II Chronicles 5

Na kua oti katoa te mahi i mahia e Horomona mo te whare o Ihowa. A ka kawea mai e Horomona nga mea i whakatapua e tona papa, e Rawiri: te hiriwa, te koura, nga oko katoa, hoatu ana e ia ki roto ki nga taonga o te whare o te Atua.
Toy izany no nahavitana ny asa rehetra nataon'i Solomona ho amin'ny tranon'i Jehovah; ary nampidirin'i Solomona ny zavatra rehetra izay efa nohamasinin'i Davida rainy dia ny volafotsy sy ny volamena; ary ny fanaka rehetra dia nataony tao amin'ny rakitry ny tranon'Andriamanitra.
Katahi ka huihuia e Horomona nga kaumatua o Iharaira, me nga upoko katoa o nga iwi, nga rangatira o nga whare o nga matua o nga tama a Iharaira, ki Hiruharama, ki te mau ake i te aaka o te kawenata a Ihowa i roto i te pa o Rawiri, ara i Hiona.
Ary tamin'izany dia novorin'i Solomona ny loholon'ny Isiraely sy ny lehiben'ny firenena rehetra, dia ny lohan'ny fianakavian'ny Zanak'isiraely ho any Jerosalema hampakatra ny fiaran'ny faneken'i Jehovah avy any Ziona, TanĂ nan'i Davida.
Na ka huihuia ki te kingi nga tangata katoa o Iharaira, ki te hakari, i te whitu o nga marama.
Dia nivory ho any amin'ny mpanjaka ny lehilahy rehetra amin'ny Isiraely tamin'ny andro firavoravoana tamin'ny volana fahafito.
Na ka haere mai nga kaumatua katoa o Iharaira, a ka hapainga ake te aaka e nga Riwaiti.
Ary tonga koa ny loholon'ny Isiraely rehetra, ka ny Levita no nitondra ny fiara,
Kawea ana e ratou te aaka, me te tapenakara o te whakaminenga, me nga oko tapu katoa i roto i te tapenakara; kawea ana e nga tohunga, e nga Riwaiti.
dia nampakariny ny fiara sy ny trano-lay fihaonana ary ny fanaka masina rehetra izay tao amin'ny lay. Nampakarin'ny Levita mpisorona ireo zavatra ireo.
Katahi a Kingi Horomona me te huihui katoa o Iharaira i huihui mai nei ki a ia ki mua i te aaka, ka patu i te hipi, i te kau, e kore nei e taea te korero, te tatau ranei, i te tini.
Ary Solomona mpanjaka sy ny fiangonana, dia ny Isiraely rehetra, izay nivory teo aminy teo anoloan'ny fiara, dia samy namono zavatra hatao fanatitra, dia ondry aman'osy sy omby izay tsy tambo isaina sady tsy hita isa noho ny hamaroany.
Na nga tohunga hoki i mau te aaka o te kawenata a Ihowa ki tona wahi, ki te ahurewa o te whare, ki te wahi tino tapu, ki raro i nga parirau o nga kerupima.
Ary ny fiaran'ny faneken'i Jehovah dia nampidirin'ny mpisorona ho ao amin'ny fitoerany tao anatin'ny efi-trano anatiny, dia ny fitoerana masina indrindra, teo ambanin'ny elatry ny kerobima;
I roha tonu hoki nga parirau o nga kerupima ki runga i te wahi i te aaka, a hipokina iho ana a runga o te aaka, me ona amo, e nga kerupima.
fa nivelatra tambonin'ny fitoeran'ny fiara ny elatry ny kerobima ka nanaloka ny fiara sy ny baony.
Na, i te roroa o nga amo, kitea ai nga pito o nga amo i te aaka, i te ritenga atu o te ahurewa; otiia kihai i kitea ki waho; na kei reira tonu a tae noa ki tenei ra.
Ary lava ny bao, ka hita ny lohany, raha eo amin'ny fiara eo anoloan'ny efitra matiny nefa tsy hita eny ivelany, ary mbola ao mandraka androany izy.
Kahore he mea i roto i te aaka, ko nga papa e rua anake i whaowhina nei ki reira e Mohi i Horepa i ta Ihowa whakaritenga kawenata ki nga tama a Iharaira i to ratou putanga mai i Ihipa.
Ary tsy nisy na inona na inona tao anatin'ny fiara afa-tsy ny vato fisaka roa ihany izay nataon'i Mosesy tao anatiny fony tany Horeba, tamin'i Jehovah nanao fanekena tamin'ny Zanak'isiraely, tamin'ny nivoahany avy tany Egypta.
A, i te putanga o nga tohunga i te wahi tapu; i whakatapua hoki nga tohunga katoa i kitea ki reira; kihai hoki nga tikanga mo nga wehenga i mau i taua ra;
Ary nony nivoaka avy tao amin'ny fitoerana masina ny mpisorona (fa ny mpisorona rehetra izay teo dia samy efa nanamasina ny tenany, fa tsy mba nifandimby isan-toko taminy izay),
Ko nga Riwaiti hoki, ko nga kaiwaiata, ko ratou katoa, ara ko Ahapa, ko Hemana, ko Ierutunu, me a ratou tama, me o ratou teina, he rinena ma o ratou kakahu; he himipora ano a ratou, he hatere, he hapa; tu ana ratou ki te taha ki te rawhiti o te aata, me nga tohunga kotahi rau e rua tekau e whakatangi ana i nga tetere:
ary ny Levita mpihira rehetra, dia Asafa sy Hemana sy Jedotona mbamin'ny zanany sy ny rahalahiny, izay nitafy rongony fotsy madinita sady nitondra kipantsona sy valiha ary lokanga, dia nitsangana teo atsinanan'ny alitara, ary teo aminy koa nisy pisorona roa-polo amby zato nitsoka trompetra;
Na reira, kia hui nga kaiwhakatangi tetere me nga kaiwaiata, kia kotahi tonu te reo i rangona, hei whakamoemiti; hei whakawhetai ki a Ihowa; kia whakarewa tahi ratou i o ratou reo me to nga tetere, me to nga himipora, me to nga mea rangi waiata, he whakamoemiti ki a Ihowa, me te mea, No te mea he pai ia: mau tonu hoki tana mahi tohu ake ake: hei reira kua ki te whare i te kapua, ara te whare o Ihowa,
ary efa toy ny feo iray no fandrenesana ny mpitsoka trompetra sy ny mpihira, raha nidera sy nisaotra an'i Jehovah izy; ka nony nanandratra ny feony izy sady nampaneno ny trompetra sy ny kipantsona sy ny zava-maneno isan-karazany ka nidera an'i Jehovah fa tsara Izy, fa mandrakizay ny famindram-pony, dia feno rahona ny tranon'i Jehovah;
Na kihai nga tohunga i ahei te tu ki te minita, i te kapua hoki; kua ki hoki te whare o te Atua i te kororia o Ihowa.
ka dia tsy nahajanona hanao fanompoam-pivavahana ny mpisorona noho ny rahona; fa feno ny voninahitr'i Jehovah ny tranon'Andriamanitra.