Mo konei me ki e koe ki nga tama a Iharaira, Ko Ihowa ahau, a maku koutou e whakaputa i raro i nga kawenga a nga Ihipiana, maku hoki koutou e tango i ta ratou whakamahinga, he maro hoki te ringa, he nui nga whakawa, e whakaora ai ahau i a koutou:
Koa lazao amin'ny Zanak'Isiraely hoe: Izaho no Jehovah, ary hitondra anareo hivoaka ho afaka amin'ny fanompoana mafy ampanaovin'ny Egyptiana anareo Aho ka hanafaka anareo amin'ny fanompoana azy; ary sandry ahinjitra sy fitsarana lehibe no hamonjeko anareo.