He hemene, he waiata mo te tainga o te kawa o te whare. Na Rawiri. Ka whakanui ahau i a koe, e Ihowa; nau hoki ahau i hapai ake, a kihai i tukua oku hoariri kia hari ki ahau.
Salamo. Fihirana tamin'ny nitokanana ny trano. Nataon'i Davida. Hanandratra Anao aho, Jehovah ô; fa nanintona ahy niakatra Hianao, ka tsy nataonao ho fifalian'ny fahavaloko aho.