotiro ataahua ma te kingi.
ary aoka ny mpanjaka hanendry olona any amin'ny isan-tokony eran'ny ny fanjakany rehetra, dia aoka hovorin'ireny ny zazavavy virijina tsara tarehy rehetra ho ato Sosana renivohitra ho ao an-tranom-behivavy amin'ny fehin'i Hegay, tsindranolahin'1 ny mpanjaka, mpifehy ny vehivavy; ary aoka homena ny zavatra fidiovany izy,
Kia whakaritea hoki e te kingi etahi kaititiro puta noa i nga kawanatanga o tona kingitanga, a ma ratou e huihui mai nga kotiro ataahua, he wahine, ki Huhana, ki te whare kini, ki te whare wahine, ki a Hekai, ki ta te kingi rangatira ruma, ko ia nei te kaitiaki o nga wahine; a kia hoatu nga mea hei tahi mo to ratou poke;
koa izay zazavavy sitraky ny mpanjaka no aoka hanjaka hisolo an'i Vasty. Dia sitraky ny mpanjaka izany teny izany, ka dia nataony.
Na, ko te kotiro e pai ki ta te kingi titiro, ko ia hei kuini i te wahi o Wahati. Na pai tonu taua mea ki te whakaaro o te kingi, a pera ana ano ia.
Ary nisy Jiosy anankiray tany Sosana renivohitra. Mordekay no anarany, zanak'i Jaira, zanak'i Simey, zanak'i Kisy, avy tamin'ny taranak'i Benjamina,
I Huhana, i te whare kingi tetahi tangata, he Hurai, ko tona ingoa ko Mororekai, he tama na Haira, tama a Himei, tama a Kihi, he tangata no Pineamine.
izay efa nentina ho babo avy tany Jerosalema tamin'ny babo izay nentina niaraka tamin'i Jekonia, mpanjakan'ny Joda, izay nobaboin'i Nebokadnezara, mpanjakan'i Babylona.
He mea whakaheke mai i Hiruharama i roto i te whakahekenga i whakahekea ai a Hekonia kingi o Hura, i tera i whakahekea ra e Nepukaneha kingi o Papurona.
Ary izy nitaiza an'i Hadasa (Estera izany), zanakavavin'ny rahalahin-drainy, izay tsy nanana ray sy reny intsony; ary razazavavy dia soa sady tsara tarehy, ary noraisin'i Mordekay ho zanany izy, rehefa maty rainy sy reniny.
Na he mea atawhai nana a Haraha, ara a Ehetere, te tamahine a tona matua keke; no te mea kahore ona papa, ona whaea, a he atanga taua kotiro, he ataahua; i te matenga hoki o tona papa, o tona whaea, ka tangohia ia e Mororekai hei tamahine mana.
Koa nony re ny tenin'ny mpanjaka sy ny lalàny, ka voavory tany Sosana renivohitra ny zazavavy maro ho andin'ny fehin'i Hegay, dia mba nentina ho ao an-tranon'ny mpanjaka koa Estera ho amin'ny fehin'i Hegay, mpifehy ny vehivavy.
Heoi, ka rangona te kupu a te kingi, me tana ture, a ka tokomaha ano nga kotiro ka huihuia ki Huhana, ki te whare kingi, ki te ringa o Hekai, na ka mauria ano hoki a Ehetere ki te whare o te kingi, ki te ringa o Hekai kaitiaki wahine.
Ary nahafaly azy razazavavy ka nahita fitia teo imasony; dia nomeny faingana an-drazazavavy ny zavatra fidiovany sy ny anjara-haniny ary ny ankizivavy fito izay voafantina homena azy avy tao an-tranon'ny mpanjaka; ary nafindrany ho ao amin'ny fitoerana tsara indrindra ao an-tranom-behivavy izy sy ny ankizivaviny.
Na he pai taua kotiro ki tana titiro, ka atawhaitia hoki e ia; i hohoro hoki tana homai i nga mea hei tahi mo tona poke, me era atu mea ano mana, me nga kotiro tokowhitu i tika nei kia hoatu ki a ia, no roto i te whare o te kingi: i nekehia atu h oki ia, ratou ko ana kotiro ki te wahi pai rawa o te whare wahine.
Nefa Estera tsy mbola nilaza ny fireneny na ny fianakaviany, satria nopeperan'i Mordekay mba tsy hilaza izany izy.
Kihai i whakaaturia e Ehetere tona iwi me ona whanaunga; na Mororekai hoki i ako ki a ia kia kaua e whakaaturia.
Ary Mordekay nitsangantsangana isanandro teo anoloan'ny kianjan'ny tranom-behivavy, mba hahafantarany izay toetran'i Estera sy izay anaovana azy.
Na haere ai a Mororekai i tenei ra, i tenei ra, ki mua i te marae o te whare wahine, kia mohio ai ia kei te pehea a Ehetere, a ka peheatia ranei ia.
Ary nony tonga ny andro hidiran'ny zazavavy tsirairay isan'andro tany amin'i Ahasoerosy mpanjaka, rehefa tapitra taminy ny roa ambin'ny folo volana, araka ny fomba fanomanana ny vehivavy (fa tapitra tamin'izay ny andro fidiovany, dia enim-bolana tamin'ny diloilo nisy miora, ary enim-bolana tamin'ny zava-manitra sy ny zavatra sasany koa fidiovan'ny vehivavy),
A, no ka rite te wa mo tenei kotiro, mo tenei kotiro, e haere ai ki a Kingi Ahahueruha, i te mea ka taka ona marama kotahi tekau ma rua, ko te ritenga hoki ia mo nga wahine, ko reira hoki rite ai nga ra mo te tahi o to ratou poke, ara e ono nga marama o te hinu maira, a e ono nga marama o nga mea kakara, o era atu mea ano e tahia ai te poke o nga wahine;
koa nony hiditra ao amin'ny mpanjaka ny zazavavy tamin'izany, dia nomena azy izay rehetra nilainy ho entiny avy amin'ny tranom-behivavy ho ao an-tranon'ny mpanjaka.
Ko te tikanga tenei mo te haerenga atu o tetahi kotiro ki te kingi; ko nga mea katoa i hiahia ai ia, i hoatu ki a ia, a ka riro i a ia i roto i te whare wahine ki te whare o te kingi.
Tamin'ny hariva no nandeha izy, ary nony maraina dia niverina izy ho ao an-trano faharoa nitoeran'ny vehivavy, ho amin'ny fehin'i Sasegaza, tsindranolahin'1 ny mpanjaka, mpitandrina ny vaditsindrano; ary tsy mba niditra tao amin'ny mpanjaka intsony izy, raha tsy tian'ny mpanjaka, ka voatonona ny anarany.
I haere mai ia i te ahiahi, a i te ata ka hoki ki to nga wahine whare tuarua, ki te ringa o Haahakata, o ta te kingi rangatira ruma, ko ia nei te kaitiaki o nga wahine iti; heoi ano ona haerenga mai ki te kingi, kia hiahia ra ano te kingi ki a i a, kia whakahuatia ano hoki tona ingoa.
Ary rehefa tonga ny anjara-andron'i Estera, zanakavavin'i Abihaila, rahalahin-drain'i Mordekay izay efa nandray azy ho zananivavy, hidirany ao an-tranon'ny mpanjaka, dia tsy nila na inona na inona izy mihoatra noho izay notononin'i Hegay, tsindranolahin' ny mpanjaka, mpitandrina ny vehivavy. Ary Estera nahita fitia teo imason'ny olona rehetra izay nijery azy.
A, ka rite te wa e haere ai ki te kingi a Ehetere tamahine a Apihaira, a te matua keke o Mororekai, he mea tango nei hoki ia na tenei hei tamahine mana, kihai tera i mea ki tetahi mea mana, heoi ano ko ta Hekai i whakarite ai, ko ia nei ta te ki ngi rangatira ruma, te kaitiaki o nga wahine. Na ahuareka rawa a Ehetere ki te titiro a te hunga katoa i kite i a ia.
Dia nentina ho ao amin'i Ahasoerosy mpanjaka Estera, ho ao an-tranon'ny fanjakana, tamin'ny volana fahafolo (volana Tebeta izany) tamin'ny taona fahafito nanjakany.
Heoi ka mauria a Ehetere ki a Kingi Ahahueruha, ki tona whare kingi, i te tekau o nga marama, ko Tepete hoki taua marama, i te whitu o nga tau o tona kingitanga.
Ary tian'ny mpanjaka mihoatra noho ny vehivavy rehetra Estera, ka nahita fitia sy sitraka teo imasony mihoatra noho ny virijina rehetra izy, ka dia nosatrohany ny satro-boninahitry ny fanjakana izy ka nampanjakainy hisolo an'i Vasty.
Na nui atu te aroha o te kingi ki a Ehetere i tona ki nga wahine katoa, ahuareka tonu ia, manakohia rawatia ana ia e ia i nga whaina katoa, potaea ana e ia te karauna kuini ki tona mahunga, meinga ana ia e ia hei kuini i te wahi o Wahati.
Ary ny mpanjaka nanao fanasana lehibe ho an'ny mpanapaka rehetra sy ny mpanompony, dia fanasan'i Estera izany; ary nanendry andro fifaliana ho an'ny fanjakana rehetra isan-tokony izy sady nanome zavatra araka ny fanomen'ny mpanjaka.
Katahi ka tukua e te kingi he hakari nui ma ana rangatira katoa ratou ko ana tangata, ara te hakari o Ehetere; whakangawaritia ano hoki e ia nga mea ki nga kawanatanga, a hoatu ana etahi hakari e ia, he mea i rite ki ta te kingi tikanga.
Ary raha nisy virijina novorina fanindroany, dia nipetraka teo am-bavahadin'ny mpanjaka Mordekay.
Na i te rua o nga huihuinga o nga wahine, kei te noho a Mororekai i te kuwaha o te kingi.
Nefa Estera tsy mbola nilaza izay fianakaviany na izay fireneny, araka ilay nameperan'i Mordekay azy ihany; fa ny tenin'i Mordekay dia nankatoavin'i Estera tahaka ny fony Izy mbola nitaiza azy ihany.
Kihai ano i whakaaturia e Ehetere ona whanaunga me tona iwi; ko ta Mororekai hoki tera i ako ai ki a ia; i whakarite hoki a Ehetere i te kupu a Mororekai, i pera me ia e whakatupuria ake ana i tona whare.
Tamin'izany andro izany, raha Mordekay nipetraka teo am-bavahadin'ny mpanjaka, dia tezitra Bigtana sy Taresy, roa lahy isan'ny tsindranolahin'1 ny mpanjaka, dia ilay mpiambina teo am-baravarana, ka nitady hamono an'i Ahasoerosy mpanjaka izy.
I aua ra, i te mea e noho ana a Mororekai i te kuwaha o te kingi, ka riri a Pikitana raua ko Terehe, tokorua o nga rangatira ruma a te kingi, he kaitiaki i te tatau, a ka whai kia pa te ringa ki a Kingi Ahahueruha.
Ary fantatr'i Mordekay izany ka nambarany tamin'i Estera, vadin'ny mpanjaka; dia nambaran'i Estera tamin'ny mpanjaka kosa izany araka ny nampilazain'i Mordekay azy.
Na kua mohiotia taua mea e Mororekai, a ka whakaaturia e ia ki a Ehetere, ki te kuini; korerotia ana e Ehetere ki te kingi i runga ano i te ingoa o Mororekai.
Atỳ rehefa nodinihina izany zavatra izany, dia, indro, marina; ka dia nahantona tamin'ny hazo izy roa lahy; ary nosoratana tao amin'ny bokin'ny tantara teo anatrehan'ny mpanjaka izany.
Na, ka oti taua mea te uiui, a ka kitea he tika, ka taronatia raua tokorua ki runga ki te rakau, a ka tuhituhia taua mea ki te pukapuka o nga meatanga o nga ra i te aroaro o te kingi.