Psalms 130

He waiata; he pikitanga. I karanga ahau ki a koe, e Ihowa, i roto i nga hohonu.
Fihirana fiakarana. Tao amin'ny lalina no niantsoako Anao, Jehovah ô,
E te Ariki, whakarongo mai ki toku reo: kia anga mai ou taringa ki toku reo inoi.
Tompo ô, henoy ny feoko; Aoka ny sofinao hihaino tsara ny feon'ny fifonako.
Me i maharatia e koe nga kino, e Ihowa, ko wai, e te Ariki, e tu?
Raha mandinika heloka Hianao, Jehovah ô, Iza no hahajanona, Tompo ô?
Otira he muru hara tau, e wehingia ai koe.
Fa eo aminao no misy ny famelan-keloka, Mba hatahorana Anao.
E tatari ana ahau ki a Ihowa; e tatari ana toku wairua: e tumanako ana hoki ahau ki tana kupu.
Niandry an'i Jehovah aho; eny, niandry Azy ny fanahiko, Ary ny teniny no nanantenako.
Ko te taringa o toku wairua i te Ariki nui atu i to te hunga e whanga ana ki te ata; ae, i to te hunga e whanga ana ki te ata.
Ny fanahiko miandry ny Tompo Mihoatra noho ny fiandrin'ny mpiambina ny maraina, Dia ny fiandrin'ny mpiambina ny maraina.
E Iharaira, kia tumanako ki a Ihowa, kei a Ihowa hoki te mahi tohu, a kei a ia te hokonga nui.
Manantenà an'i Jehovah, ry Isiraely; Fa eo amin'i Jehovah no misy famindram-po sy fanavotana be;
A mana a Iharaira e hoko i roto i ona he katoa.
Ary Izy no hanavotra ny Isiraely Ho afaka amin'ny helony rehetra.