II Samuel 4

A, no ka rongo a Ihipohete, te tama a Haora kua mate a Apanere ki Heperona, na ngohe noa iho ona ringi, a raru ana a Iharaira katoa.
Ary nony ren'ny zanakalahin'i Saoly fa maty tany Hebrona Abnera, dia niraviravy tanana izy, ary raiki-tahotra ny Isiraely rehetra.
Na tokorua nga tangata a Ihipohete, te tama a Haora, he rangatira ngohi, ko te ingoa o tetahi ko Paana, ko te ingoa hoki o tetahi ko Rekapa, he tama na Rimono Peeroti, no nga tama a Pineamine; i kiia hoki a Peeroto no Pineamine.
Ary nisy roa lahy, lehiben'ny mpitohan'ny zanakalahin'i Saoly, Bana no anaran'ny iray, ary Rekaba no anaran'ny iray, samy zanak'i Rimona Berotita tamin'ny taranak'i Benjamina (fa Berota koa natao ho isan'ny an'i Benjamina;
I rere hoki nga Peeroti ki Kitaima, a noho ana i reira a taea noatia tenei ra.
ary ny Berotita nandositra nankany Gitaima, dia nivahiny tany mandraka androany).
Na he tama ta Honatana tama a Haora, he kopa ona waewae. E rima nga tau o tona whanautanga i te taenga mai o te rongo o Haora raua ko Honatana i Ietereere, na ka mau tona kaihiki ki a ia, a rere ana: a, i a ia e taika ana ki te rere, ka hinga ia, kopa tonu iho; ko Mepipohete tona ingoa.
Ary Jonatana, zanak'i Saoly, nanan-janakalahy malemy tongotra. Dimy taona izy, fony tonga avy tany Jezirela ny filazana ny amin'i Saoly sy Jonatana; ary nentin'ny mpitaiza azy nandositra izy; ary raha nentiny nandositra tamin'ny fahatairana izy, dia nianjera ka tonga malemy tongotra, Mefiboseta no anarany.
Na ka haere nga tama a Rimono Peeroti, a Rekapa raua ko Paana, a haere ana i te mahanatanga o te ra ki te whare o Ihipohete, i a ia e okioki ana i te poutumarotanga.
Ary Rekaba sy Bana, zanak'i Rimona Berotita, nandeha; ka rehefa nafana ny andro, dia tonga tao an-tranon'Isboseta, tamin'ilay izy nandriandry tamin'ny antoandro iny.
Na haere ana raua ki reira ki waenganui o te whare, me te mea he tiki witi mai ta raua; na patua iho ia ki te kopu, a rere ana a Rakapa raua ko tona teina, ko Paana.
Ary niditra tao anaty trano Rekaba sy Bana rahalahiny haka vary, ka namely azy tamin'ny kibony, dia lasa nandositra.
I to raua haerenga hoki ki te whare, i te takoto tera i tona whare moenga; na patua ana ia e raua, whakamatea iho, na tangohia ana tona upoko, a mauria ana tona upoko. Na pau katoa taua po i a raua e haere ana na te ara o te mania.
Fa raha niditra tao an-trano izy roa lahy, ary Isboseta nandry teo amin'ny fandriany tao amin'ny trano fandriany dia namely azy izy roa lahy ka nahafaty azy, dia notapahiny ny lohany ka nentiny; ary nandeha mandritra ny alina namaky ny tani-hay izy.
Na kawea ana e raua te upoko o Ihipohete ki a Rawiri ki Heperona, a ka mea ki te kingi, Nana, te matenga o Ihipohete tama a Haora, o tou hoariri i whai nei kia whakamatea koe; na kua mea nei a Ihowa i toku ariki, i te kingi kia whai utu i tenei r a i a Haora ratou ko ona uri.
Ary nitondra ny lohan'Isboseta tany amin'i Davida tao Hebrona izy ka nanao tamin'ny mpanjaka hoe: Indro ny lohan'Isboseta, zanak'i Saoly fahavalonao, izay nitady ny ainao; fa Jehovah efa namaly an'i Saoly sy ny taranany androany noho ny amin'ny mpanjaka tompoko.
Na ka whakahoki a Rawiri ki ta Rekapa raua ko tona teina, ko Paana, ki ta nga tama a Rimono Peeroti, ka mea ia ki a raua, E ora ana a Ihowa i whakaora nei i toku wairua i roto i nga he katoa,
Ary hoy Davida tamin'i Rekaba sy Bana rahalahiny, zanak'i Rimona Berotita: Raha velona koa Jehovah, Izay namonjy ahy tamin'ny fahoriana rehetra,
I te korerotanga mai a tetahi ki ahau, i te meatanga, Nana, kua mate a Haora, tohu noa ia he kaikawe mai ia i nga korero pai, hopukia ana ia e ahau, patua iho ki Tikiraka; ko te utu tera i hoatu e ahau mo tana korero.
ilay nanambara tamiko hoe: Indro, maty Saoly, ka nanao ny tenany ho mpitondra teny mahafaly, dia nohazoniko ka novonoiko tao Ziklaga. hanomezako azy ny valin'ny teny mahafaly nentiny;
Tena ko tenei ka patu te hunga kino i te tangata tika i roto i tona whare, i runga ano i tona moenga, e kore ianei ahau e rapu i ona toto aianei i o korua ringa, e huna hoki i a korua i runga i te whenua?
koa mainka raha misy olon-dratsy mamono lehilahy marina ao an-tranony eo am-pandriany; koa tsy hadiniko eo an-tananareo va ny ràny, ary tsy hofongorako tsy ho amin'ny tany intsony va ianareo
Na whakahaua ana nga taitamariki e Rawiri, a patua ana raua e ratou, tapahia ana hoki o raua ringa me o raua waewae, whakairihia ake ki runga i te poka wai i Heperona. Ko te upoko ia o Ihipohete i tangohia, i tanumia ki te tanumanga o Apanere ki Heperona.
Ary Davida nandidy ny zatovony, dia namono azy ireo, ka notapahiny ny tanany sy ny tongony, dia nahantony teo anilan'ny kamory tao Hebrona. Fa ny lohan'Isboseta kosa dia nentina ka nalevina tao am-pasan'i Abnera tao Hebrona.