Psalms 92

He himene, he waiata mo te ra Hapati. He mea pai te whakawhetai ki a Ihowa, te himene atu ki tou ingoa, e te Runga Rawa:
Salamo. Tonon-kira hatao amin'ny andro Sabata. Tsara ny hidera an'i Jehovah Sy ny hankalaza ny anaranao, ry Avo Indrindra ô,
Te whakakite i tou atawhai i te ata, i tou pono i nga po katoa;
Ary hanambara ny famindram-ponao nony maraina Sy ny fahamarinanao nony alina,
I runga i te aho tekau, i te hatere; i te tangi huatau a te hapa.
Amin'ny valiha tory folo Sy amin'ny feon-dokanga.
Nau hoki ahau, e Ihowa, i whakahari ki tau mahi: ka whakamanamana ahau ki nga meatanga a ou ringa.
Fa ampifalinao amin'ny nataonao aho Jehovah ô; Ny asan'ny tananao no hihobiako.
Ano te nui o au mahi, e Ihowa! hohonu rawa ou whakaaro.
Jehovah ô, akory ny halehiben'ny asanao! Lalina indrindra ny fisainanao.
Ko te tangata poauau, kahore ia e matau; kahore hoki tenei e mohiotia e te kuware.
Ny ketrina tsy mahafantatra izany, Ary ny adala koa tsy mba mahalala.
Kia pihi ake nga whakaarokore ano he tarutaru, a kia tupu nga kaimahi katoa i te kino; he ngaromanga tena no ratou ake ake;
Raha mitsiry tahaka ny ahitra ny ratsy fanahy, Ary mamony ny mpanao ratsy rehetra, Dia izany no ho fandringanana azy mandrakizay.
Ko koe ia, e Ihowa, kei runga rawa ake ake.
Nefa Hianao, Jehovah ô, dia avo mandrakizay.
Na, ko ou hoa whawhai, e Ihowa, na, ko ou hoa whawhai, ka ngaro; ka marara katoa nga kaimahi i te kino.
Fa, indreo, ny fahavalonao, Jehovah ô, Fa, indreo, ringana ny fahavalonao; Mihahaka ny mpanao ratsy rehetra.
Otira ka ara i a koe toku haona, ka pera i to te kau maka: ka whakawahia ahau ki te hinu hou.
Fa ny tandroko kosa asandratrao ho tahaka ny an'ny ombimanga; Mihosotra diloilo vaovao aho.
Ka kite hoki toku kanohi i taku i hiahia ai ki runga ki oku hoariri, ka rongo oku taringa i taku i hiahia ai o te hunga kino e whakatika ana mai ki ahau.
Ary faly ny masoko mahita ny amin'ny fahavaloko, Ary finaritra ny sofiko mandre ny amin'ny ratsy fanahy izay efa mitsangana hamely ahy.
Ka rite te tupu o te tangata tika ki to te nikau; ka rite tona nui ki to te hita i Repanona.
Ny marina hamololona tahaka ny rofia; Hisandrahaka tahaka ny sedera any Libanona izy;
Ko te hunga i whakatokia ki te whare o Ihowa ka tupu ki nga marae o to tatou Atua.
Efa nambolena tao an-tranon'i Jehovah izy Ka maniry eo an-kianjan'Andriamanitsika;
Ka whai hua tonu ratou ua hina: ki tonu i te wai, matomato tonu;
Mbola manorobona ihany izy, na dia efa antitra aza; Dofodofotra sy maitso izy,
Hei whakakite i te tika o Ihowa: ko ia toku kohatu, kahore hoki ona he.
Mba hanambara fa mahitsy Jehovah, Vatolampiko Izay tsy misy tsiny.