هیچیک از بزرگان محلی نمیدانستند که کجا رفته و چه کرده بودم تا آن زمان به هیچیک از یهودیان، کاهنان، رهبران، بزرگان و کسان دیگری که باید در این کار شرکت میکردند، چیزی نگفته بودم.
Nefa ireo mpanapaka tsy nahalala izay nalehako, na izay nataoko; fa hatramin'izay dia tsy mbola nolazaiko tamin'ny Jiosy izany, na tamin'ny mpisorona, na tamin'ny manan-kaja, na tamin'ny mpanapaka, na tamin'ny vahoaka sisa izay nanao ny asa.