Nehemiah 5

Katahi ka nui atu te karanga a te iwi, ratou ko a ratou wahine, he whakahe mo o ratou tuakana, teina, mo nga Hurai.
Ary nitaraina mafy ny lehilahy sy ny vadiny ny amin'ny Jiosy rahalahiny.
I reira hoki etahi e mea ana, Ko matou, ko a matou tama, me a matou tamahine, he tokomaha; tatou ki te hoko witi, kia kai ai tatou, kia ora ai.
Fa nisy nanao hoe: Maro izahay mbamin'ny zanakai-lahy sy ny zanakai-vavy; koa ta-hahazo vary izahay mba hohaninay hivelomanay.
I reira hoki etahi e ki ana, Kua waiho o matou whenua, a matou mara waina, o matou whare hei taunaha; tatou ki te hoko witi mo te matekai.
Ary nisy koa nanao hoe: Ny taninay sy ny tanim-boalobokay ary ny tranonay dia efa nataonay antoka, koa ta-hahazo vary izahay noho ny mosary.
Me etahi hoki e ki ana, Kua riro mai he moni tarewa i a matou hei takoha me te kingi; ko o matou whenua, ko a matou mara waina te tarewatanga.
Ary nisy koa indray nanao hoe: Efa nisambo-bola izahay handoavanay ny hetran'ny mpanjaka, ary ny taninay sy ny tanim-boalobokay no nataonay antoka.
Na rite tonu o matou kikokiko ki nga kikokiko o o matou tuakana; rite tonu a matou tamariki ki a ratou tamariki: nana, e whakaponongatia ana e matou a matou tama me a matou tamahine, hei pononga, kua oti ano etahi o a matou tamahine te mea hei po nonga, kahore hoki a matou mea hei whakahoki mai; no te mea kei nga tangata ke o matou whenua, a matou mara waina.
Kanefa mba tahaka ny nofon'ny rahalahinay ihany ny nofonay, ary tahaka ny zanany ihany ny zanakay; fa na dia izany aza, indreo izahay manetry ny zanakai-lahy sy ny zanakai-vavy ho andevo, ary ny sasany amin'ny zanakai-vavy dia efa andevo rahateo; nefa tsy manan-ko enti-manavotra azy izahay, satria lasan'ny sasany ny taninay sy ny tanim-boalobokay.
Na nui atu toku riri i toku rongonga i ta ratou karanga, i enei kupu.
Dia tezitra indrindra aho, raha nahare ny fitarainany sy izany teny izany.
Katahi ka whakaaroaroa e toku ngakau i roto i ahau, a ka totohe ahau ki nga rangatira me nga tangata rarahi; i ki atu hoki ahau ki a ratou, E tangohia ana e koutou he moni whakatupu i tona teina, i tona teina. Na tu ana i ahau he hui nui hei whak ahe mo ratou.
Ary nihevitra tao am-poko aho, ka dia nananatra mafy ny manan-kaja sy ny mpanapaka ka nanao taminy hoe: Samy mampanàna zavatra amin'ny rahalahinareo avy ianareo. Dia nanendry fiangonan-dehibe aho hitsarana azy.
I mea ano ahau ki a ratou, Kua poto ta matou hei whakahoki mai i o tatou teina, i nga Hurai, kua oti nei te hoko ki nga tauiwi, a ka hokona atu ano ranei e koutou o koutou tuakana, teina? ka hokona ranei ratou ki a tatou? Katahi ka whakarongo kau ratou, kihai hoki i kitea he kupu ma ratou.
Ary hoy izaho taminy: Izahay araka izay tratry ny nanananay dia efa nanavotra ny Jiosy rahalahinay, izay efa namidy tamin'ny jentilisa; fa ianareo kosa moa hivarotra ny rahalahinareo va, ka hamidy aminay va izy? Dia sina izy, fa tsy hitany izay havaliny.
I mea ano ahau, Ehara tena i te mea pai e mea na koutou; kaua ianei koutou e haere i runga i te wehi ki to tatou Atua? kaua ranei e whakaaro ki te tawai mai a o tatou hoariri, a nga tauiwi?
Ary hoy koa aho: Tsy tsara izao ataonareo izao; moa tsy tokony handeha amin'ny fahatahorana an'Andriamanitsika va ianareo noho ny fanaratsian'ny jentilisa fahavalontsika?
Na, ko ahau, ko oku teina, me aku tangata, e tuku ana he moni, he witi ki a ratou mo te moni whakatupu. Tena ra, kia whakarerea atu e tatou tenei mahi tango i te moni whakatupu.
Izaho sy ny rahalahiko ary ny zatovoko efa nampanàna vola sy vary taminy; koa masìna ianareo, aoka re hafointsika izany trosa izany;
Tena, whakahokia atu ki a ratou i tenei ra nei ano o ratou whenua, a ratou mara waina, mara oriwa, me o ratou whare me te wahi whakarau o te moni, o te witi, o te waina, o te hinu, e tangohia nei e koutou i a ratou.
eny, masìna ianareo, ampodio aminy anio ihany ny taniny sy ny tanim-boalobony sy ny tanin'olivany sy ny tranony sy ny ampahazaton'ny vola sy ny vary ary ny divay sy ny diloilo izay nampisamborinareo azy.
Katahi ratou ka ki mai, Me whakahoki atu e matou, e kore ano e tonoa e matou he mea i a ratou: ka rite ta matou e mea ai ki tau i ki mai na. Katahi ka karangatia e ahau nga tohunga, a ka meinga e ahau kia oati, mo tenei kupu kia mahia.
Dia hoy ireo: Eny, hampodinay izany, ka tsy haka na inona na inona aminy izahay, fa hanao araka izay lazainao. Dia niantso ny mpisorona aho ka nampianiana ireo hanao araka izany teny izany,
I ruperupea ano e ahau te uma o toku, me taku ki ano, Ko te tangata e kore e whakamana i tenei kupu, kia penei ta Ihowa ruperupe i a ia i roto i tona whare, i tana mahi; kia rite ano ia ki tenei te ruperupe, te takoto kau. A ka ki mai te huihui katoa, Amine; ka whakamoemiti ano ratou ki a Ihowa. Na pera tonu te mahi a te iwi.
sady nanakopaka ny lambako teo am-pofoako aho ka nanao hoe: Ho tahaka izany anie no hanakopahan'Andriamanitra ny olona rehetra izay tsy mahantanteraka izany teny izany hiala amin'ny tranony sy ny vokatry ny asany; eny, hakopaka ka hofoanana tahaka izany anie izy. Ary ny fiangonana rehetra nanao hoe: Amena; sady nidera an'i Jehovah izy. Ary dia nanao araka izany teny izany ny olona.
No te ra ano i kiia ai ahau hei kawana mo ratou ki te whenua o Hura, no te rua tekau o nga tau, a tae noa ki te toru tekau ma rua o nga tau o Kingi Arataherehe, ara kotahi tekau ma rua tau, kahore ahau, oku teina ranei, i kai i te taro kawana.
Ary koa, hatramin'ny andro nanendrena ahy ho governora amin'ny tany Joda, dia hatramin'ny taona faharoa-polo ka hatramin'ny taona faharoa amby telo-polo nanjakan'i Artaksersesy, dia roa ambin'ny folo taona izay, izaho sy ny raha!ahiko tsy mba nihinana izay anjara-fiveloman'ny governora.
Otiia ko nga kawana o mua, ko era i mua i ahau, he taimaha ta ratou ki te iwi: i tangohia hoki e ratou he taro, he waina, i a ratou, me etahi hekere hiriwa e wha tekau; ae ra, i whakatupu rangatira ano a ratou tangata ki te iwi: kihai ia ahau i pera, i wehi hoki ki te Atua.
Fa ireo governora fahiny izay teo alohako ireo dia nahavaky tratra ny olona ka nampandoa azy hanina sy divay ary sekely volafotsy efa-polo koa; eny, na dia ny zatovony aza dia nisetrasetra tamin'ny olona; fa izaho tsy mba nanao izany noho ny fahatahorako an'Andriamanitra.
I uaua tonu ano ahau ki te mahi i tenei taiepa, kihai hoki matou i hoko whenua mo matou; i huihuia atu ano hoki aku tangata katoa ki reira ki te mahi.
Eny, izaho naharitra nanao io manda io ihany, sady tsy nividy tany izahay; ary ny zatovoko rehetra dia voangona hanao ny asa.
Na, kotahi rau e rima tekau i taku tepu, no nga Hurai, no nga rangatira, haunga era atu i haere mai nei ki a matou i roto i nga iwi i tetahi taha o matou, i tetahi taha.
Ary teo amin'ny latabatro nisy Jiosy sy mpanapaka dimam-polo amby zato afa-tsy izay nankeo aminay avy tamin'ny firenena manodidina anay.
Na, ko nga mea i taka maku i te ra kotahi, kotahi puru, e ono hipi, he mea pai; i taka ano etahi manu naku, a, kotahi i roto i nga ra kotahi tekau, ko nga tu waina katoa, tona nui; na ahakoa ko tenei katoa kihai ahau i mea ki te taro kawana, no te mea he taimaha rawa te hereherenga o tenei iwi.
Ary ny namboarina ho ahy isan'andro dia omby iray sy ondry matavy enina ary vorona koa, ary indray mandeha isan-kafoloana dia nasiana divay samy hafa betsaka; nefa na dia izany aza, ny anjara-fiveloman'ny governora dia tsy mba nilaiko, satria nahavesatra ny olona ny fanompoana.
Kia mahara mai ki ahau, e toku Atua, mo te pai, kia rite ki aku mea katoa i mea ai ahau ki tenei iwi.
Tsarovy aho ka hasoavy, ry Andriamanitro ô, araka izay rehetra nataoko ho an'ity firenena ity.