Jonah 4

Otiia ki ta Hona, nui atu te he, a mura ana tona riri.
Fa tsy sitrak'i Jona indrindra izany, ka nirehitra ny fahatezerany.
A ka inoi ia, ki a Ihowa, ka mea, Aue, e Ihowa, he teka ianei ko taku tenei i mea ai i ahau ano i toku whenua? Na reira ahau i rere wawe ai ki Tarahihi; i mohio hoki ahau he Atua atawhai koe, he tohu tangata, he puhoi ki te riri, he nui te aroha, e puta ke ana te whakaaro mo te kino.
Dia nivavaka tamin'i Jehovah izy ka nanao hoe: Mifona aminao aho, Jehovah ô, tsy izao ihany va no efa nolazaiko fony aho mbola tany amin'ny taniko? Fa ny andrao hisy toy izao no nandosirako ho any Tarsisy, satria fantatro fa Hianao dia Andriamanitra mamindra fo sy miantra, mahari-po sady be famindram-po ary manenina ny amin'ny loza.
Na, tera ra, e Ihowa, kia mate ahau aianei; he pai atu hoki i te ora te mate moku.
Koa mifona aminao aho ankehitriny, Jehovah ô, esory ny aiko; fa aleoko ho faty toy izay ho velona.
Ano ra ko Ihowa, He mea pai ranei kia riri koe?
Fa hoy Jehovah: Moa mety va izao firehitry ny fahatezeranao izao?
Na ka puta a Hona i roto i te pa, a noho ana i te taha ki te rawhiti o te pa; kei te hanga i tetahi tihokahoka mona ki reira, noho ana i raro i te taumarumarunga iho, kia kite ra ano ka ahatia ranei te pa.
Dia nivoaka ny tanàna Jona ka nipetraka teo atsinanan-tanàna; ary nanao trano rantsan-kazo ho azy teo izy ka nipetraka teo ambanin'ny alokalony ambara-pahitany izay hiafaran'ny tanàna.
Na kua rite i a Ihowa tetahi hue, meinga ana e ia kia eke ki runga ki a Hona, hei whakamarumaru mo tona mahunga, hei whakaora mona i a ia i mamae ra. Na nui atu te koa o Hona ki te hue ra.
Ary Jehovah Andriamanitra nanomana tanantanamanga, ka nampaniriny hanalokaloka an'i Jona izany ho alokaloky ny lohany, hanafaka ny alahelony. Ka dia nahafaly an'i Jona indrindra ny tanantanamanga.
Na kua rite ano i te Atua he huhu i te aonga ake o te ra, a ngaua iho e tera te hue, na kua maroke.
Kanjo nony ampitso maraina dia nanomana fositra koa Andriamanitra, ka namely ilay tanantanamanga iny, dia nalazo io.
Na i te whitinga o te ra kua rite mai ano i te Atua tetahi hau pumahu, he marangai; aki tonu mai te ra ki runga ki te mahunga o Hona, whakaruhi noa iho, a inoi ana mona kia mate ia, i mea ia, Pai atu i te ora te mate moku.
Ary nony niposaka ny masoandro, Andriamanitra dia nanomana rivotra mahamay avy any atsinanana, ary dia namely ny lohan'i Jona ny masoandro, dia ana izy ka nangataka ny ho faty, nanao hoe: Aleoko ho faty toy izay ho velona.
Na ka mea te Atua ki a Hona, He pai ranei kia riri koe ki te hue? Ano ra ko ia, He pai ano kia riri ahau a mate noa.
Fa hoy Andriamanitra tamin'i Jona: Moa mety va izao firehitry ny fahatezeranao ny amin'ny tanantanamanga izao ? Ary hoy izy: Mety ny hahatezerako na dia mandra-pahafatiko aza.
Ano ra ko Ihowa, I manawapa koe ki te hue kihai na i mahia e koe, kihai ano i whakatupuria e koe; kotahi ano te po i tupu ake ai, kotahi ano te po i kore ai,
Dia hoy Jehovah: Hianao malahelo ny tanantanamanga izay tsy nisasaranao na nampanirinao, dia ilay naniry indray alina monja ary maty indray alina koa;
A kaua ianei ahau e manawapa ki Ninewe ki taua pa nui, he tokomaha nei ona tangata i nga mano e ono tekau topu, he hunga kahore nei e mohio ki o ratou ringa matau, ki o ratou ringa maui, he maha ano hoki nga kararehe?
ka moa Izaho tsy mba halahelo an'i Ninive, ilay tanàna lehibe va. izay misy olona tsy omby roa alina sy iray hetsy, izay tsy mahafantatra ny havanany sy ny haviany, sady be biby fiompy koa?