Psalms 117

MiderĂ  an'i Jehovah ry firenena rehetra; MiderĂ  Azy, ry olona rehetra.
Fa lehibe ny famindram-pony amintsika; Ary mandrakizay ny fahamarinan'i Jehovah. Haleloia.