Psalms 95

Tena, kia waiata tatou ki a Ihowa: kia hari te hamama ki te kamaka o to tatou whakaoranga.
Avia, aoka isika hihoby ho an'i Jehovah; Aoka isika hanao feo fifaliana ho an'ny Vatolampy famonjena antsika.
Kia haere tatou me te whakawhetai atu ki tona aroaro: kia ngahau hoki a tatou himene ki a ia.
Aoka hankeo anatrehany amin'ny fiderana isika; Aoka hanao feo fifaliana ho Azy amin'ny fihirana isika.
No te mea he Atua nui hoki a Ihowa, he Kingi nui i nga atua katoa.
Fa Andriamanitra lehibe Jehovah, Ary Mpanjaka lehibe ambonin'ny andriamanitra rehetra Izy.
Kei tona ringa nga wahi hohonu o te whenua: a nana nga maunga teitei.
Eo an-tànany ny fitoerana lalina amin'ny tany; Ary Azy ny tendrombohitra avo.
Nana te moana, nana ano i hanga, a na ona ringa i whai ahua ai te whenua maroke.
Azy ny ranomasina, fa Izy no nanao azy, Ary ny tany maina dia noforonin'ny tànany.
Haere mai tatou, kia koropiko, kia tuohu: kia tukua nga turi ki te aroaro o Ihowa, o to tatou Kaihanga.
Avia, ka aoka hiondrika sy hiankohoka isika; Aoka isika handohalika eo anatrehan'i Jehovah, Mpanao antsika;
Ko ia hoki to tatou Atua; ko tatou tana iwi e hepara ai, nga hipi a tona ringa. Ki te rongo koutou ki tona reo aianei.
Fa Izy no Andriamanitsika; Ary olona fiandriny sy ondry tandremany isika. Enga anie ka hohenoinareo anio ny feony manao hoe:
Kaua e whakapakeketia o koutou ngakau: kei pera me o te whakatoinga, me o te ra o te whakamatautauranga i te koraha;
Aza manamafy ny fonareo tahaka ny tao Meriba, Sy tahaka ny tamin'ny andro tao Masa fony tany an-efitra,
I ahau i whakamatautauria e o koutou matua, i ata mohiotia, i to ratou kitenga ano hoki i aku mahi.
Izay nakan'ny razanareo fanahy Ahy, Sy nizahany toetra Ahy, na dia efa hitany aza ny asako.
E wha tekau nga tau i hoha ai ahau ki tenei whakatupuranga, na ka mea ahau; He iwi ngakau kotiti ke ratou, kahore hoki ratou e mohio ki aku ara.
Efa-polo taona no nahamonamonaina Ahy tamin'izany taranaka izany, Ka hoy Izaho: Olona maniasia amin'ny fony izy Ka tsy mahalala ny lalako;
Na reira i riri ai ahau, i oati ai hoki; e kore ratou e tae ki toku okiokinga.
Ka dia nianiana tamin'ny fahatezerako Aho hoe: Tsy hiditra amin'ny fitsaharako mihitsy izy.