Psalms 83

He waiata, he himene, na Ahapa. E te Atua, kei wahangu koe, kei whakarongo puku, kei ata noho, e te Atua.
Tonon-kira. Salamo nataon'i Asafa. Andriamanitra ô, aza mangina; aza mihombom-bava Hianao, ary aza mamitsaka, Andriamanitra ô.
He mea hoki, tenei ou hoariri te ngangau nei, a kua ara nga matenga o te hunga e kino ana ki a koe.
Fa, indro, mitabataba ny fahavalonao; ary izay mankahala Anao dia manandratra ny lohany.
Kua ata ngarahu ratou ki tau iwi, e whakatakoto korero ana hoki ratou mo au mea huna.
Ny olonao no iokoany amin'ny hafetsena; ary miara-misaina hamely izay voafinao izy.
Kua mea nei ratou, Tena, tatou ka huna i a ratou, kia kore ai tena iwi; kia kaua ai hoki e maharatia te ingoa o Iharaira a muri ake nei.
Hoy izy: Avia, ka andeha hofongorantsika tsy ho firenena izy, mba tsy hotsarovana intsony ny anaran'Isiraely.
Kua kotahi to ratou ngakau i a ratou e runanga ana: kua whakatakoto ratou he tikanga kino ki a koe;
Fa efa niray tetika tokoa ireo, ka nanao fanekena hanohitra Anao,
Ko nga teneti o Eroma, o nga Ihimaeri, o Moapa, o nga Hakarini;
Dia ny lain'ny Edomita sy ny Isimaelita, ny Moabita sy ny Hagarita,
A Kepara, a Amona, a Amareke, nga Pirihitini, me nga tangata o Taira:
Ny Gebalita sy ny Amonita ary ny Amalekita, ny Filistina mbamin'ny mponina any Tyro.
Kua uru hoki a Ahiria ki roto ki a ratou; kua awhinatia e ratou nga tamariki a Rota. (Hera.
Ny Asyriana koa nikambana taminy; tonga sandrin'ny taranak'i Lota ireo.
Peratia ratou me Miriana: me Hihera, me Iapini, i te awa i Kihona:
Ataovy tahaka ny Midiana izy, ary tahaka an'i Sisera sy Jabina teo amin'ny ony Kisona;
I mate nei ki Eneroro, i waiho nei hei whakawairakau mo te whenua.
Maty tany En-dora ireo; tonga zeziky ny tany izy.
Kia rite o ratou rangatira ki a Orepe raua ko Teepe, ae, o ratou ariki katoa hoki ki a Tepa raua ko Taramuna;
Ataovy tahaka an'i Oreba sy Zeba ny mpanapaka azy. Eny, ny andrianany rehetra dia ataovy tahaka an'i Zebaha sy Zaimona,
Mo ratou i mea, Tatou ka tango i nga kainga o te Atua mo tatou.
Izay nanao hoe: aoka halaintsika ho antsika ny fonenan'Andriamanitra.
E toku Atua, meinga ratou kia rite ki te awhiowhio puehu, ki te papapa e puhia ana e te hau.
Andriamanitro ô, ataovy tahaka ny tadio ireo, dia tahaka ny akofa entin'ny rivotra,
Kia rite ki te ahi e kai ana i te ngahere, ki te mura hoki e toro ai nga maunga;
Tahaka ny afo mandoro ala sy tahaka ny lelafo mampirehitra tendrombohitra;
Kia pera te whai o tau awha i a ratou, tau whakaohorere hoki i a ratou ki tau paroro.
Aoka ho toy izany no anafotofotoanao azy amin'ny tadionao, sy ampahatahoranao azy amin'ny tafio-drivotrao.
Whakakiia o ratou kanohi ki te whakama: kia rapu ai ratou ki tou ingoa, e Ihowa.
Sarony henatra ny tavany, mba hitadiavany ny anaranao, Jehovah ô.
Kia whakama, kia ohorere ratou ake ake; ae, kia numinumi ratou, kia ngaro hoki.
Aoka ho menatra sy ho amin-tahotra mandrakizay izy; eny, aoka hangaihay sy haringana izy.
Kia matau ai ratou, ko koe anake, ko Ihowa nei tou ingoa, te Runga Rawa i te whenua katoa.
Ary aoka ho fantany fa Hianao irery ihany, Izay atao hoe Jehovah, no ilay Avo Indrindra ambonin'ny tany rehetra.