A, mea kau ake te ata, ka runanga nga tohunga nui, nga kaumatua, nga karaipi, me te runanga katoa, a ka herea e ratou a Ihu, ka arahina atu, a tukua atu ana ki a Pirato.
Ary niaraka tamin'izay raha vao maraina ny andro, ny lohan'ny mpisorona sy ny loholona sy ny mpanora-dalàna mbamin'ny Synedriona rehetra dia niara-nisaina ary namatotra an'i Jesosy ka nitondra Azy, dia nanolotra Azy teo amin'i Pilato.