Isaiah 15

Ko te poropititanga mo Moapa. He po kotahi ka ngaro a Ara o Moapa, a kore iho; he po ano hoki, ka ngaro a Kiri o Moapa, a kore iho.
Faminaniana ny amin'ny loza hanjo an'i Moaba. Fa tamin'ny indray alina no nandravana an'i Ara-moaba, ka fongotra izy; Fa tamin'ny indray alina no nandravana an'i Kira-moaba, ka fongotra izy;
Kua riro ia ki runga ki Paiti, ki Ripono, ki nga wahi tiketike tangi ai: ka auetia e Moapa a Nepo raua ko Merepa; he mea moremore katoa o ratou mahunga, tapahi rawa nga kumikumi katoa.
Miakatra ho ao amin'ny tempoly sy ho ao Dibona ny olona, dia ao amin'ny fitoerana avo, mba hitomany; any Nebo sy Medeba no idradradradran'i Moaba; Mibory ny loha rehetra; Voaharatra ny somotra rehetra.
Ko o ratou whitiki i o ratou ara he kakahu taratara: ka aue ratou katoa i runga i o ratou whare, i o ratou waharoa, nui atu te tangi.
Eny an-dalambe dia misikina lamba fisaonana izy; eny an-tampon-tranony sy eny an-kalalahana dia midradradradra avokoa izy, eny, mijohy ny ranomasony.
Ka hamama hoki a Hehepona raua ko Ereare: ka rangona to ratou reo i Iahata rawa: no reira hamama ana nga mau patu o Moapa; ka wiri tona wairua i roto i a ia.
Ary mitaraina Hesbona sy Elale, ka re hatrany Jahaza ny feony, ary noho izany dia miantso mafy ny miaramilan'i Moaba, Mangovitra ny fanahiny ao anatiny.
E tangi ana toku ngakau ki a Moapa; rere ana ona rangatira ki Toara, ki Ekarata Herihia: he tangi nei hoki ta ratou i te pikitanga ki Ruhiti, i te mea e piki ana i reira; i te ara hoki ki Horonaimi ka pa ta ratou karanga o te ngaromanga.
Ny foko mitaraina noho ny amin'i Moaba; Ny mandositra avy ao dia tonga hatrany Zoara sy Egleta-selisia; fa miakatra mitomany ao amin'ny fiakarana Lohita izy sy midradradradra amin'ny famoizam-po eny an-dalana mankany Horonaima.
Ka takoto kau noa nga wai o Nimirimi: kua maroke hoki te tarutaru, kua mate te otaota, kahore he mea e tupu ana.
Fa Nimrima tsara rano dia tonga karankaina; maina ny ahitra, malazo ny zava-maniry, ka tsy misy zava-maitso intsony.
Na, ko a ratou mea maha, me a ratou mea i te rongoa, ka kawea e ratou ki te awa i nga wirou.
Ary amin'izany ny harena be izay nohariny ny entany izay mbola voatahiriny dia entiny ho any am-pitan'ny lohasahan-driaky ny hazomalahelo.
Kua taiawhiotia hoki nga rohe o Moapa e te karanga; kua tae tona aue ki Ekeraima, tona aue ki Peererimi.
Fa ny fitarainany manodidina ny sisin'i Moaba, re hatrany Eglaima ny fidradradradrany Eny, re hatrany Ber-elima ny fidradradradrany.
Kei te ki hoki nga wai o Rimono i te toto; tera atu taku e whakapa ai ki Rimona, he raiona ki nga oranga o Moapa, ki nga morehu ano o te whenua.
Fa ny ranon'i Dimona dia feno rĂ ; fa mbola hampiako ny loza manjo an'i Dimona, dia liona handrapaka izay efa mandositra avy any Moaba, sy handany izay sisa amin'ny tany.