Genesis 4

Na ka mohio a Arama ki a Iwi, ki tana wahine; a ka hapu ia, a ka whanau a Kaina; na ka mea ia, Kua whakawhiwhia mai ahau e Ihowa ki tetahi tangata.
Ary Adama nahalala an'i Eva vadiny; dia nanan'anaka Eva ka niteraka an'i Kaina, ary hoy izy: Efa nahazo zazalahy tamin'i Jehovah aho.
Na ka whanau ano tona teina, a Apera. Na he kaiwhangai hipi a Apera, ko Kaina ia he kaingaki whenua.
Ary niteraka an'i Abela rahalahiny koa izy. Ary Abela dia mpiandry ondry, fa Kaina kosa mpiasa tany.
A, i te mutunga o etahi rangi, ka kawea e Kaina etahi o nga hua o te whenua hei whakahere ki a Ihowa.
Ary rehefa afaka elaela, dia nitondran'i Kaina ny vokatry ny tany ho fanatitra ho an'i Jehovah;
Me Apera hoki, i kawea e ia etahi o nga whanau matamua o tana kahui, o o ratou ngako hoki. A ka aro a Ihowa ki a Apera, ki tana whakahere:
fa nitondran'i Abela kosa ny voalohan-terak'ondriny, dia izay matavy. Ary Jehovah nankasitraka an'i Abela mbamin'ny fanatiny;
Kihai ia i aro ki a Kaina, ki tana whakahere. A he nui rawa te riri o Kaina, a whakapoururu ana tona mata.
fa Kaina mbamin'ny fanatiny kosa tsy mba nankasitrahany. Dia tezitra indrindra Kaina, sady nanjombona ny tarehiny.
Na ka mea a Ihowa ki a Kaina, He aha koe i riri ai? a he aha i whakapoururu ai tou mata?
Ary hoy Jehovah tamin'i Kaina: Nahoana no tezitra ianao? Ary nahoana no manjombona ny tarehinao?
E kore ianei koe e kake, ki te mahi koe i te pai? ki te kahore koe e mahi i te pai, kei te kuwaha te hara e takoto ana. Na ko koe tana e hiahia ai, ko koe ia hei rangatira mona.
Raha tsara toetra ianao, moa tsy ho miramirana va? Fa raha tsy tsara toetra kosa ianao, dia mamitsaka eo am-baravarana ny ota; ary ianao no kendren'ny faniriany, kanefa ianao no tokony hanapaka azy.
Na ka korero a Kaina kia Apera, ki tona teina: a, i a raua i te parae, ka whakatika a Kaina ki a Apera, ki tona teina, a patua iho.
Ary Kaina niteny tamin'i Abela rahalahiny; ary nony tany an-tsaha izy mirahalahy, dia nitsangana Kaina nanatona an'i Abela rahalahiny, ka namono azy.
Katahi a Ihowa ka mea ki a Kaina, Kei hea a Apera, tou teina? Ka mea ia, Kahore ahau e mohio. Ko ahau ianei te kaitiaki o toku teina?
Ary hoy Jehovah tamin'i Kaina: Aiza Abela rahalahinao? Fa hoy izy: Asa; moa mpitandrina ny rahalahiko va aho?
Na ka mea ia, He mahi aha tenei au? e tangi mai ana te reo o te toto o tou teina ki ahau i roto i te whenua.
Ary hoy Izy: Inona no nataonao? Ny feon'ny ran'ny rahalahinao mitaraina amiko avy amin'ny tany.
Na ka kanga koe i runga i te whenua, i hamama nei tona waha hei rerenga atu mo te toto o tou teina i whakahekea nei e tou ringa;
Ary ankehitriny dia voaozona ianao hiala amin'ny tany onenana, izay nivava hitelina ny ran'ny rahalahinao nalatsaky ny tananao.
Ka ngaki koe i te oneone, e kore e tukua tona kaha a muri ake nei ki a koe; ka waiho koe hei tangata haereere noa, hei manene i runga i te whenua.
Raha miasa ny tany ianao, tsy mba hahavokatra ho anao intsony izy; ho mpanjenjena sy mpirenireny eny ambonin'ny tany ianao.
Na ka mea a Kaina ki a Ihowa, He nui rawa te whiu mo toku kino, e kore e taea e ahau.
Dia hoy Kaina tamin'i Jehovah: Lehibe ny valin'ny heloko mihoatra noho izay zakako.
Titiro hoki, ka peia ahau e koe inaianei i te mata o te whenua; a ka ngaro i tou kanohi; ka waiho hoki ahau hei tangata haereere noa, hei manene i runga i te whenua; a tenei ake, ki te tutaki tetahi tangata ki ahau, na ka patua ahau e ia.
Indro, efa noroahinao hiala amin'ny tany onenana aho androany; dia hiery ny tavanao aho ary ho mpanjenjena sy mpirenireny eny ambonin'ny tany; koa na iza na iza hahita ahy dia hamono ahy.
Na ka mea a Ihowa ki a ia, Na reira ki te patu tetahi i a Kaina, e whitu nga utu e rapua i a ia. Na ka homai e Ihowa he tohu ki a Kaina, kei patua ia e tetahi tangata ina tutaki ki a ia.
Ary hoy Jehovah taminy: Noho izany na iza na iza hamono an'i Kaina, dia hovaliana fito eny izy. Ary Jehovah nanao famantarana ho an'i Kaina; mba tsy hisy hamono azy izay rehetra hahita azy.
Na ka haere atu a Kaina i te aroaro o Ihowa, a noho ana i te whenua o Noro, i te taha ki te rawhiti o Erene.
Ary Kaina dia niala teo anatrehan'i Jehovah ka nonina tao amin'ny tany Noda tandrifin'i Edena.
Na ka mohio a Kaina ki tana wahine; a ka hapu ia, ka whanau a Enoka: na ka hanga ia i tetahi pa, a huaina iho te ingoa o te pa ko Enoka, ko te ingoa o tana tama.
Ary Kaina nahalala ny vadiny, dia nanan'anaka ravehivavy ka niteraka an'i Enoka; ary nanorina vohitra Kaina, ka ny anaran'ny vohitra dia nataony hoe Enoka, araka ny anaran'ny zananilahy.
A whanau ake ta Enoka tama ko Irara: na Irara ko Mehutaere: ta Mehutaere ko Metuhare: ta Metuhaere ko Rameka.
Ary Enoka niteraka an'Irada; ary Irada niteraka an'i Mehojaela; ary Mehojaela niteraka an'i Metosaela; ary Metosaela niteraka an'i Lameka.
Na ka tangohia e Rameka etahi wahine tokorua mana: ko Araha te ingoa o tetahi, ko Tira to tetahi.
Ary Lameka nampirafy roa: ny anaran'ny anankiray Ada, ary ny anaran'ny anankiray Zila.
Na ka whanau ta Araha tama ko Iapara: ko ia te matua o te hunga noho teneti, ratou ko nga tangata whangai kararehe.
Ary Ada niteraka an'i Jabala; izy no rain'ny mpitoetra an-day, mpiandry omby aman'ondry.
A ko te ingoa o tona teina ko Iupara: ko ia te matua o nga mea rahurahu ki te hapa, ki te okana.
Ary ny anaran'ny rahalahiny dia Jobala; izy no rain'ny mpitendry lokanga sy mpitsoka sodina rehetra.
Me Tira ano hoki, whanau ake tana ko Tuparakaina, he kaihanga ia i nga mea tapahi katoa i te mea parahi, i te mea rino: a ko Naama te tuahine o Tuparakaina.
Ary Zila kosa niteraka an'i Tobala-kaina, mpanefy fiasana maranitra, na varahina na vy; ary ny anabavin'i Tobala-kaina dia Nama.
Na ka mea a Rameka ki ana wahine; e Araha raua ko Tira, Whakarongo mai ki toku reo; e nga wahine a Rameka, kia whai taringa mai ki taku kupu: kua patua hoki he tangata e ahau moku i motu, he taitamariki hoki moku i maru:
Ary hoy Lameka tamin'ny vadiny: Ry Ada sy Zila รด, mihainoa ny feoko; Ry vadin'i Lameka, mitandrema ny teniko: Efa namono lehilahy aho noho ny feriko, Ary tovolahy noho ny faharatrako.
Na mo Kaina e whitu nga utu, ina, kia whitu tekau ma whitu mo Rameka.
Raha valiana fito heny izay mamono an'i Kaina, Dia fito amby fito-polo heny kosa izay mamono an'i Lameka.
A i mohio ano a Arama ki tana wahine; ka whanau tana tama, a huaina iho tona ingoa ko Heta; i mea hoki ia, Ka rite mai nei i te Atua tetahi atu uri moku hei whakakapi mo Apera i patua nei e Kaina.
Ary Adama nahalala ny vadiny indray, ka dia niteraka zazalahy ravehivavy; ary ny anarany nataony hoe Seta; fa Andriamanitra, hoy izy, efa nanome ahy zanaka anankiray koa ho solon'i Abela, satria novonoin'i Kaina izy.
Me Heta ano hoki, i whanau tana tama; a huaina ana tona ingoa ko Enoha: no reira i timata ai te tangata te karanga ki te ingoa o Ihowa.
Ary Seta koa niteraka zazalahy; ary ny anarany nataony hoe Enosy.