Esther 6

Ary tamin'iny alina iny tsy nahita torimaso ny mpanjaka ka nampaka ny boky fitadidiana ny tantara; ary novakina teo anatrehan'ny mpanjaka izany.
I taua po kihai i moe te kingi, a ka mea kia kawea mai te pukapuka whakamahara ki nga meatanga o nga ra. Na ka korerotia ki te aroaro o te kingi.
Ka, indro, voasoratra fa Mordekay no niampanga an'i Bigtana sy Taresy, roa lahy isan'ny tsindranolahin'1 ny mpanjaka, dia ireo mpiambina teo am-baravarana izay nitady hamono an'i Ahasoerosy mpanjaka.
Na ka kitea, kua oti te tuhituhi te whakaatu a Mororekai mo Pikitana raua ko Terehe, mo nga rangatira ruma tokorua a te kingi, he kaitiaki tetau, i whai raua kia pa te ringa ki a Kingi Ahahueruha.
Ary hoy ny mpanjaka: Inona moa no fisandratana sy voninahitra mba efa nomena an'i Mordekay noho izany? Fa hoy ny zatovon'ny mpanjaka Izay nanompo azy: Tsy mbola nisy nomena azy.
Na ka mea te kingi, He aha te honore, te kororia, i whiwhi ai a Mororekai mo tenei? Ano ra ko nga tangata a te kingi i mahi nei ki a ia, Kihai tetahi mea i meatia ki a ia.
Ary hoy ny mpanjaka: Iza no ao an-kianja ao? Ary Hamana kosa efa sendra tonga tao an-kianja ivelan'ny tranon'ny mpanjaka tamin'izay hiteny amin'ny mpanjaka ny amin'ny hanantonana an'i Mordekay amin'ilay hazo efa natsangany hanantonana azy.
Na ka mea te kingi, Ko wai kei te marae? Na tera a Hamana kua tae mai ki te marae o waho o te whare o te kingi, ki te korero ki te kingi, kia taronatia a Mororekai ki runga ki te tarawa kua oti te hanga mona.
Ka hoy ny zatovon'ny mpanjaka taminy: Indro, Hamana no mitsangana ao an-kianja. Ary hoy ny mpanjaka: Asaovy miditra izy.
Na ka mea nga tangata a te kingi ki a ia, Ko Hamana tenei e tu mai nei i te marae. Ano ra ko te kingi, Kia haere mai ia.
Dia niditra Hamana ka hoy ny mpanjaka taminy: Inona no mendrika hatao amin'izay lehilahy tian'ny mpanjaka homem-boninahitra? Ary Hamana nanao anakampo hoe: Koa iza indray moa no ho tian'ny mpanjaka homem-boninahitra afa-tsy izaho?
Heoi ka haere mai a Hamana. Na ka mea te kingi ke a ia, Ko te aha kia meatia ki ta te kingi tangata e pai ai kia whakahonoretia? Na ko te meatanga ake a Hamana i roto i tona ngakau, Ko wai atu i ahau ta te kingi e pai ai kia whakahonoretia?
Ka dia hoy Hamana tamin'ny mpanjaka: Ny amin'izay lehilahy tian'ny mpanjaka homem-boninahitra,
Na ka mea a Hamana ki te kingi, Mo ta te kingi tangata e pai ai kia whakahonoretia,
aoka halaina izay akanjo fiandrianana efa niakanjoan'ny mpanjaka sy soavaly izay efa nitaingenan'ny mpanjaka sady voaisy satro-boninahitra ny lohany;
Me kawe mai nga kakahu kingi, e kakahu nei te kingi me te hoiho ano e ekengia ana e te kingi, potae rawa he karauna kingi ki tona matenga;
dia aoka izany fitafiana sy soavaly izany no hatolotra eo an-tànan'ny anankiray izay malaza indrindra amin'ny mpanapaka voatendrin'ny mpanjaka, ary aoka izay lehilahy tian'ny mpanjaka homem-boninahitra no hampiakanjoina izany ka hampitaingenina amin'ny soavaly, dia ho entina eny an-kalalahana eto an-tanàna, ary aoka hisy hiantso eo alohany hoe: Izao no hatao amin'ny lehilahy izay tian'ny mpanjaka homem-boninahitra.
Na ka hoatu taua kakahu me te hoiho ke te ringa o tetahi o nga tino rangatira a te kingi, kia whakakakahuria atu ki te tangata e pai ai te kingi kia whakahonoretia; na ka mea i a ia kia eke i runga i te hoiho i te waharoa o te pa, ka karanga haer e ai i mua i a ia, Ka peneitia te tangata e pai ai te kingi kia whakahonoretia.
Dia hoy ny mpanjaka tamin'i Hamana: Faingana ary, alao ny akanjo sy ny soavaly araka ny voalazanao, ka dia ataovy araka izany amin'i Mordekay Jiosy, izay mipetraka eo am-bavahadin'ny mpanjaka; aza asiana latsaka izay rehetra nolazainao.
Katahi ka mea te kingi ki a Hamana, Kia hohoro tau tiki atu i te kakahu, i te hoiho, i tau i ki na, ka pera ai ki a Mororekai, ki te Hurai, e noho nei i te kuwaha o te kingi. Kei taka tetahi kupu o nga mea katoa i korerotia e koe.
Dia nalain'i Hamana ny akanjo sy ny soavaly, ka nampiakanjo an'i Mordekay izy ary nampitaigina azy tamin'ny soavaly, dia nitondra azy ho eny an-kalalahana teo an-tanàna ka niantso teo alohany hoe: Izao no hatao amin'ny lehilahy izay tian'ny mpanjaka homem-boninahitra.
Katahi ka tikina e Hamana te kakahu, me te hoiho, a whakakakahuria ana e ia a Mororekai, arahina ana i runga i te hoiho i te waharoa o te pa, me te karanga ano i tona aroaro, Ka peneitia te tangata e pai ai te kingi kia whakahonoretia.
Ary Mordekay niverina nankeo amin'ny vavahadin'ny mpanjaka; fa Hamana kosa nody faingana ho any an-tranony sady nalahelo no nisaron-doha.
Na hoki ana a Mororekai ki te kuwaha o te kingi; ko Hamana ia i hohoro ki tona whare, pouri tonu, hipoki rawa te mahunga.
Dia nolazain'i Hamana tamin'i Zaresy vadiny sy ny sakaizany rehetra izay zavatra nanjo azy. Ary hoy ny olon-kendry rehetra sy Zaresy vadiny taminy: Raha avy amin'ny taranaky ny Jiosy Mordekay, izay efa niantomboka nandavo anao teo anatrehany, dia tsy haharesy azy mihitsy ianao, fa ho lavo eo anatrehany tokoa.
Na ka korerotia e Hamana ki tana wahine, ki a Herehe, ki ona hoa katoa nga mea katoa i pa ki a ia. Katahi ana tangata mohio, ratou ko tana wahine, ko Herehe, ka mea ki a ia, Ki te mea no nga uri o nga Hurai a Mororekai, kua timata na koe te hing a i tona aroaro, e kore koe e kaha i a ia, engari ka hinga rawa koe i tona aroaro.
Ary raha mbola niresaka taminy ihany ireo, dia tonga ny tsindranolahin' ny mpanjaka ka naka faingana an'i Hamana ho ny amin'ny fanasana izay efa namboarin'i Estera.
I a ratou e korero ana ki a ia, ka tae mai nga rangatira ruma a te kingi, porangi tonu, hei arahi mo Hamana ki te hakari i taka e Ehetere.