Job 25

Ano ra ko Pirirara Huhi; i mea ia,
Dia namaly Bildada Sohita ka nanao hoe.
Kei a ia te kingitanga me te wehi: ko ia hei hohou i te rongo i ona wahi tiketike.
Fanapahana sy fampahatahorana no ao aminy, manao fihavanana any amin'ny avo Izy.
E taea ranei ana ope te tatau? ko wai hoki i kore te whitingia e tona marama?
Azo isaina va ny miaramilany? Ary fahazavan'iza no tsy ihoaran'ny Azy?
A ma te aha ra te tangata ka whakatikaia mai ai e te Atua? Ma te aha ka ma ai te whanau a te wahine?
Ary aiza no hahamarina ny zanak'olombelona eo anatrehan'Andriamanitra? Ary aiza no hadio izay tera-behivavy?
Nana, ko te marama, kahore ona tiahotanga, kahore hoki nga whetu kia ma ki tana titiro:
Indro, ny volana aza tsy mangarangarana, ary ny kintana aza tsy madio eo imasony;
Kia iti rawa iho to te tangata, he kutukutu nei! to te tama a te tangata, he iro nei!
Koa mainka fa ny olombelona, izay kankana, ary ny zanak'olombelona, izay olitra.