Psalms 90

He inoi na Mohi, na te tangata a te Atua. E te Ariki, ko koe to matou nohoanga i nga whakatupuranga katoa.
Fivavak'i Mosesy, lehilahin'Andriamanitra. Tompo ô, efa fonenanay hatramin'ny taranaka rehetra Hianao.
Kahore ano i whanau noa nga maunga, kahore i hanga e koe te whenua me te ao, ko koe te Atua no tua whakarere a ake tonu atu.
Fony tsy mbola ary ny tendrombohitra, Na voaforonao ny tany sy izao rehetra izao, Dia Andriamanitra Hianao hatramin'ny taloha indrindra ka mandrakizay.
E whakahokia ana e koe te tangata kia mongamonga noa, a e mea ana, E hoki, e nga tama a te tangata.
Mamerina ny olona ho amin'ny vovoka Hianao Ka manao hoe: Miverena, ry zanak'olombelona.
Ki tau titiro hoki, he rite nga tau kotahi mano ki te ra onanahi, kua pahure atu nei, ki te mataaratanga hoki i te po.
Fa eo imasonao ny arivo taona dia toy ny fandalon'ny omaly, Ary tahaka ny fotoam-piambenana iray amin'ny alina.
Me te mea na te waipuke tau kahakinga i a ratou; he moe ratou: i te ata ano he tarutaru e tupu ana.
Manindao azy tahaka ny riaka Hianao torimaso izy; Amin'ny maraina tahaka ny ahitra mora miova izy.
I te ata e tupu ana, e pihi ana: i te ahiahi kua kotia, kua maroke.
Amin'ny maraina mamony izy, nefa mora miova; Amin'ny hariva voajinja izy ka maina.
Kua hemo nei hoki matou i tou riri: ka ohorere hoki i tou aritatanga.
Fa lanin'ny fahatezeranao izahay, Ary raiki-tahotra noho ny fahaviniranao.
Kua maka e koe o matou kino ki tou aroaro, o matou mea huna ki te marama o tou mata.
Ny helokay efa nataonao teo anatrehanao, Ary ny fahotanay miafina teo amin'ny fahazavan'ny tavanao.
Ka pau o matou ra katoa, me te riri ano koe: hemo ake o matou tau ano he korero e korerotia ana.
Fa ny androanay rehetra efa lasa amin'ny fahatezeranao; Efa laninay toy ny eritreritra ny taonanay.
Ko nga ra o o matou tau e whitu tekau tau; a ki te whai kaha, ka waru tekau tau; heoi he mahi mauiui, he pouri to ratou kaha; ka hohoro hoki te hatepea atu, a ka rere atu matou.
Fito-polo taona no andron'ny taonanay Ary raha tàhiny mateza aza, dia valo-polo taona, Nefa fahasasarana sy zava-poana ny voninahiny, Fa mihelina faingana izany, ka lasa manidina izahay.
Ko wai te matau ana ki te kaha o tou riri? Rite pu ki te wehi ki a koe tou riri.
Iza no mahafantatra ny herin'ny fahatezeranao sy ny fahaviniranao Araka izay tokony ho fahatahorana Anao?
Akona matou ki te tatau i o matou ra, kia anga ai te ngakau ki te whakaaro.
Mampianara anay hanisa ny andronay, Hahazoanay fo hendry.
Hoki mai, e Ihowa, kia pehea ake te roa? A kia puta ke he whakaaro mou ki au pononga.
Miverena, Jehovah ô! Mandra-pahoviana? Ary mba aneneno ny amin'ny mpanomponao.
Kia na matou i te ata i tau mahi tohu: kia hari ai matou, kia koa ai, i o matou ra katoa.
Vokiso ny famindram-ponao nony maraina izahay, Mba hihobianay sy hifalianay amin'ny andro rehetra hiainanay.
Whakaharitia matou, kia rite ki nga ra i whakawhiua ai matou e koe, ki nga tau i kite ai matou i te kino.
Mampifalia anay araka ny andro nampahorianao anay Sy ny taona nahitanay loza.
Kia puta mai tau mahi ki au pononga, me tou kororia ki a ratou tamariki.
Aoka hiseho amin'ny mpanomponao ny asanao, Ary ny voninahitrao amin'ny zanany.
A hei runga i a matou te ataahua o Ihowa, o to matou Atua: whakapumautia ano ki a matou te mahi a o matou ringa, ae ra, te mahi a o matou ringa, whakapumautia e koe.
Ary aoka ho aminay ny fahasoavan'ny Tompo Andriamanitray; Ary ampitoero aminay ny asan'ny tananay; Eny, ny asan'ny tananay, ampitoero izy.