Mark 16

A, no te pahemotanga o te hapati, ka hokona he mea kakara e Meri Makarini, e Meri whaea o Hemi, e Haromi, kia haere ai ratou ki te whakawahi i a ia.
Ary rehefa afaka ny andro Sabata, dia lasa nividy zava-manitra Maria Magdalena sy Salome ary Maria, renin'i Jakoba, mba handeha hanosotra ny fatin'i Jesosy.
Na, i te atatu o te ra tuatahi o te wiki, ka haere ratou ki te urupa i te putanga mai o te ra;
Ary nony maraina koa tamin'ny voalohan'andro amin'ny herinandro, rehefa niposaka ny masoandro, dia nankany amin'ny fasana izy ireo.
Ka korero ki a ratou ano, Ko wai ra hei whakataka ma tatou i te kohatu i te kuwaha o te urupa?
Ary niresaka hoe izy: Iza re no hanakodia ny vato ho afaka amin'ny varavaram-pasana hisolo antsika?
A, i ta ratou tirohanga ake, ka kite kua hurihia atu te kohatu: he mea nui whakaharahara hoki.
Fa nony nitraka izy, dia, indro, hitany fa efa voakodia niala ny vato; fa lehibe dia lehibe ny vato.
A, no ka tomo ratou ki te urupa, ka kite ratou i tetahi taitamariki e noho ana i te taha matau, he kakahu ma tona: na ka koera ratou.
Ary raha niditra tao anatin'ny fasana izy, dia nahita zatovo anankiray nipetraka teo amin'ny ankavanana niakanjo akanjo fotsy, dia talanjona izy.
A ka mea ia ki a ratou, Kaua e koera: e rapu ana koutou i a Ihu o Nahareta i ripekatia: kua ara ia; kahore ia i konei: tena! titiro ki te wahi i whakatakotoria ai ia!
Fa hoy ilay zatovo taminy: Aza talanjona; mitady an'i Jesosy avy any Nazareta, Izay nohomboana tamin'ny hazo fijaliana, ianareo; efa nitsangana Izy; tsy ato Izy; jereo fa teo no nametrahany Azy.
Engari haere, korerotia atu ki ana akonga, ki a Pita hoki, kei te haere ia i mua i a koutou ki Kariri: ko reira koutou kite ai i a ia, pera i tana i mea ai ki a koutou.
Fa mandehana, lazao amin'ny mpianany sy Petera fa mialoha anareo ho any Galilia Izy; any no hahitanareo Azy, araka izay nolazainy taminareo.
Na ka puta atu ratou, a oma ana i te urupa: kua tae mai hoki te tuiri, te koera ki a ratou: kihai rawa i korero ki tetahi tangata; no te mea i wehi ratou.
Dia nivoaka izy ka lasa nandositra niala tamin'ny fasana, fa tora-kovitra sady talanjona izy; ary tsy mba nilaza na inona na inona tamin'olona izy, satria natahotra.
Na, i tona aranga ake i te atatu o te ra tuatahi o te wiki, ka whakakite tuatahi ia ki a Meri Makarini, i peia nei e ia e whitu nga rewera i roto i a ia.
[Ary rehefa nitsangana tamin'ny marain'ny andro voalohany amin'ny herinandro Jesosy, dia niseho voalohany tamin'i Maria Magdalena, ilay namoahany demonia fito, Izy
Na ka haere tera ka korero ki te hunga i piri ra ki a ia i mua, i a ratou e pouri ana, e tangi ana.
Ary Maria nandeha ka nilaza tamin'ireo efa nomba an'i Jesosy, izay mbola nisaona sy nitomany
A ko ratou i to ratou rongona kei te ora, a kua kitea e ia, kahore i whakapono.
Ary izy ireo, na dia nandre aza fa velona Izy sady efa hitan-dravehivavy, dia mbola tsy nety nino ihany
Na, i muri iho i enei mea, ka puta ia, he ahua ke tona, ki etahi atu o ratou, tokorua, i a raua e haere ana, e anga ana ki nga whenua.
Ary taorian'izany Jesosy dia niseho tamin'ny endrika hafa tamin'ny roa lahy aminy, izay nankany an-tsaha
Na ka haere hoki ena ka korero ki etahi atu o ratou; otira kahore era i whakapono.
Ary izy ireo nandeha ka nilaza tamin'ny namany; fa na dia ireo aza tsy ninoany koa
Muri iho ka puta ia ki te tekau ma tahi, i a ratou e noho ana ki te kai, a riria iho e ia to ratou whakaponokore, me te pakeke o te ngakau, mo ratou kihai i whakapono ki te hunga i kite nei i a ia kua ara.
Rehefa afaka izany, dia niseho tamin'ny iraika ambin'ny folo lahy Jesosy, raha nipetraka nihinana ireo; ary izy nanome tsiny azy noho ny tsi-finoany sy ny hamafin'ny fony, satria tsy ninoany ireo efa nahita Azy, rehefa nitsangana Izy
Ka mea ki a ratou, Haere koutou ki te ao katoa, kauwhautia te rongopai ki nga tangata katoa.
Ary hoy Izy taminy: Mandehana any amin'izao tontolo izao ianareo, ka mitoria ny filazantsara amin'ny olombelona rehetra
Ko ia e whakapono ana, ka oti te iriiri, ka whakaorangia; otira ko te tangata e kore e whakapono, ka whakataua te he ki a ia.
Izay mino sy atao batisa no hovonjena; fa izay tsy mety mino no hohelohina
Ka whai tahi hoki enei tohu i te hunga e whakapono ana: ma toku ingoa ratou ka pei rewera ai; ka korerotia ai e ratou nga reo hou;
Ary izao famantarana izao no hanaraka izay mino: hamoaka demonia amin'ny anarako izy; hiteny amin'ny fiteny izay tsy mbola hainy izy;
Ka tango ake ai ratou i nga nakahi; a ki te inu i tetahi mea whakamate, e kore ratou e ahatia; ka pa o ratou ringa ki nga turoro, a ka ora.
handray menarana izy; ary na dia misotro zava-mahafaty aza izy, dia tsy hampaninona azy izany; hametra-tanana amin'ny marary izy, dia ho sitrana ireny
Na, i te mutunga o tana korero ki a ratou, ka tangohia atu te Ariki a Ihu ki te rangi, a noho ana ki te ringa matau o te Atua.
Ary Jesosy Tompo, rehefa niteny taminy, dia nampiakarina ho any an-danitra ka nipetraka eo an-kavanan'Andriamanitra
Na haere ana ratou, kauwhau ana i nga wahi katoa, me te mahi tahi ano te Ariki me ratou, me te whakau i te kupu ki nga tohu e whai ana i muri. Amine.
Fa izy ireo kosa dia lasa ka nitori-teny eny tontolo eny, ary ny Tompo niara-niasa taminy ka nanamarina ny teny tamin'ny famantarana izay nomba azy. Amena]