Tanrı’nın yaptığı her şeyi gördüm. İnsan güneşin altında olup bitenleri keşfedemez. Arayıp bulmak için ne kadar çaba harcarsa harcasın, yine de anlamını bulamaz. Bilge kişi anladığını söylese bile gerçekten kavrayamaz.
dia hitako avokoa ny asan'Andriamanitra, fa tsy takatry ny sain'ny olona ny asa atao atỳ ambanin'ny masoandro; koa na dia mikely aina hitady izany aza ny olona, tsy ho hitany; eny, na ny hendry aza no manao hahafantatra izany, dia tsy ho azony fantarina akory.