A, no te kitenga o Iharaira katoa kihai te kingi i rongo ki ta ratou, ka utua e te iwi te kingi; ka mea ratou, Ko te aha ianei to matou wahi i a Rawiri? kahore nei hoki o tatou wahi tupu i te tama a Hehe: ki o koutou teneti, e Iharaira! na kia w hai kanohi koe ki tou whare, e Rawiri! Heoi haere ana a Iharaira katoa ki tona teneti, ki tona teneti.
Ary nony hitan'ny Isiraely rehetra fa tsy nihaino azy ny mpanjaka, dia namaly ny mpanjaka ny vahoaka ka nanao hoe: Inona moa no anjaranay amin'i Davida ? Tsy manana lova amin'ny zanak'i Jese izahay. Samia mody any an-dainy avy, ry Isiraely e! ankehitriny tandremo ny taranakao, ry Davida ô. Dia samy nody ho any an-dainy avy ny Isiraely rehetra.