,Fiule`, i -a răspuns Avraam, ,adu-ţi aminte că, în viaţa ta, tu ţi-ai luat lucrurile bune, şi Lazăr şi -a luat pe cele rele; acum aici, el este mîngîiat, iar tu eşti chinuit.
Fa hoy Abrahama: Anaka, tsarovy fa ianao efa nahazo ny zava-tsoanao tamin'ny andro niainanao, ary Lazarosy kosa ny zava-dratsy; fa ankehitriny izy no ampifalinay . ary ianao kosa no fadiranovana.