Psalms 24

He himene na Rawiri. No Ihowa te whenua, me ona tini mea, te ao, me nga tangata e noho ana i runga.
Salamo nataon'i Davida. An'i Jehovah ny tany sy izay rehetra eo aminy. Izao rehetra izao sy ny mponina eo aminy.
He mea whakatu hoki nana ki runga ki nga moana, he mea whakau ki runga ki nga roma.
Fa Izy no nanorina azy tambonin'ny ranomasina. Tambonin'ny rano no nampitoerany azy.
Ko wai e eke ki te maunga o Ihowa? Ko wai e tu ki tona wahi tapu?
Iza no hiakatra any an-tendrombohitr'i Jehovah? ary iza no hitoetra ao amin'ny fitoerany masina?
Ko te tangata he ma nei nga ringa, he harakore tona ngakau, kahore nei i ara tona wairua ki te horihori, a kahore i oati teka.
Izay madio tanana sy mahitsy fo, izay tsy manandratra ny fanahiny ho amin'ny lainga, na mianiana hamitaka.
Ka riro i a ia te manaaki a Ihowa, me te tika a te Atua o tona whakaoranga.
Handray fitahiana avy amin'i Jehovah izy, ary fahamarinana avy amin'Andriamanitry ny famonjena azy.
Ko te whakatupuranga tenei o te hunga e rapu ana ki a ia, e rapu nei i tou mate, e Hakopa. (Hera.
Izany no taranaka mitady Azy, izay mitady ny tavanao, dia Jakoba.
Kia ara o koutou matenga, e nga tatau, ara ake, e nga tatau onamata; a ka tomo te Kingi o te kororia.
Asandrato ny lohanareo, ry vavahady, ary misandrata ianareo, ry varavarana fahagola, mba hidiran'ny mpanjakan'ny voninahitra.
Ko wai tenei Kingi kororia? Ko Ihowa, ko te kaha, ko te marohirohi, ko Ihowa, ko te marohirohi ki te whawhai.
Iza izao Mpanjakan'ny voninahitra izao? Jehovah mahery tsitoha, Jehovah mpiady mahery.
Kia ara o koutou matenga, e nga tatau, kia ara ake, e nga tatau onamata, a ka tomo te Kingi o te kororia.
Asandrato ny lohanareo, ry vavahady; ary manandrata ny lohanareo, ry varavarana fahagola,2 mba hidiran'ny Mpanjakan'ny voninahitra.
Ko wai tenei Kingi kororia? Ko Ihowa o nga mano, ko ia te Kingi kororia. (Hera.
Iza ary izao Mpanjakan'ny voninahitra izao? Jehovah, Tompon'ny maro, Izy no Mpanjakan'ny voninahitra.