Psalms 47

Ki te tino kaiwhakatangi. He himene ma nga tama a Koraha. Pakia o koutou ringa, e nga iwi katoa: hamama ki te Atua, kia hari te reo.
Ho an'ny mpiventy hira. Nataon'ny Koraita. Salamo. Mitehafa tanana, ry firenena rehetra; mihobia ho an'Andriamanitra.
No te mea he wehi a Ihowa, te Runga Rawa, he kingi nui ia no te whenua katoa.
Fa Jehovah no avo indrindra ka tokony hatahorana; Mpanjaka lehibe ambonin'ny tany rehetra Izy.
Mana e riro ai nga iwi ki raro i a tatou, me nga tautangata ki raro ki o tatou waewae.
Mandresy firenena maro Izy ho ambanintsika ,ary firenen-tsamy hafa ho ambanin'ny tongotsika.
Mana e whiriwhiri to tatou nohoanga mo tatou, te mea pai rawa o Hakopa, o tana i aroha ai. (Hera.
Mifidy ny lovantsika ho antsika Izy, dia ny voninahitr'i Jakoba izay tiany.
Kua kake atu te Atua i roto i te hamama, a Ihowa i roto i te tangi o te tetere.
Efa niakatra tamin'ny fihobiana Andriamanitra, Jehovah niakatra tamin'ny fitsofana ny anjomara.
Himene ki te Atua, himene atu; himene ki to tatou Kingi, himene atu.
Mankalazà an'Andriamanitra, eny mankalazà; mankalazà ny Mpanjakantsika, eny, mankalazà.
Ko te Atua hoki te Kingi o te whenua katoa: himene atu i runga i te mohio.
Fa Mpanjaka amin'ny tany rehetra Andriamanitra; mahaiza mankalaza tsara ianareo.
Ko te Atua te Kingi o nga tauiwi: e noho ana te Atua i runga i te torona o tona tapu.
Andriamanitra manjaka amin'ny firenen-tsamy hafa; Andriamanitra mipetraka eo ambonin'ny seza fiandrianany masina.
Kua huihui nga rangatira o nga iwi, hei iwi mo te Atua o Aperahama: na te Atua hoki nga whakangungu rakau o te whenua; kua whakanuia rawatia ia.
Ny mpanapaka ny firenen-tsamy hafa miangona ho olon'Andriamanitr'i Abrahama; fa an'Andriamanitra ny ampingan'ny tany; Avo indrindra Izy.