Exodus 17

Na ka haere te huihui katoa o nga tama a Iharaira i te koraha o Hini i o ratou haerenga, i pera tonu me ta Ihowa i ako ai, a noho rawa atu ki Repirimi: otiia kahore he wai hei inu ma te iwi.
Ary nifindra ny fiangonana, dia ny Zanak'Isiraely rehetra, ka niala tao an-efitra Sina, araka izay natoron'i Jehovah hitobiany, dia nitoby tao Refidima; ary tsy nisy rano hosotroin'ny olona.
Na ka ngangau te iwi ki a Mohi, ka mea, Homai ra he wai mo matou, kia inu ai matou. A ka mea a Mohi ki a ratou, He aha koutou i ngangau ai ki ahau? he aha koutou i whakamatautau ai i a Ihowa?
Dia nila ady tamin'i Mosesy ny olona ka nanao hoe: Omeo rano izahay mba hosotroinay. Fa hoy Mosesy taminy: Nahoana no mila ady amiko ianareo? Nahoana no maka fanahy an'i Jehovah ianareo?
Na ka mate te iwi i te wai i reira; a amuamu ana te iwi ki a Mohi, a ka mea, He aha matou i kawea mai ai e koe i Ihipa kia kohurutia ai matou, me a matou tamariki, me a matou kararehe ki te matewai?
Ary nangetaheta teo ny olona, dia nimonomonona tamin'i Mosesy izy ka nanao hoe: Nahoana ianao no nitondra anay niakatra niala tany Egypta hahafatin-ketaheta anay sy ny zanakay ary ny bibinay?
Na ka karanga a Mohi ki a Ihowa, ka mea, Me pehea ahau ki te iwi nei? whano ratou aki i ahau ki te kohatu.
Ary Mosesy nitaraina tamin'i Jehovah ka nanao hoe: Ahoana no hataoko amin'ireto olona ireto? fa mila hitora-bato ahy izy.
Na ka mea a Ihowa ki a Mohi, Haere i mua i te iwi, ka tango hoki i etahi o nga kaumatua o Iharaira hei hoa mou; ko tau tokotoko hoki i patua e koe ki te awa, me mau atu i tou ringa, ka haere.
Ary hoy Jehovah tamin'i Mosesy: Mandrosoa eo alohan'ny olona, ary itondray hiaraka aminao ny loholon'ny Isiraely; ary ny tehinao, ilay nikapohanao an'i Neily, dia ento eny an-tananao, ka mandehana.
Nana, tena ahau te tu atu na i tou aroaro i reira, i runga i te kamaka i Horepa, a mau e patu te kamaka, a ka puta he wai i reira, hei inu ma te iwi. A peratia ana e Mohi i te tirohanga a nga kaumatua o Iharaira.
Ary, indro, hijanona eo anatrehanao eo ambonin'ny harambato any Horeba Aho, dia hikapoka ny harambato ianao, ka hisy rano hivoaka avy aminy hosotroin'ny olona. Dia nanao izany Mosesy teo imason'ny loholon'ny Isiraely.
A huaina ana e ia te ingoa o taua wahi ko Maha, ko Meripa; mo te ngangautanga a nga tama a Iharaira, mo ta ratou whakamatau hoki i a Ihowa, i a ratou i mea ra, Kei roto ranei a Ihowa i a tatou, kahore ranei?
Ary ny anaran'izany tany izany dia natao­ny hoe Masa sy Meriba, noho ny ady nataon'ny Zanak'Isiraely, sy noho ny nakany fanahy an'i Jehovah hoe: Eto aminay va Jehovah, sa tsia?
Na ka haere mai a Amareke, kei te whawhai ki a Iharaira ki Repirimi.
Ary tonga ny Amalekita ka niady tamin'ny Isiraely tao Refidima.
Na ka mea a Mohi ki a Hohua, Whiriwhiria mai etahi tangata ma taua, ka haere ki te whawhai ki a Amareke: ka tu ahau apopo ki runga i te tihi o te pukepuke, me te rakau ano hoki a te Atua ki toku ringa.
Dia hoy Mosesy tamin'i Josoa: Mifidiana lehilahy ho antsika, dia mandehana ka miadia amin'ny Amalekita; rahampitso dia hijoro eo an-tampon'ny havoana aho ka hitana ny tehin'Andriamanitra etỳ an-tanako.
Na peratia ana e Hohua me ta Mohi i korero ai ki a ia; ko te tino whawhaitanga ki a Amareke: ko Mohi ia, ratou ko Arona, ko Huru, i piki ki te tihi o te pukepuke.
Ary Josoa dia nanao araka izay efa nolazain'i Mosesy taminy, ka niady tamin'ny Amalekita izy; ary Mosesy sy Arona sy Hora kosa niakatra ho ao an-tampon'ny havoana.
A ka maiangi ake te ringa o Mohi, na, ka kaha a Iharaira; a ka tukua iho tona ringa, na, ka kaha a Amareke.
Ary raha nasandratr'i Mosesy ny tànany, dia nahery ny Isiraely; fa raha nampidininy ny tànany, dia nahery kosa ny Amalekita.
Otiia ka taimaha nga ringa o Mohi; a ka mau raua ki tetahi kohatu, a whakatakotoria ana ki raro i a ia, a noho ana ia i runga; a puritia ake ana ona ringa e Arona raua ko Huru, kotahi i tetahi taha, kotahi i tetahi taha: katahi ka tuturu tonu on a ringa, a to noa te ra.
Fa efa vizana ny tanan'i Mosesy; ka dia naka vato izy roa lahy, ka nataony teo ambanin'i Mosesy hipetrahany; ary Arona sy Hora dia nanohana ny tànany, ka ny iray tamin'ny anila, ary ny iray kosa tamin'ny anila; dia naharitra tsy nidina intsony ny tànany mandra-pahafatin'ny masoandro.
Na patua ana a Amareke, ratou ko tona iwi, e Hohua ki te mata o te hoari.
Ary Josoa dia nandresy ny Amalekita sy ny olony tamin'ny lelan-tsabatra.
Na ka mea a Ihowa ki a Mohi, Tuhituhia tenei ki te pukapuka, hei whakamaharatanga; korerotia hoki ki nga taringa o Hohua: ka tino horoia atu hoki e ahau te maharatanga o Amareke i raro i te rangi.
Ary hoy Jehovah tamin'i Mosesy: Soraty eo amin'ny boky izany ho fahatsiarovana, ka ambarao amin'i Josoa; fa hofoanako tokoa ny fahatsiarovana ny Amalekita tsy ho eny ambanin'ny lanitra.
A hanga ana e Mohi he aata, a huaina iho tona ingoa ko Ihowanihi.
Dia nanorina alitara Mosesy ka nanao ny anarany hoe: Jehovah Nisi.
I mea hoki ia, Kua ara nei te ringa ki te torona o Ihowa, na he pakanga ta Ihowa ki a Amareke i tenei whakapaparanga, i tenei whakapaparanga.
Fa hoy izy: Jehovah nianiana hoe: Ny adin'i Jehovah amin'ny Amalekita dia tsy hitsahatra hatramin'izay taranany fara mandimby.