I Chronicles 24

Na, ko nga wehenga o nga tama a Arona koia enei. Ko nga tama a Arona, ko Natapa, ko Apihu, ko Ereatara, ko Itamara.
Ary ny amin'ny taranak'i Arona dia izao no nizarana azy ho antokony: Ny zanakalahin'i Arona dia Nadaba sy Abiho sy Eleazara ary Itamara;
I mate ia a Natapa raua ko Apihu ki te aroaro o to raua papa; kahore hoki a raua tama: a na Ereatara raua ko Itamara i mahi nga mahi a te tohunga.
fa Nadaba sy Abiho dia maty talohan-drainy sady samy tsy nanan-janaka, koa dia Eleazara sy Itamara no nanao fisoronana.
Na ka wehea ratou e Rawiri ratou ko Haroko o nga tama a Ereatara, ko Ahimereke o nga tama a Itamara, he mea whakarite ki nga tikanga ma ratou mo a ratou mahi.
Ary Davida sy Zadoka, isan'ny taranak'i Eleazara, sy Ahimeleka, isan'ny taranak'Itamara, dia nizara azy araka ny antokony sy ny fanompoany avy.
Na ka kitea he tokomaha rawa nga tino tangata o nga tama a Ereatara i o nga tama a Itamara; a ko to ratou wehenga tenei; o nga tama a Ereatara kotahi tekau ma ono nga tino tangata o nga whare o o ratou matua; o nga tama a Itamara, o nga whare o o ratou matua, tokowaru.
Ary ny lohany tamin'ireo, dia tamin'ny taranak'i Eleazara, no maromaro kokoa noho ny tamin'ny taranak'Itamara, ka dia nozarainy toy izao izy: Tamin'ny taranak'i Eleazara dia enina ambin'ny folo no lohan'ny fianakaviana; ary tamin'ny taranak'Itamara dia valo kosa no lohan'ny fianakaviana.
Ko to ratou wehenga hoki he mea rota, ko enei hui tahi ki era; a tera nga rangatira o te wahi tapu, me nga rangatira o te whare o te Atua no nga tama a Ereatara, no nga tama ano hoki a Itamara.
Ary samy nozarazaraina tamin'ny filokana avokoa izy rehetra; fa samy mpifehy masina, dia mpifehy ho an'Andriamanitra avokoa, na ny avy tamin'ny taranak'i Eleazara, na ny avy tamin'ny taranak'Itamara.
He mea tuhituhi ratou na Hemaia karaipi, tama a Netaneere, o nga Riwaiti, ki te aroaro o te kingi, o nga rangatira, o Haroko tohunga raua ko Ahimereke tama a Apiatara, ki te aroaro ano o nga upoko o nga whare o nga matua o nga tohunga, o nga Riwa iti: kotahi whare matua i riro mo Ereatara, kotahi i riro mo Itamara.
Ary Semaia, zanak'i Netanela, mpanoratra anankiray tamin'ny Levita, no nanoratra azy teo anatrehan'ny mpanjaka sy ny mpanapaka sy Zadoka mpisorona sy Ahimeleka, zanak'i Abiatara, sy teo anatrehan'ny lohan'ny fianakaviana tamin'ny mpisorona sy ny Levita: fianakaviana iray no nalaina ho an'i Eleazara, ary iray kosa ho an'Itamara.
Na, ko te putanga o te rota tuatahi, no Tehoiaripi; ko te tuarua no Iraia,
Ny loka voalohany dia azon'i Joariba, ny faharoa an'i Jedaia,
Ko te tuatoru no Harimi, ko te tuawha no Heorimi,
ny fahatelo an'i Harima, ny fahefatra an'i Seorima,
Ko te tuarima no Marakia, ko te tuaono no Miiamini,
ny fahadimy an'i Malkia, ny fahenina an'i Miamina,
Ko te tuawhitu no Hakoto, ko te tuawaru no Apia,
ny fahafito an'i Hakoza, ny fahavalo an'i Abia,
Ko te tuaiwa no Hehua, ko te tekau no Hekania,
ny fahasivy an'i Jesoa, ny fahafolo an'i Sekania.
Ko te tekau ma tahi no Eriahipi, ko te tekau ma rua no Iakimi,
ny fahiraika ambin'ny folo an'i Eliasiba, ny faharoa ambin'ny folo an'i Jakima,
Ko te tekau ma toru no Hupa, ko te tekau ma wha o Iehepeapa,
ny fahatelo ambin'ny folo an'i Hopa, ny fahefatra ambin'ny folo an'i Jesebaba,
Ko te tekau ma rima no Pirika, ko te tekau ma ono no Imere,
ny fahadimy ambin'ny folo an'i Bilga, ny fahenina ambin'ny folo an'Imera,
Ko te tekau ma whitu no Hetiri, ko te tekau ma waru no Apahehe,
ny fahafito ambin'ny folo an'i Hezira, ny fahavalo ambin'ny folo an'i Hafizeza,
Ko te tekau ma iwa no Petahia, ko te rua tekau no Ehekiere,
ny fahasivy ambin'ny folo an'i Petahia, ny faharoa-polo an'i Jehezekela,
Ko te rua tekau ma tahi no Iakini, ko te rua tekau ma rua no Kamuru,
ny fahiraika amby roa-polo an'i Jakina, ny faharoa amby roa-polo an'i Gamola,
Ko te rua taku ma toru no Teraia, ko te rua tekau ma wha no Maatia.
ny fahatelo amby roa-polo an'i Delaia, ny fahefatra amby roa-polo an'i Mazia.
Ko nga tikanga enei mo ratou, mo a ratou mahi, mo te tomo ki te whare o Ihowa, i runga i te ritenga mo ratou, i whakaritea e to ratou papa, e Arona, ko ta Ihowa, ko ta te Atua o Iharaira i whakahau ai ki a ia.
Ireo avy no antokony amin'ny fanompoany izay idirany ao an-tranon'i Jehovah araka ny fitsipika voatendrin'i Arona rainy, araka ny nandidian'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, azy.
Na ko era atu o nga tama a Riwai: o nga tama a Amarama; ko Hupaere: o nga tama a Hupaere; ko Iehereia.
Ary tamin'ny taranak'i Levy sisa dia izao; Tamin'ny taranak'i Amrama dia Sobaela; tamin'ny zanak'i Sobaela dia Jedala.
Na ko a Rehapia: o nga tama a Rehapia; ko te tuatahi ko Ihiia.
Ny amin'i Rehabia: tamin'ny taranak'i Rehabia dia Jisia no voalohany.
O nga Itihari; ko Heromoto: o nga tama a Heromoto; ko Iahata.
Tamin'ny Jizarita dia Selomota; tamin'ny taranak'i Selomota dia Jahata.
Na, ko nga tama a Heperona; ko Teria te tuatahi, ko Amaria te tuarua, ko Tahatiere te tuatoru, ko Tekameama te tuawha.
Ary ny amin'ny taranak'i Sebrona dia Jeria no voalohany, Amaria no faharoa, Jahaziela no fahatelo, Jekameama no fahefatra.
O nga tama a Utiere; ko Mika: o nga tama a Mika; ko Hamiri.
Ny zanakalahin'i Oziela dia Mika; tamin'ny taranak'i Mika dia Samira;
Ko te teina o Mika; ko Ihiia: o nga tama a Ihiia; ko Hakaraia.
ny rahalahin'i Mika dia Jisia; tamin'ny taranak'i Jisia dia Zakaria.
Ko nga tama a Merari; ko Mahari, ko Muhi: ko nga tama a Taatia; ko Peno.
Ny zanakalahin'i Merary dia Maly sy Mosy; ny zanakalahin'i Jazia dia Beno.
Ko nga tama a Merari, ara a Taatia; ko Peno, ko Hohama, ko Takuru, ko Ipiri.
Ny zanakalahin'i Merary tamin'i Jazia dia Beno sy Sohama sy Zakora ary Ibry.
Na Mahari, ko Ereatara; a kahore a tenei tama.
Avy tamin'i Maly no nihavian'i Eleazara, izay tsy nanan-janakalahy.
Na ko a Kihi: ko te tama a Kihi, ko Ierameere.
Ny amin'i Kisy, ny zananilahy dia Jeramela.
Ko nga tama ano a Muhi; ko Mahari, ko Erere, ko Terimoto. Ko nga tama enei a nga Riwaiti, no nga whare o o ratou matua.
Ary ny zanakalahin'i Mosy dia Maly sy Edera ary Jerimota. Ireo no taranaky ny Levita araka ny fianakaviany avy.
I maka rota ano enei i pera me o ratou tuakana, me nga tama a Arona, i te aroaro o Kingi Rawiri, o Haroko ano raua ko Ahimereke, o nga upoko ano o nga whare o nga matua o nga tohunga, o nga Riwaiti, ara o nga tino matua i te ritenga o o ratou te ina.
Ary ireo dia mba niara-niloka tamin'ny rahalahiny, taranak'i Arona, teo anatrehan'i Davida mpanjaka sy Zadota sy Ahimeleka sy ny lohan'ny fianakavian'ny mpisorona sy ny Levita: niara-niloka avokoa na ny zokiny na ny zandriny.