Nehemiah 11

Na i noho nga rangatira o te iwi ki Hiruharama: a i maka rota te nuinga atu o te iwi mo te tangata takikotahi i te tekau kia kawea ki Hiruharama, ki te pa tapu, noho ai, a ko te tokoiwa ki era atu pa.
Ary nonina tany Jerosalema ny mpanapaka ny olona; ary ny olona sisa nanao filokana hahatonga ny ampahafolony honina any Jerosalema, tanàna masina, fa ny sivy toko kosa dia any an-tanàna hafa.
A he moa manaaki na te iwi nga tangata katoa i hihiko noa ake ki te noho ki Hiruharama.
Ary nisaoran'ny olona ny lehilahy rehetra izay nanolo-tena honina any Jerosalema.
Na ko nga ariki enei o te kawanatanga i noho ki Hiruharama: i nga pa ia o Hura i noho ratou i tona wahi, i tona wahi, i o ratou pa, ara a Iharaira, nga tohunga, nga Riwaiti, nga Netinimi, ratou ko nga tama a nga pononga a Horomona.
Ary izao no ben'ny tany izay nonina tany Jerosalema; fa ny tao an-tanànan'ny Joda samy nonina tao amin'ny taniny avy, tao an-tanànany, dia ny Isiraely, ny mpisorona sy ny Levita sy ny Netinima ary ny taranaky ny mpanompon'i Solomona.
Na i noho ki Hiruharama etahi o nga tama a Hura, o nga tama ano a Pineamine. No nga tama a Hura; ko Ataia tama a Utia, tama a Hakaraia, tama a Amaria, tama a Hepatia, tama a Maharareere, no nga tamariki a Perete;
Ary tany Jerosalema no nonenan'ny sasany tamin'ny taranak'i Joda sy ny taranak'i Benjamina. Ny avy tamin'ny taranak'i Joda dia Ataia, zanak'i Ozia, zanak'i Zakaria, zanak'i Amaria, zanak'i Sefatia, zanak'i Mahalalila, avy tamin'ny taranak'i Fareza;
Ko Maaheia tama a Paruku, tama a Korohote, tama a Hataia, tama a Araia, tama a Toiaripi, tama a Hakaraia, tama a te Hironi.
ary Mahaseia, zanak'i Baroka, zanak'i Kola-hoze, zanak'i Hazaia, zanak'i Adaia, zanak'i Joariba, zanak'i Zakaria, zanak'ilay Silonita.
Ko nga tama katoa a Perete i noho ki Hiruharama e wha rau e ono tekau ma waru, he hunga maia.
Ny taranak'i Fareza rehetra izay nonina tany Jerosalema dia lehilahy mahery valo amby enim-polo amby efa-jato.
Na ko nga tama enei a Pineamine; ko Haru tama a Mehurama, tama a Toere, tama a Peraia, tama a Koraia, tama a Maaheia, tama a Itiere, tama a Ihaia.
Ary izao no taranak'i Benjamina: Salo, zanak'i Mesolama, zanak'i Joeda, zanak'i Pedaia, zanak'i Kolaia, zanak'i Mahaseia, zanak'Itiela,zanak'i Jesaia;
Na i muri i a ia, ko Kapai, ko Harai, e iwa rau e rua tekau ma waru.
ary nanarakaraka azy Gabay sy Salay; dia valo amby roa-polo amby sivinjato.
Na ko Hoera tama a Tikiri to ratou kaitirotiro; ko Hura hoki tama a Henua te tuarua o nga rangatira o te pa.
Ary Joela, zanak'i Zikry, no mpifehy azy; ary Joda, zanak'i Senoa, no lefitry ny komandin'ny tanàna.
O nga tohunga: ko Ieraia tama a Toiaripi, ko Iakini;
Ny avy tamin'ny mpisorona dia Jedaia, zanak'i Joariba, ary Jakina.
Ko Heraia tama a Hirikia, tama a Mehurama, tama a Haroko, tama a Mereioto, tama a Ahitupu, te rangatira mo te whare o te Atua,
Ary Seraia, zanak'i Hilkia, zanak'i Mesolama, zanak'i Zadoka, zanak'i Meraiota, zanak'i Ahitoba, no mpanapaka ny tranon'Andriamanitra.
Me o ratou teina i mahi nei i te mahi o te whare, e waru rau e rua tekau ma rua: me Araia ano tama a Ierohama, tama a Peraria, tama a Amati, tama a Hakaraia, tama a Pahuru, tama a Marakia,
Ary ny rahalahin'ireo izay mpanao ny raharaha tao an-trano dia roa amby roa-polo amby valon-jato; ary Adaia, zanak'i Jerohama, zanak'i Pelalia, zanak'i Amzy, zanak'i Zakaria, zanak'i Pasora, zanak'i Malkia,
Me ona teina, me nga ariki o nga whare o nga matua; e rua rau e wha tekau ma rua: ko Amahai tama a Atareere, tama a Ahatai, tama a Mehiremoto, tama a Imere,
ary ny rahalahiny, izay samy lohan'ny fianakaviana, dia roa amby efa-polo amby roan-jato; ary Amasay, zanak'i Azarela, zanak'i Ahazay, zanak'i Mesilemota, zanak'Imera,
Me o ratou teina, he marohirohi, he maia, kotahi rau e rua tekau ma waru: a ko to ratou kaitirotiro, ko Tapariere tama a Haketorimi.
mbamin'ny rahalahin'ireo, dia lehilahy mahery valo amby roa-polo amby zato; ary Zabdiela, zanak'i Hagedolima, no mpifehy azy.
O nga Riwaiti ano: ko Hemaia tama a Huhupu, tama a Atarikama, tama a Hahapia, tama a Puni;
Ary ny avy tamin'ny Levita dia Semaia, zanak'i Hasoba, zanak'i Azrikama, zanak'i Hasabia, zanak'i Bony;
Ko Hapetai, ko Itopara, no nga ariki o nga Riwaiti, nga kaitirotiro o te mahi i waho o te whare o te Atua,
ary Sabetahy sy Jozabada, avy tamin'ny lohan'ny Levita, no tonian'ny raharaha teo ivelan'ny tranon'Andriamanitra.
Ko Matania tama a Mika, tama a Tapari, tama a Ahapa, te tino tangata hei timata i te whakamoemiti i te mea e karakia ana: ko Pakapukia ano hoki ko te tuarua i roto i ona teina; ko Apara tama a Hamua, tama a Karara, tama a Ierutunu.
Ary Matania, zanak'i Mika, zanak'i Zabdy, zanak'i Asafa, no mpiventy, raha natao ny fisaorana tao am-pivavahana; ary Bakbokia no nanarakaraka teo amin'ny rahalahiny, dia vao Abda, zanak'i Samoa, zanak'i Galala, zanak'i Jedotona.
Ko nga Riwaiti katoa i te pa tapu, e rua rau e waru tekau ma wha.
Ny Levita rehetra tao an-tanàna masina dia efatra amby valo-polo amby roan-jato.
Ko nga kaitiaki kuwaha hoki, ko Akupu, ko Taramono, me o ratou teina i tiakina ai nga kuwaha, kotahi rau e whitu tekau ma rua.
Ary ny mpiandry varavarana dia Akoba sy Talmona mbamin'ny rahalahiny izay niambina ny vavahady, dia roa amby fito-polo amby zato.
Na, ko era atu o Iharaira, o nga tohunga, o nga Riwaiti, kei nga pa katoa ratou o Hura, kei tona wahi, kei tona wahi.
Ary ny sisa tamin'ny Isiraely sy ny mpisorona sy ny Levita, dia teny an-tanàna rehetra any Joda, samy tao amin'ny zara-taniny avy.
I noho ia nga Netinimi ki Opere: ko Tiha hoki raua ko Kihipa nga kaitirotiro o nga Netinimi.
Fa ny Netinima dia nonina tany Ofela; ary Ziha sy Gispa no nifehy azy.
Ko te kaitirotiro hoki o nga Riwaiti i Hiruharama, ko Uti tama a Pani, tama a Hahapia, tama a Matania, tama a Mika, o nga tama a Ahapa nga kaiwaiata, mo te mahi i te whare o te Atua.
Ary ny mpifehy ny Levita tany Jerosalema amin'ny raharaha momba ny tranon'Andriamanitra dia Ozy, zanak'i Bany, zanak'i Hasabia, zanak'i Matania, zanak'i Mika, isan'ny mpihira, taranak'i Asafa.
Na te kingi hoki te tikanga mo ratou, kia tuturu te wahi ma nga kaiwaiata, he mea tatau a rangi tonu.
Fa ny didin'ny mpanjaka ny amin'ireo mpihira ireo dia ny hahazoany izay anjara tokony ho azy isan'andro.
Na ko Petahia tama a Mehetapeere, no nga tama a Tera, tama a Hura, i to te kingi taha ia i nga mea katoa a te iwi.
Ary Petahia, zanak'i Mesezabela, isan'ny taranak'i Zera, zanak'i Joda, dia teo anilan'ny mpanjaka hitandrina ny raharaha rehetra ny amin'ny olona.
Na, ko nga kainga me o ratou mara, i noho etahi o nga tama a Hura ki Kiriata Arapa, ki ona pa ririki, ki Ripono, ki ona pa ririki, ki Tekapateere, ki ona kainga koraha,
Fa ny amin'ny vohitra eny an-tsaha, dia ny sasany tamin'ny taranak'i Joda no nonina tany Kiriat-arba sy ny zana-bohiny, ary tany Dibona sy ny zana-bohiny, ary tany Jekabzela sy ny zana-bohiny,
Ki Hehua, ki Morara, ki Peteparete,
ary tany Jesoa sy Molada sy Beti-paleta
Ki Hatarahuara, ki Peerehepa, ki ona pa ririki,
sy Hazarasoala ary Beri-sheba sy ny zana-bohiny,
Ki Tikiraka, ki Mekona, ki ona pa ririki,
ary tany Ziklaga sy Mekona sy ny zana-bohiny,
Ki Enerimono, ki Toraha, ki Iaramuta;
ary tany En-rimona sy Zora sy Jarmota
Ko Tanoa, ko Aturama me o raua kainga, ko Rakihi, me o reira mara, ko Ateka, me ona pa ririki. Na, ko to ratou nohoanga, kei Peerehepa, a tae noa ki te raorao o Hinomo.
sy Zanoa sy Adolama sy ny zana-bohiny, sy tany Lakisy sy ny sahany, ary tany Azeka sy ny zana-bohiny. Ary nonina hatram Beri-sheba ka hatramin'ny lohasahan'i Himona izy.
Ko nga tama hoki a Pineamine, ko era i Kepa, i noho ratou ki Mikimaha, ki Aiia, ki Peteere, ki o ratou pa ririki;
Ary ny taranak'i Benjamina kosa no hatrany Geba ka hatrany Mikmasy sy Aia sy Betela sy ny zana-bohiny,
Ki Anatoto, ki Nopo, ki Anania,
ary tany Anatota sy Noba sy Anania
Ki Hatoro, ki Rama, ki Kitaima,
sy Hazora sy Rama sy Gitaima
Ki Hariri, ki Tepoimi, ki Neparata,
sy Hadida sy Zeboima sy Nebala
Ki Roro, ki Ono, ki te raorao o nga tohunga mahi.
sy Loda sy Ono, lohasahan'ny mahay tao-zavatra.
Na kei a Hura, kei a Pineamine, etahi tanga o nga Riwaiti.
Ary tao amin'ny Benjamina nisy Levita, izay isan'ny antokon'ny Joda.