I Chronicles 7

Na, ko nga tama a Ihakara; ko Tora, ko Pua, ko Iahupu, ko Himirono, tokowha.
Ary ny zanakalahin'Isakara dia Tola sy Poa sy Jasoba ary Simrona; efatra izy.
A, ko nga tama a Tora; ko Uti, ko Repaia, ko Teriere, ko Iahamai, ko Tipihama, ko Hamuera, ko nga upoko o nga whare o o ratou papa, ara o to Tora; he hunga maia ratou, he marohirohi i o ratou whakatupuranga; ko to ratou tokomaha i nga ra o Rawiri e rua tekau ma rua mano, e ono rau.
Ary ny zanakalahin'i Tola dia Ozy sy Refaia sy Jeriela sy Jamay sy Jibsama ary Samoela, samy lohan'ny fianakaviany avy, dia zanak'i Tola sady samy lehilahy mahery tamin'ny fokony avy ireo; enin-jato amby roa arivo sy roa alina no isany tamin'ny andron'i Davida.
A, ko nga tama a Uti; ko Itirahia; ko nga tama a Itirahia; ko Mikaera, ko Oparia, ko Hoera, ko Ihiia, tokorima: he upoko enei katoa.
Ary ny zanakalahin'i Ozy dia Jizrahia. Ary ny zanakalahin'i Jizrahia dia Mikaela sy Obadia sy Joela ary Jisia; dimy izy; loholona avokoa izy rehetra ireo.
Na ka hui ki a ratou, i o ratou whakatupuranga, i nga whare o o ratou matua, ko nga ropu hoia mo te whawhai, e toru tekau ma ono mano: he tokomaha hoki a ratou wahine, a ratou tamariki.
Ary nanana miaramila antokotokony izy araka ny fireneny sy ny fianakaviany avy, dia enina arivo amby telo alina; fa maro ny vady aman-janak'ireo.
Na, ko o ratou teina i roto i nga hapu katoa o Ihakara, he toa, he marohirohi, e waru tekau ma whitu mano, ki te whakapapatia ratou katoa.
Ary ny rahalahiny ao amin'ny fokon'ny Isakara rehetra, izay samy lehilahy mahery, ny isan'izy rehetra araka ny firazanany avy dia fito arivo amby valo alina.
Ko nga tama a Pineamine; ko Pera, ko Pekere, ko Teriaere, tokotoru.
Ny zanakalahin'i Benjamina dia Bela sa Bakera ary Jediaela; telo izy.
A, ko nga tama a Pera; ko Etepono, ko Uti, ko Utiere, ko Terimoto, ko Iri, tokorima; he upoko enei no nga whare o o ratou matua, he hunga tona, he marohirohi; taua ana ratou i o ratou whakapapa e rua tekau ma rua mano e toru tekau ma wha.
Ary ny zanakalahin'i Bela dia Ezbona sy Ozy sy Oziela sy Jerimota ary Iry; dimy izy, ary samy lohan'ny fianakaviany avy sady lehilahy mahery avokoa; ary ny Isany araka ny firazanany dia efatra amby telo-polo amby roa arivo sy roa alina.
A, ko nga tama a Pekere; ko Temira, ko Toaha, ko Erietere, ko Erioenai, ko Omori, ko Teremoto, ko Apia, ko Anatoto, ko Aramete. He tama enei katoa na Pekere.
Ary ny zanakalahin'i Bakera dia Zemira sy Joasy sy Eliezera sy Elioenay sy Omry sy Jerimota sy Abia sy Anatota ary Alameta. Ireo rehetra ireo no zanakalahin'i Bakera.
A, ka taua ratou i o ratou whakapapa, i o ratou whakatupuranga, nga upoko o nga whare o o ratou matua, nga toa, nga marohirohi, e rua tekau mano e rua rau.
Ary ny isany araka ny firazanany amin'ny fireneny, izay samy lohan'ny fianakaviany avy sady lehilahy mahery, dia roanjato sy roa alina.
A, ko nga tama a Teriarere; ko Pirihana: na, ko nga tama a Pirihana; ko Ieuhu, ko Pineamine, ko Ehuru, ko Kenaana, ko Tetana, ko Tarahihi, ko Ahihahara.
Ny zanakalahin'i Jediaela dia Bilana; ary ny zanakalahin'i Bilana dia Jeosy sy Benjamina sy Ehoda sy Kenana sy Zetana sy Tarsisy ary Ahisahara
Ko enei katoa he tama na Teriarere, he upoko no nga whare o o ratou matua, he toa, he marohirohi, kotahi tekau ma whitu mano ratou e rua rau, he hoia hei haere ki te whawhai, ki te turanga riri.
Ireo zanakalahin'i Jediaela rehetra ireo, araka ny lohan'ny fianakaviany, dia roan-jato amby fito arivo sy iray alina no isan'ny lehilahy mahery azo nalefa hanafika.
Ko Tupimi ano, ko Hupimi, ko nga tama a Iri, ko Huhimi, ko nga tama a Ahere.
Sopima koa sy Hopima, zanakalahin'Iry, ary Hosima, zanakalahin'i Ahera.
Ko nga tama a Napatari; ko Tahatiere, ko Kuni, ko Ietere, ko Harumu, ara ko nga tama a Piriha.
Ny zanakalahin'i Naftaly dia Jaziela sy Gony sy Jezera sy Saloma, samy zanakalahin'i Bila ireo.
Ko nga tama a Manahi; ko Ahariere, i whanau nei i tana wahine: na tana wahine iti hoki, na te Arami, a Makiri papa o Kireara:
Ny zanakalahin'i Manase dia Asriela, Izay naterany; fa ilay Syriana vaditsindranony kosa no niteraka an'i Matira, rain'i Gileada.
Na ka tangohia e Makiri hei wahine mana ko te tuahine o Hupimi raua ko Tupimi, ko te ingoa o to raua tuahine ko Maaka: ko te ingoa o te tuarua o ana tama ko Teropehara: a, he tamahine ano a Teropehara.
Ary Makira naka vady ho an'i Hopima sy Sopima; ny anaran'ny rahavaviny dia Imaka; ary ny anaran'ny manarakaraka dia Zelofada; ary Zelofada nanan-janakavavy.
Na kua whanau a Maaka wahine a Makiri he tama, a huaina iho tona ingoa ko Perehe; a ko te ingoa o tona teina ko Herehe; ko ana tama; ko Urama, ko Rakeme.
Ary Imaka, vadin'i Makira, niteraka zaza, ahy, ka Paresy no nataony anarany; ary Saresy no anaran'ny rahalahiny; ary ny anaran'ny zananilahy dia Olama sy Rakema.
Na, ko nga tama a Urama; ko Perana. Ko nga tama enei a Kireara, tama a Makiri, tama a Manahi.
Ary ny zanakalahin'i Olama dia Bedana. Ireo no zanakalahin'i Gileada, zanakalahin'i Makira, zanakalahin'i Manase.
Na whanau ake a tona tuahine, a Hamorekete, ko Ihihoro, ko Apietere, ko Mahara.
Ary Hamoleketa anabaviny niteraka an'Isehoda sy Abiezera ary Mahala.
A, ko nga tama a Hemira; ko Ahiana ko Hekeme, ko Rikihi, ko Aniama.
Ary ny zanakalahin'i Semida dia Ahiana sy Sekema sy Liky ary Aniama.
Na, ko nga tama a Eparaima; ko Hutera, ko tana tama ko Pereke, ko tana tama ko Tahata, ko tana tama ko Erara, ko tana tama ko Tahata,
Ary ny zanakalahin'i Efraima dia Sotela (Bareda no zanakalahin'i Sotela, Tahata no zanakalahin'i Bareda, Elada no zanakalahin'i Tahata, Tahata no zanakalahin'i Elada,
Ko tana tama ko Tapara, ko tana tama ko Hutera, ko Etere, ko Eriara; i patua enei e nga tangata o Kata i whanau nei ki taua whenua, mo ratou i haere atu ki te tango i a ratou kararehe.
Zabada no zanakalahin'i Tahata, Sotela no zanakalahin'i Zabada) ary Ezera sy Elada, izay novonoin'ny tompon-tany tao Gata, satria nidina hangalatra ny ombiny aman'ondriny izy.
A he tini nga ra i tangihia ai ratou e to ratou papa, e Eparaima, a haere ana mai ona tuakana, teina, ki te whakamarie i a ia.
Ary Efraima, rainy nisaona azy ela, dia avy ny rahalahiny hampionona azy.
A, i haere atu ia ki tana wahine, ka hapu, a ka whanau he tama, a huaina iho tona ingoa ko Peria, no te mea kei roto tona whare i te he.
Ary nony niray tamin'ny vadiny izy, dia nanan'anaka ravehivavy ka niteraka zazalahy, ary ny anarany nataony hoe Beria, satria nisy fahoriana tao an-tranony tamin'izany.
A ko Heraha tana tamahine, nana nei i hanga a Petehorono, to raro me to runga, me Uteneheraha.
(Ary ny zananivavy dia Sera, izay nanorina an'i Beti-horona ambany sy ambony sy Ozena-sera).
Na ko Repaha tana tama, ko Rehepe hoki; ko tana tama ko Teraha, ko tana tama ko Tahana;
Ary Refa sy Rasefa no zanakalahin'i Beria, Tela no zanakalahin'i Rasefa, Tahana no zanakalahin'i Tela,
Ko tana tama ko Raarana, ko tana tama ko Amihuru, ko tana tama ko Erihama,
Ladana no zanakalahin'i Tahana, Amihoda no zanakalahin'i Ladana, Elisama no zanakalahin'i Amihoda.
Ko tana tama ko Nono, ko tana tama ko Hohua.
Nona no zanakalahin'i Elisama, Josoa no zanakalahin'i Nona.
Na, ko o ratou kainga tupu, me o ratou nohoanga; ko Peteere, me ona pa ririki; ki te taha ki te rawhiti ko Naarana; ki te taha ki te hauauru ko Ketere me ona pa ririki; ko Hekeme ano hoki me ona pa ririki, tae noa ki Kaha me ona pa ririki;
Ary ny taniny sy ny fonenany dia Betela sy ny zana-bohiny, ary any atsinanana dia Narana, ary any andrefana dia Gazera sy ny zana-bohiny ary Sekema sy ny zana-bohiny hatrany Gaza sy ny zana-bohiny;
A, i nga taha o nga tama a Manahi ko Peteheana me ona pa ririki, ko Taanaka me ona pa ririki, ko Mekiro me ona pa ririki, ko Roro me ona pa ririki. I noho ki enei nga tama a Hohepa tama a Iharaira.
ary teo amin'ny sisin-tanin'ny taranak'i Manase dia Beti-sana sy ny zana-bohiny, Tanaka sy ny zana-bohiny, Megido sy ny zana-bohiny, Dora sy ny zana-bohiny Tamin'ireo no nonenan'ny taranak'i Josefa, zanak'Isiraely.
Ko nga tama a Ahera; ko Imina, ko Ihua, ko Ihui, ko Peria, me to ratou tuahine, me Hera.
Ny zanakalahin'i Asera dia Jimna sy Jisva sy Jisvy sy Beria; ary Sera no anabavin'ireo.
A, ko nga tama a Peria; ko Hepere, ko Marakiere, ko te papa nei ia o Piritawiti.
Ary ny zanakalahin'i Beria dia Hebera sy Malkiela, rain'i Birzavita.
Na Hepere ko Taparete, ko Homere, ko Hotama, me to ratou tuahine ano, me Hua.
Ary Hebera niteraka an'i Jafleta sy Somera sy Hotama; ary Soha no anabavin'ireo.
A, ko nga tama a Taparete; ko Pahaka, ko Pimihara, ko Ahawata. Ko nga tama enei a Taparete.
Ary ny zanakalahin'i Jafleta dia Pasaka sy Bimala ary Asvata. Ireo no zanakalahin'i Jafleta.
Na, ko nga tama a Hamere; ko Ahi, ko Rohoka, ko Tehupa, ko Arame.
Ary ny zanakalahin'i Samera dia Ahaia sy Rohaga sy Hoba ary Arama.
A, ko nga tama a tona teina, a Hereme; ko Topaha, ko Imina, ko Herehe, ko Amara.
Ary ny zanakalahin'i Helema rahalahiny dia Zofa sy Jimna sy Selesy ary Amala.
A, ko nga tama a Topaha; ko Hua, ko Haranepere, ko Huara, ko Peri, ko Imira;
Ny zanakalahin'i Zofa dia Soha sy Harnefera sy Soala sy Bery sy Jimra
Ko Petere, ko Horo, ko Hamama, ko Hiriha, ko Itirana, ko Peera.
sy Bazera sy Hoda sy Sama sy Silsa sy Jitrana ary Bera.
A, ko nga tama a Ietere; ko Iepune, ko Pihipa, ko Ara.
Ary ny zanakalahin'i Jatera dia Jefone sy Pispa ary Ara.
Ko nga tama a Ura; ko Araha, ko Haniere, ko Retia.
Ary ny zanakalahin'i Ola dia Ara sy Haniela ary Rizia.
Ko enei katoa he tama na Ahera, he upoko no nga whare o nga papa, he hunga whiriwhiri, he marohirohi, he maia, ko nga rangatira nunui tonu. I to ratou tauanga i runga i te whakapapa, ko te tokomaha o te hunga hei haere ki te whawhai, ki te turan ga riri, e rua tekau ma ono mano tangata.
Ireo zanakalahin'i Asera rehetra ireo dia samy lohan'ny fianakaviany, olom-boafidy sady mahery ary lehiben'ny loham-pireneny avy. Ary ny nanisana azy, araka ny firazanany, dia enina arivo amby roa alina no isan'ny azo nalefa hanafika.