Ko ou taonga, ko au hokohokonga, ko au whakawhitiwhitinga, ko au kaiwhakatere kaipuke, ko au kaiurungi, ko au kaimono, me nga kaiwhakawhitiwhiti i ou taonga, me au hoia katoa i roto i a koe, i roto ano i tou hui katoa i waenganui i a koe, ka tak a ratou ki waenga moana i te ra e hinga ai koe.
Ny harenao sy ny vidin'entanao, ny varotrao, ny matilonao sy ny mpitondra sambonao, ny mpanentsin-tsambonao sy ny mpividy ny entanao ary ny miaramilanao rehetra izay tao aminao mbamin'ny olona betsaka tafangona tao aminao dia nilentika tao amin'ny ranomasina tamin'ny andro nandravana anao.