Esther 10

I whakaritea ano e Kingi Ahahueruha he takoha ma te whenua, ma nga motu o te moana.
Ary Ahasoerosy mpanjaka nampandoa hetra ny tany sy ny nosin-dranomasina.
Na, ko nga meatanga katoa o tona kaha, o tona nui, me te korero katoa o te nui o Mororekai i whakanuia nei e te kingi, kihai ianei i tuhituhia ki te pukapuka o nga meatanga o nga ra o nga kingi o Meria, o Pahia?
Ary izay rehetra nataony araka ny fahefany sy ny heriny mbamin'ny filazana ny fahalehibiazan'i Mordekay, araka izay nanandratan'ny mpanjaka azy, tsy efa voasoratra ao amin'ny bokin'ny tantaran'ny mpanjakan'i Media sy Persia va izany?
Ko Mororekai Hurai hoki te tuarua o Kingi Ahahueruha, he nui ano ia i roto i nga Hurai, he matenuitanga na te mano tini o ona tuakana, teina; he rapu tonu tana i te pai mo tona iwi, he korero ano i te ata noho ki ona uri katoa.
Fa Mordekay Jiosy no nanarakaraka an'i Ahasoerosy mpanjaka sady nalaza tamin'ny Jiosy ka nankasitrahan'ny rahalahiny maro, satria nitady hihasoa ny fireneny izy sady nilaza fiadanana tamin'ny olona rehetra iray firazanana aminy.