Psalms 93

E kingi ana a Ihowa; he kororia tona kakahu; he kakahu to Ihowa, he mea whitiki ia ki te kaha: kua u hoki te ao, te taea te nekeneke.
Jehovah no Mpanjaka mitafy voninahitra Izy; Jehovah mitafy, eny, misikina hery Izy; Ary izao rehetra izao nampitoerina ka tsy hihetsika.
No mua iho tou torona i whakapumautia ai: nonamata riro koe.
Ny seza fiandriananao nampitoerina hatramin'ny fahagola; Hatrizay hatrizay Hianao.
Ko nga roma, e Ihowa, kua ara, nga roma nei, kua ara to ratou reo; ka ara nga ngaru o nga roma.
Mamandra-peo ny riaka, Jehovah ô, Eny, manandra-peo ny riaka; Mampirohondrohona ny feony ny riaka.
I runga ake i nga reo o nga wai maha, i nga tuatea nunui o te moana, ko Ihowa i runga, te mea kaha.
Mihoatra noho ny rano sady be no mahery, Eny, mihoatra noho ny onjan-dranomasina lehibe, Ny voninahitr'i Jehovah any amin'ny avo.
Pono atu au whakaaturanga: he huatau te tapu mo tou whare, e Ihowa, mo ake tonu atu.
Ny teni-vavolombelonao dia marina indrindra; Fahamasinana no mendrika ny tranonao mandritra ny andro maro, Jehovah ô.