Ki te tahuri atu tou waewae i te hapati, i te mea i tau i pai ai i taku ra tapu, a ka kiia e koe te hapati he ahurareka, he tapu no Ihowa, he mea honore, a ka whakahonoretia ia e koe, ka kore hoki e mahi i ou ara ake, e kite i au ake e ahuareka ai, e korero i au korero ake:
Raha miaro ny tongotrao amin'ny Sabata ianao ka tsy manao izay tianao amin'ny androko masina, ary manao ny Sabata hoe Fahafinaretana, ary ny nohamasinin'i Jehovah hoe mendrika hohajaina, ka manome voninahitra azy ary tsy mandeha amin'ny lalanao, na manao izay tianao, na miteniteny foana,