Psalms 136

Whakawhetai ki a Ihowa, he pai hoki ia: he mau tonu hoki tana mahi tohu.
MiderĂ  an'i Jehovah, fa tsara Izy; Fa mandrakizay ny famindram-pony.
Whakawhetai ki te Atua o nga atua: he mau tonu hoki tana mahi tohu.
Midera an'Andriamanitra Avo Indrindra; Fa mandrakizay ny famindram-pony.
Whakawhetai ki te Ariki o nga ariki: he mau tonu hoki tana mahi tohu.
MiderĂ  ny Tompon'ny tompo; Fa mandrakizay ny famindram-pony;
E mahi nei tona kotahi i nga merekara nunui: he mau tonu hoki tana mahi tohu.
Izy irery no Mpanao fahagagan-dehibe (Fa mandrakizay ny famindram-pony),
I tohunga rawa nei ki te hanga i nga rangi: he mau tonu hoki tana mahi tohu.
Izay nanao ny lanitra tamin'ny fahendrena (Fa mandrakizay ny famindram-pony),
I whakatakoto nei i te whenua ki runga ki nga wai: he mau tonu hoki tana mahi tohu.
Izay namelatra ny tany ho ambonin'ny rano, (Fa mandrakizay ny famindram-pony),
Ki te kaihanga i nga whakamarama nunui: he mau tonu hoki tana mahi tohu;
Izay nanao ireo fanazavana lehibe (Fa mandrakizay ny famindram-pony),
I te ra hei tohutohu i te awatea: he mau tonu hoki tana mahi tohu;
Dia ny masoandro ho mpanapaka ny andro (Fa mandrakizay ny famindram-pony),
I te marama me nga whetu hei tohutohu i te po: he mau tonu hoki tana mahi tohu.
Ary ny volana sy ny kintana ho mpanapaka ny alina (Fa mandrakizay ny famindram-pony),
Ki te kaipatu i Ihipa, ara i a ratou matamua: he mau tonu hoki tana mahi tohu;
Izay namely ny voalohan-terak'i Egypta, (Fa mandrakizay ny famindram-pony)
A arahina mai ana a Iharaira i waenganui i a ratou: he mau tonu hoki tana mahi tohu;
Ka nitondra ny Isiraely nivoaka avy teo aminy (Fa mandrakizay ny famindram-pony),
Na te ringa kaha me te takakau maro: he mau tonu hoki tana mahi tohu.
Tamin'ny tanana mahery sy ny sandry nahinjitra (Fa mandrakizay ny famindram-pony),
I tapahi nei i te Moana Whero a motu rawa: he mau tonu hoki tana mahi tohu;
Izay nampisaraka ny Ranomasina Mena (Fa mandrakizay ny famindram-pony),
A meinga ana a Iharaira kia haere ra waenganui: he mau tonu hoki tana mahi tohu;
Ka nampandeha ny Isiraely namaky teo afovoany (Fa mandrakizay ny famindram-pony),
A hurihia ana a Parao me ana mano ki te Moana Whero: he mau tonu hoki tana mahi tohu.
Fa nanary an'i Farao sy ny miaramilany tao anatin'ny Ranomasina Mena (Fa mandrakizay ny famindram-pony),
I arahi nei i tana iwi ra te koraha: he mau tonu hoki tana mahi tohu.
Izay nitondra ny olony nitety ny efitra (Fa mandrakizay ny famindram-pony),
I patu nei i nga kingi nunui: he mau tonu hoki tana mahi tohu;
Izay namely mpanjaka lehibe (Fa mandrakizay ny famindram-pony),
I whakamate nei i nga kingi rongo nui: he mau tonu hoki tana mahi tohu;
Ka nahafaty mpanjaka malaza (Fa mandrakizay ny famindram-pony),
I a Hihona kingi o nga Amori: he mau tonu hoki tana mahi tohu;
Dia Sihona, mpanjakan'ny Amorita (Fa mandrakizay ny famindram-pony),
I a Oka kingi o Pahana: he mau tonu hoki tana mahi tohu;
Sy Oga, mpanjakan'i Basana (Fa mandrakizay ny famindram-pony),
A homai ana to ratou whenua hei kainga pumau: he mau tonu hoki tana mahi tohu;
Ary ny taniny nomeny ho lova (Fa mandrakizay ny famindram-pony),
Hei kainga pumau mo Iharaira, mo tana pononga: he mau tonu hoki tana mahi tohu.
Dia ho lovan'ny Isiraely mpanompony (Fa mandrakizay ny famindram-pony),
I mahara nei ki a tatou i to tatou itinga; he mau tonu hoki tana mahi tohu:
Izay nahatsiaro antsika fony isika ambany toetra (Fa mandrakizay ny famindram-pony),
A whakaorangia ana tatou i o tatou hoariri: he mau tonu hoki tana mahi tohu.
Ka naneho hery namonjy antsika ho afaka tamin'ny fahavalontsika (Fa mandrakizay ny famindram-pony),
Ko ia te kaihomai i te kai ma nga kikokiko katoa: he mau tonu hoki tana inahi tohu.
Izay manome hanina ny nofo rehetra (Fa mandrakizay ny famindram-pony);
Whakawhetai ki te Atua o te rangi: he mau tonu hoki tana mahi tohu.
MiderĂ  an'Andriamanitry ny lanitra; Fa mandrakizay ny famindram-pony.